Olan'ny namana:any an-dafy ny sipany
1. Onjakeli
(
07/07/2009 16:25)
Misy namana, manana olana mba mila toro-hevitra.
Misy namako niditra tato am sersera. Nisy olona nifanoratra taminy tao. Izy eto Dago fa ilay tovolahy any an-dafy. Raikitra fa hifankalala bebe kokoa. Nifanome numero ry zareo. De niantso tokoa ilay bandy any an-dafy izay tsy napoizin'ity namako ity mihitsy tamin'ny voalohany. Dia niantso foana ilay bandy isan'andro. matetika aza in-droa mihitsy. maraina sy hariva. Manonatany izay ataon'ilay namako. Dia nifankalalala, tsy manana sipa sy ny karazany, de nilaza ilay bandy fa mitady vady izy. De nifanaiky fa hiaraka. Nilaza tamin'ity namako ity ilay bandy fa amin'ny faran'ny taona no ho tonga eto Dago ka raha afaka miandry azy ilay sipa de tsy manao sipa sy tsy mandeha manambady raha misy maka aza. De nanaiky ny sipa akama. De tena nifankatia ry zareo saingy anaty telephone. Mieritreritra izay atao rehefa mihaona izay tonga am oe hatao mariazy mihitsy.
Iray roa volana latsaka ihany anefa ity bandy no nanao an'izany fa nihena ny antsony, tsy de niteny ny momba azy loatra intsony izy taty aoriana. Ary farany de tsy niantso intsony mihitsy.
Mba niezaka niantso anazy ilay sipa akama saingy nilaza ity farany fa miasa be ka tsy afaka miantso intsony. Tsy noraisiny mihitsy aza ny antson'ny sipa taty aoriana.
Ka in no atao:hiaraka am olokafa ve ilay namako?Ilay bandy anontaniana oe hiaraka amin'ny olo-kafa ve le sipa sa hiandry anao manome valinteny mazava.
Ka inona ary izany no atao. Mba toroy hevitra. svp

répondu par Onjakeli le 27/07/2009 14:58
3. xxx
(
07/07/2009 17:54)
Tena nisy namako akaiky mihitsy voa toa izany ry onjakeli. Fa ny tsy mampitovy azy dia efa tena nihaona mihitsy ry zareo. Dia nony niverina taty an-dafy ilay bandy dia mbola nifampiantso foana sy mifandefa msg @ mail koa aza. Dia efa niresaka t@ fihaonana tany dago fa hivady fa miandry ny fotoana hanaovana azy.
Nandalo tany dago koa aza ny RAD n'ilay bandy t@ 2008 dia nihaona t@ ity namako sady nitondra KDO, ary nilaza fa notantarain'ny zanany azy ny fiarahan-dreo ka mahafinaritra azy hono.
Kanjo, teo @ 2 mois teo no nifanoratra sy mifampiantso tsy tapaka hatrany rehefa niverina taty frantsa ilay bandy no nisy sipa nanoratra t@ io namako io fa hoe aza mifanadala amin'ny fofombadiny tsony hono fa mahaiza manaja tena sns...
Dia rehefa notenin'ilay namako ilay bandy nitantarana io resaka io, dia nilaza fa tsy fantany izany resaka izany, nefa ahoana ary no nahalalan'ilay sipa io ny adiresin'ity namako? Dia nanontany ilay namako avy eo hoe: aleo ho tapahana ny fiarahantsika fa jereo ity ny fofombadinao araka ny lazainy ahy efa mampitandrina ahy.
Dia hoy ilay bandy hono hoe: zay ataonao e. Hita fa tsy mahita ambara izy fa tena zava-nisy ilay izy...
Dia nanapa-kevitra ity namako fa tsy hiaraka aminy intsony na dia mbola tia azy aza.
Koa toroy hevitra ny namanao fa ataovy tanala very sampy hoe ka ny manova no mety e!

