tsy vita didi-potra

1. xxx ( 06/07/2009 11:36)
Ny lehilahy eropeanina tsy manao didi-potra za gasy manambady eropeanina de ny fanontaniako aminareo lehilahy eto @serasera,tsisy fiantraikany ve ny tsy fanaovana didi-potra ohatra hoe tsy lasa momba sy ny sisa ,de olana koa rhf hananjanaka lahy zany zahay de tsy atao koa sa tsy maninona ny tsy fanaovana izany fa mba fomba gasy fotsiny valio :lol:
répondu par fitiava2011 le 06/11/2011 08:26
2. xxx ( 06/07/2009 11:44)
Raha european ny vadinao nefa izay resaka circumcision avy ve dia tsy takatrao??? mievera tena fa mety tsy ho ela dia hisaraka ianareo roa satria fohy loatra ny fomba fisainanao. Mbola be ny challenge sarotra be noho izany hiseho eo @ fianananareo fa mihomana dadatoa!
3. ni81 ( 06/07/2009 12:05)
Ny lehilahy eropeanina tsy manao didi-potra za gasy manambady eropeanina de ny fanontaniako aminareo lehilahy eto @serasera,tsisy fiantraikany ve ny tsy fanaovana didi-potra ohatra hoe tsy lasa momba sy ny sisa ,de olana koa rhf hananjanaka lahy zany zahay de tsy atao koa sa tsy maninona ny tsy fanaovana izany fa mba fomba gasy fotsiny valio
Be dia be ny vehivavy gasy nanambady vazaha fa tsy misy fiantraikany mihitsy ny tsy fanaovany didi-potra. Ary rehefa hatrizay miteraka ianareo ka manaiky ny vadinao dia azonao entina @ Dr Jiosy ny zaza ho foràna. Raha tsy manaiky izy dia manahaka an-drainy zany koa! :)
4. vale ( 06/07/2009 19:29)
[quote=xxx]
Raha european ny vadinao nefa izay resaka circumcision avy ve dia tsy takatrao??? mievera tena fa mety tsy ho ela dia hisaraka ianareo roa satria fohy loatra ny fomba fisainanao. Mbola be ny challenge sarotra be noho izany hiseho eo @ fianananareo fa mihomana dadatoa!
____________________________________________
eehhh,bennnnnnnnnn


5. Mirananirina ( 07/07/2009 07:25)
izao fotsiny e,vhv ianao angamba,anontanio izy fa tianao hatao didipoitra ny zanakao.Manaiky izy tsara,tsy manaiky moa izy atao ahoana moa.
Ny ahy izao ny zanako lahy vita didipoitra vao 8 mois monja,satria tiako natao.
6. xxx ( 07/07/2009 08:02)
aaaaaa ataovy didi-poatra ny zaza. Mandehana any amin'ny hopitaly fa inona no aleha an'i amin'ny jiosy zany. Ataovy didi-poatra ny zaza ka.
7. ni81 ( 07/07/2009 08:12)
aaaaaa ataovy didi-poatra ny zaza. Mandehana any amin'ny hopitaly fa inona no aleha an'i amin'ny jiosy zany. Ataovy didi-poatra ny zaza ka.
ka ny DR jiosy no be mpanao azy eto france ry xxx a! Fa inona no olana raha toa ka Jiosy na Afrikana?
8. ni81 ( 07/07/2009 08:17)
Ny lehilahy eropeanina tsy manao didi-potra za gasy manambady eropeanina de ny fanontaniako aminareo lehilahy eto @serasera,tsisy fiantraikany ve ny tsy fanaovana didi-potra ohatra hoe tsy lasa momba sy ny sisa ,de olana koa rhf hananjanaka lahy zany zahay de tsy atao koa sa tsy maninona ny tsy fanaovana izany fa mba fomba gasy fotsiny valio

