tsy dia tsara ny miady hevitra @ity.
1. zaytinao
(
08/07/2009 20:22)
Aleo tonga dia manao missionnaire.
novalian'i rijadolly ny 20/07/2009 19:19
4. rijadolly
(
10/07/2009 16:00)
Tsy mety! Manjary tsy misy tsony ny "Lohahevitra : Fivavahana, finoana" moa koa manjary tsy mahazo lesona sy fampaherezana intsony izahay fa ilaozanareo miasa fotsiny,no tsy fantatray intsony hoe Jesoa Kristy marina v no mahatonga anareo manao asa tahaka izao.Ilaina ihany ilay kabary alohan'miasa e! fa tsy maintsy miasa a!
6. rijadolly
(
20/07/2009 19:19)
mety ho fahakivina no azo ato รด? ra izany,iza ny hiditra ato sy hitady L ato?
Ny torohevitry ny namana sy Tenitsoratra masina alefan'ts11 dia ts tahaka ny rano araraka an-damosin-gisa fa ho an'izay manan-tsofina sy manana maso.
Ny torohevitry ny namana sy Tenitsoratra masina alefan'ts11 dia ts tahaka ny rano araraka an-damosin-gisa fa ho an'izay manan-tsofina sy manana maso.