4. JOSIAH
(
07/07/2009 18:29)
Za alohaa de mba manoro hevitra aza miandry anizany fa mitadiava hafa aza manmbitamby azy akory aza hadinoy tanteraka ny aminy
5. Ratoa
(
07/07/2009 19:20)
Bjr,
adinoy any izany Ranona fa bandy mpamitaka izany so tia tena â! mamandrika 2 izy dia avy ilay namanao votsy-droa! hilazaon'ny omby mihahaka eo fosiny anefa ny tsara sy mendrika tsy lany moa ny hatanorana mandalo , mihazakazaka milefa.

6. Papoose
(
07/07/2009 20:42)
Aza mankarary fo mora foana @ zany hoe!
voadona t@ iny zany ka atao ahoana fa aza manaiky ho voadona intsony @ manaraka!

8. Mirananirina
(
08/07/2009 10:36)
Mampalahelo tokoa izany namanao izany;nefa dia matetika mitranga io eto amin'ity net ity.
sur fa efa nahita hafa ilay bandy dia hadinony ilay sipa any Dago;sady tsy mandray no tsy miantso tel intsony izy,midika fisarahana izay.Dia ny manova no mety aminy,fa adinoy ilay bandy.

9. Papoose
(
08/07/2009 13:30)
fa mahagaga mihitsy fa dia tena tsy misy espoir mihitsy ve ny bandy eo an-toerana fa betsaka mihitsy ny sipa voadona avy @ net! :(
10. ravonjison
(
08/07/2009 14:35)
Papoose:
fa mahagaga mihitsy fa dia tena tsy misy espoir mihitsy ve ny bandy eo an-toerana fa betsaka mihitsy ny sipa voadona avy @ net! :(
Mahagaga tokoa ! Tsaratsara angamba raha asiana ady mikasika izay manokana, mba ahafahantsika maneho hevitra sy mijery akaiky an' io olana io.
11. ravonjison
(
08/07/2009 14:38)
Papoose:
fa mahagaga mihitsy fa dia tena tsy misy espoir mihitsy ve ny bandy eo an-toerana fa betsaka mihitsy ny sipa voadona avy @ net! :(
Mahagaga tokoa ! Tsaratsara angamba raha asiana ady hevitra manokana mikasika izany, mba ahafahantsika maneho hevitra sy mijery akaiky an' io olana io.
12. Mirananirina
(
08/07/2009 15:34)
Ka izay no mahatsara raha manao io dia aleo misafidy namana miaraka toerana,samy any Dago,samy eto france,Chine sns...........Afaka mifankahita amin'izay.
13. tess
(
08/07/2009 15:39)
ka inona no mbola hiandrasana e! noho izy hoe aty andafy fotsiny ve! izy aza izany efa manidy trano.....
14. ni81
(
08/07/2009 15:42)
Efa tsy vonona intsony izy fa manajà tena e! Tsy anjaranao izy fa mionona!
15. Papoose
(
08/07/2009 16:38)
zay le manahirana be @ le hoe tsy mahita nefa hino, fa de aleo mihitsy manaja tena...misy tena mihaona aza avy eo idiran'ny rivotra koa!
16. tess
(
08/07/2009 17:05)
misy tena mihaona aza avy eo idiran'ny rivotra koa!
fa ita kou mangetongetotra mitsy :wink: :-D :-D :-D
17. Papoose
(
08/07/2009 18:05)
dia avy eo midegany, mandraingiraingy mihitsy, aleo aloha aho tsy hihomehy fa sao de mba hitaraina eto koa :-P
18. simplex
(
08/07/2009 18:39)
mody tenenina hoe miandry...
... kanefa sady mitetika olon-kafa ihany... dia izay tonga aloha no tompon-tanindrazana 8)
;-)
20. ni81
(
08/07/2009 19:19)
tena aleo ihany zany tompon-tanidrazana kle!hum! rehefa sendra ny tsy hety na avy aiza io na avy aiza dia voa foana e! :?
Inona ny ody faty hoy ilay olona t@ mopera, dia novaliany hoe: ny aza voa anaka :)