aaaaaa ataovy didi-poatra ny zaza. Mandehana any amin'ny hopitaly fa inona no aleha an'i amin'ny jiosy zany. Ataovy didi-poatra ny zaza ka.
vao fanontaniana no napetrany teto fa ry zareo aza toa tsy mbola manan-janaka akory raha io fomba firesany eto io
9. xxx ( 07/07/2009 08:43)
Tsy fankahalana ny jiosy na ny afrikana velively fa aza maka sarotra e! Zavatra fanaon'ny hopitaly koa ange io e, sady madio no tsy dia marary lé zaza.
10. ni81 ( 07/07/2009 08:54)
Tsy fankahalana ny jiosy na ny afrikana velively fa aza maka sarotra e! Zavatra fanaon'ny hopitaly koa ange io e, sady madio no tsy dia marary lé zaza.
Tsy fakana sarotra ka! fa tsy be mpanao toy ny any dago ny didi-potra aty, dia izay no nanoroako azy ny DR jiosy fa ireo no tena efa za-draharaha sady fomba fanaony koa.
11. JOSIAH ( 07/07/2009 10:10)
za ndray mieritreritra hoe tsy de zava-dehibe zany didi-poitra zany,ka zay tinareo mitsam ihany e atao sa tsy atao
12. xxx ( 07/07/2009 11:03)
Ha ha ha tsy fantatrao mialoha angaha hoe tsy tapaka ny an'ilery ?

Ireto eropeana an'aliny tsy mitapaka ireto aza tsy maninona koa :-)
13. ni81 ( 07/07/2009 11:12)
Ha ha ha tsy fantatrao mialoha angaha hoe tsy tapaka ny an'ilery ?

Ireto eropeana an'aliny tsy mitapaka ireto aza tsy maninona koa
:lol: :lol: :lol:
misy gasy aza tsy manaraka io fomba iray io an! dia misy ny sasany tsy manam-bola ny RAD dia avelany @ zao ny ankizy.
14. ikaretsaka ( 07/07/2009 15:04)
Ny saina sy ny societe hiainan le olona no tena mibaiko an'io..
Raha zatra nahita nitapaka ka nisy tsy nitapaka de bizarre be izany..
Ho an'ny ankizy indray le rehefa manao sport izy ohatra ka le mandro ao @ vestiaire ka lery ireny no mitapaka de ny sisa tsy mitapaka de misy effets ara tsaina izay..raha lery irery no tsy mitapaka fa ny sisa mitapaka de misy effets koa izay...
Ny vazaa vavy sasany mahita tsy mitapaka ka nahita mitapaka tampoka dia gaga kely ihany..
Toa izany koa ny zatra nahita mitapaka...
15. JOSIAH ( 07/07/2009 18:34)
mitapaka tsy mitapaka :lol:
16. sitlo ( 07/07/2009 19:39)
Ny fototry ny didi-poitra dia ny fahasalamana. Tamin'ny andron'ny Baiboly dia sarotra tokoa ny nidio. Ka mora nahazo aretina ireo tsy nitapaka.
Ankehitriny kosa dia tsotra ny midio ka tsy dia misy olana ara-pahasalamana intsony ny mitapaka sy ny tsia.

Lasa resaka fiarahamonina sisa ilay izy ka io an'ikaretsaka io itondrana azy. Raha tsy mitapaka ny ankamaroan'ny ankizy eo amin'ny fiarahamonina dia aza tapahina.
Fa ny any Madagasikara aloha dia mitapaka daholo ny ankamaroany. Raha izaho izao no manan-janaka lahy dia tapahiko tsara mihitsy. Dia omeko an'ny dadanay ny lohatsitsiny miaraka amin'ny akondro. :-D
17. ikaretsaka ( 08/07/2009 04:00)
fa rehefa tena manahirana aza tapahina tanteraka fa ny antsasany avelao eo @ le lohantsisiny iny.. de 50/50 e 8)
18. tokynat ( 09/07/2009 08:03)
resaka fahadiovana ne no antony nanaovan'ny Ntaolo io didi-poitra io e, satri saronle ôtran fonony iny lery de miangona ao ny maloto refa mipipi de naleony notapahina le hoditra fonony, fa mitovy fôna ny asan'io na mitapaka na tsia, :lol: :lol:
19. Papoose ( 09/07/2009 13:31)
ary raha ny lhl gasy tokoa v no tsy mitapaka dia afaka miteraka?
20. rakapy ( 09/07/2009 14:31)
ary raha ny lhl gasy tokoa v no tsy mitapaka dia afaka miteraka?

Mety lasa vazaha angamba ny zanany o? =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757