Hiala TGV za (aleo hiverina indray ra8 raha izany)
1. xxx
(
07/07/2009 06:05)
Koa raha tsy efa lasa adala koa hanaiky ny didi-jadona nataon-dravalo. Tsy misy miala TGV zany eo. Rehefa tsy omen'ireto EU vola, tsy maninona fa any an-kafa indray mitady e!.
répondu par fijo le 08/07/2009 22:05
3. xxx
(
07/07/2009 06:55)
Mirananirina:
naninona no xxx eeeee
Ka raha hevitra no hampiadina ange dé tsy mila fantatrao ny ps-ko e. Tiako ho marihina fa hatramin'ny nidirako teto amin'ny serasera dia xxx foana no nataoko. Fa hitanao fa voaendrikendrika ny hoe mpandainga, kanosa, sns .. izà ra-xxx eto. Tsy mahagaga io fa toetra efa fanaontsika malagasy, ilay tsy té hihaino ny hevitry ny hafa fa ny an'ny tena ihany no marina. Nefa raha jeren-dry zareo izay manapotra ps ny mombamomba azy, izay nosoratany a! lainga fotsiny. Ka asa iza no tena mpaindainga amin'izany.
5. xxx
(
07/07/2009 07:10)
Mba mananihany an'ireto TIM re zà e!
Eny fa na dia tsy azo lavina intsony aza izao fa misy ny tsy mety ataon'i TGV. Fa mbola tena sarotra amiko ny hanadino, hanao toy ny tsy misy ny zavatra ratsy nataon-dravalo. Ka izany fiverenan'izany amiko dia tsy vaha-olana mihitsy. Noho izany TGV hatrany ny tenako fa tokony mba atao milay amin'izay kosa e!

6. Noue
(
07/07/2009 07:13)
zay tianao ihany io ka ! tsisy fanerena ! fa na izany aza dia diniho tsara fa tsy Ravalomanana ihany no nanao didy jadona koo
7. Mirananirina
(
07/07/2009 07:15)
Izaho koa aloha dia tsy miandry ny fiverenan-dravalo,nefa tsy mila TGV :) ,mba fantatrao moa ny vavan'nireo tiavinao???????????
Tsy maintsy mahatsangana trano izahay vao hiala???????? :( :( :(
Mba andana mangataka any koa na dia hoe hividianana fiara ocasion ary.Kely sisa dia vita so taraiky.
Tsy maintsy mahatsangana trano izahay vao hiala???????? :( :( :(
Mba andana mangataka any koa na dia hoe hividianana fiara ocasion ary.Kely sisa dia vita so taraiky.
8. xxx
(
07/07/2009 07:28)
Noue:
zay tianao ihany io ka ! tsisy fanerena ! fa na izany aza dia diniho tsara fa tsy Ravalomanana ihany no nanao didy jadona koo
Ka izay mihitsy ange no tokony tsy hangatahana ny famerenana an'i ra8 e. Tsy aleo ve havela, tsy korotanina ity HAT ity, amin'izay vetivety dia misy éléction vaovao no sady plus ou moins sur hoe tsy ho lany TGV. Dia i ra8 avela any afrika atsimo any.
Mirananirina:
,mba fantatrao moa ny vavan'nireo tiavinao???????????
Tsy laviko hoa hoe mitapy koa ity TGV ity! Fa tena mbola hinoko kosa aloha fa i ra8 dia mbola pire e!
9. Mirananirina
(
07/07/2009 07:32)
Tsy laviko hoa hoe mitapy koa ity TGV ity! Fa tena mbola hinoko kosa aloha fa i ra8 dia mbola pire e!
dia adaboy any daholo e
11. xxx
(
07/07/2009 09:03)
naritsimba:
Tsy TGV zà fa kosa ANTI - RA8, asaivo tonga izy raha sahy eh!
Ny TIM sy ny légaliste, miandry sy mitaky ny fiverenan-dravalo.
i naritsimba manao antso momba ny fiverenan-dravalo.
i sarla koa moa mety sur fa ho dakoro ny amin'izay.
Ka ampivo kely ilay pligany ry TIM-isany mba ahafahan-dravalo mandoa ny saran-dalàna avy ao afrika atsimo maketo an-tanindrazana. Dia eo tokoa isika mahita izy.
12. hery
(
07/07/2009 09:23)
Tsy azoko mihitsy ilay lojikanareo raha mba nahita fianarana ihany (sa tsy nahita?)
Tsy anakiroa fotsiny anie ny safidy e. Fa maninona no hoe matahotra (na leo) ny nataon-dravalo dia hanohana HAT na dia efa hita aza fatsy mety koa ny ataony?
Fa angaha rehefa manohatra HAT dia lasa pro-Ravalo tampoka?
