tsy dia tsara ny miady hevitra @ity.

1. zaytinao ( 08/07/2009 20:22)
Aleo tonga dia manao missionnaire.
répondu par rijadolly le 20/07/2009 19:19
2. JOSIAH ( 09/07/2009 08:12)
Tsy mazava fa hazavao tsara
3. Lejoba ( 09/07/2009 21:47)
asa fa tsy kabary
4. rijadolly ( 10/07/2009 16:00)
Tsy mety! Manjary tsy misy tsony ny "Lohahevitra : Fivavahana, finoana" moa koa manjary tsy mahazo lesona sy fampaherezana intsony izahay fa ilaozanareo miasa fotsiny,no tsy fantatray intsony hoe Jesoa Kristy marina v no mahatonga anareo manao asa tahaka izao.Ilaina ihany ilay kabary alohan'miasa e! fa tsy maintsy miasa a!
5. Lejoba ( 17/07/2009 00:22)
tena misy fampaherezana azo ve eto @ ity dinika ity?
6. rijadolly ( 20/07/2009 19:19)
mety ho fahakivina no azo ato ô? ra izany,iza ny hiditra ato sy hitady L ato?
Ny torohevitry ny namana sy Tenitsoratra masina alefan'ts11 dia ts tahaka ny rano araraka an-damosin-gisa fa ho an'izay manan-tsofina sy manana maso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0685