Olan'ny namana:any an-dafy ny sipany
21. tess
(
08/07/2009 19:26)
simplex:
mody tenenina hoe miandry...
... kanefa sady mitetika olon-kafa ihany... dia izay tonga aloha no tompon-tanindrazana 8)
;-)
de rha samy ok tampoka ndray izy roa no sady bien bien beh dia aona???
22. ni81
(
08/07/2009 19:27)
de rha samy ok tampoka ndray izy roa no sady bien bien beh dia aona???dia indray velomina ao aby zany koa!
:-D :-D :-D
23. simplex
(
08/07/2009 20:11)
:-D:-D
soa ny manan-droa ozy, sa ahoana? :)
ra samy poinsa izy roa dia atao 27 de boka ee :P
improbable aloha le hoe samy poinsa en meme tps ee. Tsy maintsy misy elanelam-potoana kely foana... zany hoe ra vao poinsa ny ray dia tapahina ny ray...
mbola eto foana kao ny forum ra mitranga izay olana izay :)
;-)
25. ravonjison
(
09/07/2009 11:24)
Misy fomba fiteny eoropeana izay : " Tsaratsara kokoa ny fody eo ampela-tanana toy izay voromailala any ambony tafitrano ".
26. nathie86
(
09/07/2009 11:33)
ravonjison:
Misy fomba fiteny eoropeana izay : " Tsaratsara kokoa ny fody eo ampela-tanana toy izay voromailala any ambony tafitrano ".
fa tsara ihany ko ilay miakatra tafo-trano haka ilay vorimailala an. :)
27. ravonjison
(
09/07/2009 12:34)
nathie86:
ravonjison:
Misy fomba fiteny eoropeana izay : " Tsaratsara kokoa ny fody eo ampela-tanana toy izay voromailala any ambony tafitrano ".
fa tsara ihany ko ilay miakatra tafo-trano haka ilay vorimailala an. :)
Ianao anefa mety hianjera, ilay voromailala mety hisidina ( sur aho fa hisisdina, raha tsy hoe voromailala tapa-kelatra ngaha). Asakasakao !
28. gabidemony
(
09/07/2009 13:03)
BAndy aty an-dafy!?...ny eo akaiky no jereo, izany hoe aza manantena ny lavitra tsy hita maso fa ny eo ambani-masonao no fidio izay tina.
Ny sasany mantsy @ty internet ity de manadala fotsy izany hoe mandany andro,manalazy fotsiny...de tin'ny sasany le milalao ny sentiment-n-sasany, zavatra efa fanta-tsika hoe ny lehilahy tsy mahadigny raha ela.Mety nahita sipa izy taty an-dafy de hadinon'ianao (hoy ra riky zay)
Izy ko ohatra mety mitetika fotsiny hoe ilay sipa no iarahany mandritra ny andro hilatsany ao dago de rehefa miverina aty an-dafy izy de byebye love.
Ary izy tsy mamaly tel sy tsy miantso izany tsony zao mety hoe manana sipa izy ao de matahotra manday phon sy miantso sao tratra.
KA TANDREMO ZANY FA NY FANANTENANA FANANTENANA IHANY

29. Papoose
(
09/07/2009 13:21)
ravonjison:
Misy fomba fiteny eoropeana izay : " Tsaratsara kokoa ny fody eo ampela-tanana toy izay voromailala any ambony tafitrano ".
mitovy @ fa fiteny gasy ihany koa....nahita akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano hihihihhi!!!
30. ravonjison
(
09/07/2009 15:02)
Papoose:
ravonjison:
Misy fomba fiteny eoropeana izay : " Tsaratsara kokoa ny fody eo ampela-tanana toy izay voromailala any ambony tafitrano ".
mitovy @ fa fiteny gasy ihany koa....nahita akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano hihihihhi!!!
Izay mihitsy e !!! Tena mbola mahavoa ihany isika @ ilay resaka fanoharana sy fampiasana fiteny malagasy.
31. ndotofetsy
(
09/07/2009 18:20)
tsss resake daholo zany olona ary @ tsy mahay maka ary ve no andrasana tsy ze akoho tamana antrano aloha no raisina fa miandry ny akanga tsy aman orana ary andraikiba ary. ty hono ka voan ny sida any le bandy de ahoana hahahaha aoka re fa de misy manidina mihintsy
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
34. endrika01
(
10/07/2009 09:17)
Papoose:Papoose>Vaovao be njay zany an=))
akanga tsy aman\'orana :-D =))
36. gabidemony
(
11/07/2009 14:19)
ny akanga tsy tia orana sa ny akanga sy ny orana :/ :-w
tsy kòp mintsy le bandy
tsy kòp mintsy le bandy
37. gabidemony
(
11/07/2009 14:21)
Aza manantena voa tsy ary fa ny eo ambanimaso no asio sira sy poivre :^)
38. bibidia
(
24/07/2009 16:53)
sarotra anie leisy ity fitivana ity rehefa tsy mety atoa dia tsy mety tokoa anie rehefa mety dia be milaza fa izaho tena dada é nefa mitovy @ cas taloha io fa ny ahy indray ilay sipa taty dago no dila izaho tonga ohatran'ny vinanto tsy mahare fosa
39. Onjakeli
(
27/07/2009 14:58)
Mba mafy koa izan nahazo an'i bibidia izany. sa ve za no tsy mahazo tsara ny zavatra lazainao?
Atao aona e!
Atao aona e!