Esory ny HAT dia manangana zavatra vaovao isika na misy na tsy misy Ravalo.

13. ni81
(
07/07/2009 09:30)
Tsy azoko mihitsy ilay lojikanareo raha mba nahita fianarana ihany (sa tsy nahita?)angamba izy ireo handroso maty ray be, hihemotra maty renibe knou :lol: :lol: tsy mahita ilay olom-baovao :?:
Tsy anakiroa fotsiny anie ny safidy e. Fa maninona no hoe matahotra (na leo) ny nataon-dravalo dia hanohana HAT na dia efa hita aza fatsy mety koa ny ataony?
Fa angaha rehefa manohatra HAT dia lasa pro-Ravalo tampoka?
Esory ny HAT dia manangana zavatra vaovao isika na misy na tsy misy Ravalo.
14. xxx
(
07/07/2009 09:57)
hery:
Tsy azoko mihitsy ilay lojikanareo raha mba nahita fianarana ihany (sa tsy nahita?)
Tsy anakiroa fotsiny anie ny safidy e. Fa maninona no hoe matahotra (na leo) ny nataon-dravalo dia hanohana HAT na dia efa hita aza fatsy mety koa ny ataony?
Fa angaha rehefa manohatra HAT dia lasa pro-Ravalo tampoka?
Esory ny HAT dia manangana zavatra vaovao isika na misy na tsy misy Ravalo.
Nandia fianarana ka! Izay mihitsy no hatsapana fa tsy misy lojika mifanaraka amin'ny fianaranao mihitsy ny zava-mitranga sy ny réalité eto an-tanàna. Ny didin'ny be sandry no miainga. Very eo zany enao raha ny fahaizanao sy ny fonao mba te hampandroso ny tanindrazana no ataonao.
Ary tsy hoe rehefa tsy manohana HAT dia matahotra ny ho lasa pro-ravalo fa ny hany mba fiarovana amin'ny ravalomanana kosa aloha dia ny HAT. Mba tadidinao ve ny zavatra nataonaon-dravalo e. Izay tsy dakoro amin'ny dia any am-ponja. Ka i lekely io ihany ary no mba sahy nijoro teo.
Ary rehefa tsy HAT ary dia iza??? ny fiverenan-dravalo aloha dia pas question. Ry zafy ve??? eeee Ry arema mpamono olona ve??? eeee ireto écologiste reto ve??? mety ho tsara fa tsy mino aho hoe réaliste zany. Mbola ho an'ny mpanakarena mantsy amin'izao izany hoe écologie izany. Ka iza???? Ka dia naleoko niafy amin'ireto HAT, io no hitako tsy dia tena mitapy loatra mihoatra ny sasany.
15. halloween
(
07/07/2009 11:17)
hery:
Esory ny HAT dia manangana zavatra vaovao isika na misy na tsy misy Ravalo.
io lesy ry papa tsy mila an'i lé8 zany d vita fa elah tsy nadia fianarana toa anazy no miandrasa anazy eo a! d andana miverina mitery ronono fa aza ny politika no lalaovina fa zavatra tsy ain'elah izany a! PETSA elah d Ampy!
16. xxx
(
07/07/2009 11:59)
io lesy ry papa tsy mila an'i lé8 zany d vita fa elah tsy nadia fianarana toa anazy no miandrasa anazy eo a! d andana miverina mitery ronono fa aza ny politika no lalaovina fa zavatra tsy ain'elah izany a! PETSA elah d Ampy!Tsy nandia fianarna lery nefa i hallowen mianakavy mbola tsy misy fanalana andro hafa tsy ny forum nosokafan-drahery. Donto iray trano. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
17. ouiandry
(
07/07/2009 12:13)
xxx:
Tsy nandia fianarna lery nefa i hallowen mianakavy mbola tsy misy fanalana andro hafa tsy ny forum nosokafan-drahery. Donto iray trano. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
aiza izy zany ry papa ah petsan'ny TGv ndray ve d mikorapaka, petsa oa lisany osy mainty very ray hahahahahaha
:* :* :* :* :* :* :* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
eo fa amboarina tsara androany al d tsy tezitezitra tsony rapitso vo matingy ééééééééééé d tsy be taraina fa petsapetsa tsara hahahahahaha
18. xxx
(
07/07/2009 12:28)
Ialahy mihitsy no tena tsy nahita fianarana, tsy matoky valeur dia mamorona ps BDB @ maro mpanohana ilay vendran'iry. :p :p
19. ouiandry
(
07/07/2009 12:36)
ka mamorona kou elah raha tehamorona fa ny anay lity ny fianakavianay tsy maintsy mahita fika inanana anlah a! ary zay efa niteny fa TGV zay hatramin'ny voloany ka hatramifarany fa elah aloha d ataonay petsa androany!