Hiala TGV za (aleo hiverina indray ra8 raha izany)
21. xxx (
07/07/2009 12:51)
ka mamorona kou elah raha tehamorona fa ny anay lity ny fianakavianay tsy maintsy mahita fika inanana anlah a! ary zay efa niteny fa TGV zay hatramin'ny voloany ka hatramifarany fa elah aloha d ataonay petsa androany!
Noho ny tsy fahavitanay mamorona site ho anay anie no hanohananay ny namanay e! fa ialahy haratsin'lah le tompony nefa ialahy mialokaloka ato aminy foana. Mba manana hambo lesy fa tsy ny olona no rabirabiana anefa ny site foana no handraisana anjara @ dinika a! tsy mahita handaniana andro sy hanovozana hevitra raha tsy ny serasera.org.
Gidro be tsy ampy saina lekely ty :P :P :P :-o :-o :-o