tsy vita didi-potra

21. Papoose ( 09/07/2009 19:44)
dia tsy haiko! raha gasy ny vadiny dia miteraka v zareo? ary raha vazaha?
22. ikaretsaka ( 10/07/2009 01:44)
eny tokoa kel.. tsara andramana
23. Ratoa ( 10/07/2009 02:02)
madio kokoa ny zaza voafora sady tsy misy toerana iafenan'ny hotrikaretina. Ny ankizy tsy voafora be infections isankarazana
24. rakapy ( 10/07/2009 07:23)
ary raha ny lhl gasy tokoa v no tsy mitapaka dia afaka miteraka?

dia tsy haiko! raha gasy ny vadiny dia miteraka v zareo? ary raha vazaha


sao dia izao ary no ilazan'ny olona hoe lasa miteraka bibilava???
=)) =)) =))
25. Papoose ( 10/07/2009 13:21)
rakapy laozany mikimeme fotsiny nefa tena tsy haiko le valiny!!! :-D
26. Ratoa ( 10/07/2009 21:25)
tsy misakana ny fiterahana mihitsy izany fa madio kokoa fotsiny ny olona voafora. Jereo fa ny tany mafana rehetra no mahafantatra ny famorana. tsy ny jiosy irery.
27. rakapy ( 11/07/2009 10:41)
Hoy i Papoose
rakapy laozany mikimeme fotsiny nefa tena tsy haiko le valiny!!!


:-D :-D :-D Azafady fa nataoko hoe mananihany koa ianao marina!
Hoy i Ratoa
tsy misakana ny fiterahana mihitsy izany fa madio kokoa fotsiny ny olona voafora. Jereo fa ny tany mafana rehetra no mahafantatra ny famorana. tsy ny jiosy irery

Tena marina fa tsy misy fiantraikany eo @ fiterahana ny vita fora na tsia. Fa ilay hoe madio kokoa angamba no tsy iraisako hevitra satria ny fahadiovana dia miankina @ tsy1/1 sy ny toerana misy azy. Na tsy mifora aza ny lhl iray ka nefa mahay sy mahavatra ny midio dia hadio izy. Nefa na dia mifora aza ny lhl iray ka tsy mahava-tena dia haloto izy.
Ny famorana dia manampy ny lhl bebe kokoa sy manamora ny fanadiovany ny tenany.

28. Ratoa ( 12/07/2009 03:14)
Tsy azonareo mihitsy ilay resaka.
Misy tsy afaka na midio ohatra ny inona ary é!
Ataoko sary angamba mba ho azonareo ny resaka!!! :D :D :D :D :D
29. rakapy ( 12/07/2009 07:39)
Efa aretina indray izany fa tsy loto intsony Ratoa raha tsy mety diovina a! :-D :-D :-D Mila fanafody
30. Papoose ( 13/07/2009 18:34)
Tena marina fa tsy misy fiantraikany eo @ fiterahana ny vita fora na tsia.


ka miterave ve sa tsia ry ratoa?
31. Papoose ( 13/07/2009 18:35)
miteraka
32. ikaretsaka ( 14/07/2009 14:02)
Miteraka zaza maloto ngamba ko...tsy sterilisee de lasa le be aingitraingitra otran vazaha ireny...
Misy tokoa finoana izay hoe le olona sarotra iaraha monina ireny @ le resaka sarotsarotiny ara pahadiovana dia hoe na miaraka @ olona tsy mitapaka na izy mihitsy no tsy mitapaka... le hoe tsy mihinana eny @ louks ohatra na mamely kawatry eny @ sisiny na tsy miditra hotely gasy rehefa Manao voyage. Ampitovio @ amerikanina sy ny frantsay any amintsika le manao tourisme ireny fotsiny ange ee
Ny amerikanina passe partout satria nyy akamaroanjareo de mitapaka, fa ny frantsay sarotsarotiny..satria. zareo tsy mitapaka...
33. Papoose ( 14/07/2009 15:16)
tsy tsara zany ny manambady frantsay noho ny american ve?
34. Ratoa ( 14/07/2009 16:17)
tsy tsara zany ny manambady frantsay noho ny american ve?

Asa indray aloha io
fa miteraka ianao na tsymitapaka aza é! Betsaka hoy aho ny firenena tsy manana io fomba io fa miteraka ary ny mponina amin'ny tany mafana no tena mitapaka satria mesure d'hygiène nenti-paharazana izany.
Indray andro aho nijery télévision tany Allemagne. Dia ny voalaza tao dia tovovavy iray naholana lehilahy dimy. Dia hoy ilay speaker hoe " die stinkende Horde im wahren Sinn hat sich auf das hilflose Mädchen gestürzt". Ny dikan-teny dia hoe: "La horde puante au sens propre du terme, s"est jetée sur la jeune fille sans défense".
Milaza ilay speaker fa masiso ny lehilahy alemana, ary izy izay niteny dia voabango ao anatin'izany; Ny alemana ohatra dia tsy mifora, ny jiosy alemana ihany no mifora. Ny prépuce mora manangona loto ary any anatiny any ilay loto ka sarotra ny manadio azy, indrindra rehefa tonga ny puberté sy ny pollutionn octurne. Misy tafajanona any anatyin'ilay prépuce.
Ny lehilahy silamo, izay mifora daholo, dia ampianarina misasa ary misy émission télévisée mihitsy manazava izany. Tsy aseho eo akory izay atao fa voaboasana sy dinihina eo.
Ny vehivavy silamo koa dia atoro ny fomba fisasa, ary tsy mahazo manao vernis à ongle izy ireny.
35. Papoose ( 14/07/2009 16:31)
mahavariana mihitsy zay voalazan-dratoa zany!

@ io resaka fahadiovana io dia tena samy manana ny azy avy ny olona avy @ toerana isan-karazany.....ny henoko dia hoe ny frantsay tsy manala volon-kelika, dia io ndray za mahita ny mikasika ny allemands, beurk koa zany! ary ny an'ny gasa aza mba inona marina? :-w
36. Ratoa ( 15/07/2009 00:05)
Ny gasy mifora dia mora madio. Misy foko gasy tsy mandalo renirano fa isiky ny mahita dia misasa (tambanivolo no lazaiko) dia milaza mihisty izy hoe afaka izao andro indray vao mahita rano fa misasà.
Efa manala volonkelika izy izao ka!
37. Papoose ( 15/07/2009 00:30)
raha tsy fahampiandrano ndray azoko ihany fa misy le hakamoana mihitsy dia lasa tsy hay intsony fa toa mivadika stereotype
38. JOSIAH ( 15/07/2009 06:25)
Misy firenena zay koa zay tsy ho lazaiko hoe aiza ny vehivavy ao tsy manala volombody :lol:
39. ni81 ( 15/07/2009 06:28)
manao rasta izy ireo zany kou :)
40. Papoose ( 15/07/2009 16:25)
josiah, fa secret be v de tsy azo lazaina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073