Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
21. rakapy
(
13/07/2009 11:49)
Hoy i Ndaty
Fa angaha ratsy hono ny sexe ry Ndaty?
Hoy i Ndaty
Ka tsy ny rongony ihany anie no mi-creer dependance eto @ fiainana e!
Na ny fiarakodia , ny portable, ny fivavahana ,sakafo....dia samy mi-creer dependance avokoa ka nahoana no lazainao fa tares et nuls mecs mavandivandy avao izahay?
Aza dia malaky manatsafa moa fa adi-hevitra anie no ato e!.
sahala @ sexe, tu y touches, tu en veux davantage
Fa angaha ratsy hono ny sexe ry Ndaty?
Hoy i Ndaty
toi et ika sont completement tarés et nuls mecs.
Ny rongony par definition dia mi-creer dependance, raha vao mikasika ianao dia ao roboke, sarotse vao afake, tsy misy izany hahalala onony izany
Ka tsy ny rongony ihany anie no mi-creer dependance eto @ fiainana e!
Na ny fiarakodia , ny portable, ny fivavahana ,sakafo....dia samy mi-creer dependance avokoa ka nahoana no lazainao fa tares et nuls mecs mavandivandy avao izahay?
Aza dia malaky manatsafa moa fa adi-hevitra anie no ato e!.
22. Veloo
(
13/07/2009 16:49)
cutie a zara fa ao ndray aloha fa be asa retsy a hihihihih
:-* :-* :-* :-*
Fijo salut ela :-* :-* :-*
=)) =)) =)) =))
raha fanofody omen'ny dokotera specifier sy equilibrer ilay dose dia akory atao, izay no manasitrana an'ilay marary... fa raha ampiasaina pour un rien de ratsy lesy rakapy a...
:-* :-* :-* :-*
Fijo salut ela :-* :-* :-*
cutie [ Valio ] 12-07-2009 22:14:36
Lohateny : Re : Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Voalaza teo :
Mpandefa : ndaty [ Valio ] 12-07-2009 19:22:07
Lohateny : Re : Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Voalaza teo :
saly vello ;
za koa momba an'ika eto,tsy hoe voarara,fa mahiaza honony.amin'ny atao rehetra dia izay ihany no fahendrena
toi et ika sont completement tarés et nuls mecs.
Ny rongony par definition dia mi-creer dependance, raha vao mikasika ianao dia ao roboke, sarotse vao afake, tsy misy izany hahalala onony izany
sahala @ sexe, tu y touches, tu en veux davantage
mbady ex-jamalay (ex mpifoke jamala)no miresake aminao izao
mavandivandy avao
=)) =)) =)) =))
raha fanofody omen'ny dokotera specifier sy equilibrer ilay dose dia akory atao, izay no manasitrana an'ilay marary... fa raha ampiasaina pour un rien de ratsy lesy rakapy a...
23. ravonjison
(
15/07/2009 13:50)
Izaho aloha dia tsy nandalina loatra ilay resaka kristianisma sy rongony e , fa resaka logique sy interpretation fotsiny no ampiasaiko eto.
Ny iray @ didifolo dia milaza : aza mamono olona .
Tsy ny famonoan\'olona direct ihany no tiana lazaina eto, fa rehefa endrika famonoan\'oIona rehetra. Ny fifohana rongony dia famonoana olona tokoa ( mamono ny tenany),satria ny rongony dia mahafaty, miteraka \" depandance \"sy ny vokatra rehetra aterak\' izay ( infection, hanohanana sns...).
Misy anefa ny rongony sasany ampiasaina atao fanafody, izany anefa dia mila fahaizana tanteraka. Raha mampiasa izany na mifoka rongony ianao nefa tsy mahalala ny fomba fampiasana azy dia mamono olona.
Tiako ho marihina anefa fa samihafa ny atao hoe \" dependance\" sy ny fahazarana, na fahazran-dratsy.
Ny \" dependace \" na fiankinana dia vokatry ny rongony ( tsy maintsy mitarika an\'izay ny rongony par definition), ka raha tsy mahazo ilay rongony ilay olona dia miseho ny \" crise d \' abstinance\"
Ny fahazarana kosa dia fahazarana fotsiny,tsy miteraka fiankinana, rehefa tsy mahazo ilay mahazatra ilay olona dia sorena fotsiny fa tsy misy \" crise d\' abstinence \" miseho . ( ohatra: fiarakodia , portable , chocolat...).
Rehefa zatra fiarakodia ny olona, ka raha tsy manana tampoka, dia sorena satria efa tsy zatra mandeha tongotra.
Samihafa mihitsy ireo, ka ny fiarakodia na portable dia tsy azo lazaina hoe rongony.

24. soanja
(
15/07/2009 22:48)
Ny zava-drehetra izay misy eto an-tany dia misy ny + sy ny - daholo ary izay no nanamboaran'Andriamanitra azy mba hahalalantsika ny onona hoe na omena anao aza ny safidy dia hatraiza ny fahafahanao mahalala fa hanimba ny asa/ na hetsika ataonao. Na io fianarana io aza rehefa atao be loatra dia mahalasa adala ohatra.
Ny rongony jamala dia isan'ny ravin-javatra iray tena mandaitra tokoa rehefa itadiavana aingam-panahy ary ahavitana zavamahaso isan-karazany tokoa. Betsaka amin'ireo hira henontsika izay ankafizintsika no niforona tao anaty aingam-panahy niaraka tamin'i jamala. Ny artista isan-karazany izay mahavita asa mahavariana sy tsy azo takarin'ny saina tsotra dia ikoizana tokoa raha handray io zavamahadomelina io satria manampy azy hanome izany fahafahana ahavita zavatra miavaka izany io rongony io.
Ny fahalalana ny onona no tian'Andriamanitra aseho amintsika hoe hatraiza ary amin'ny fomba ahoana. Raha tsy nifoka ve ny namanao rehetra handeha hanao fifaninana sport dia ianao kosa ve no hamitaka ny hafa ka hanao izany satria tsy vitanao ny hanao izany tsy misy hery hafa?
Fahatanjahan-tsaina sy nyy fahalalana ny onona no fototra isian'ny fianantsika eto an-tany satria ny zava-drehetra no nisy dia nataon'Andriamanitra am-pitiavana avokoa.