Kritika ho an'ireto TIM

1. xxx ( 03/07/2009 09:39)
Mimenomenona ny TIM fa mpangalatra ny HAT;
mpanongam-panjakana nefa fanjakana nilay be teo (...lol);
mpivarotra ron'ny madagasikara;
mividy avion nefa ny gasy noana;
ny monopole bodongerina nety teo noravain'ity HAT ity dia lasa lafo be izao ny PPN....(mivadibadika mihitsy angamba ry keynes sy ry Marx raha maheno ity teniko ity...lol);
mpamono olona;
sns....;

DIA HANINONA HONY???, HANINONA IANAREO TIM, MIBOTSINA FOTSINY AO. HANINONA???????

Nefa io mimenomenona ao io fotsiny maha-be kibo sa ahoana ry No???

HANINONA eo NEFA e????
:)

Tsiky ihany dia efa ampy hoy ilay rangahy izay.
répondu par pikatti le 04/07/2009 12:35
2. essera ( 03/07/2009 09:47)
Aoka les fa d aza manenji-dresy.
3. xxx ( 03/07/2009 09:58)
Mandrangitra ve no mba hany valinteny manoloana ny tsikera atao anareo? Izaho aloha tsy TIM, fa tsy HAT koa ary tsy ho HAT mihitsy.
Metimety kokoa aza ve ny manodina fiaramanidina? ny mivarotra rano? ny fampihororona ireo tsy mitovy hevitra amin'ny tena?
4. Noue ( 03/07/2009 10:06)
xxx:
Nefa io mimenomenona ao io fotsiny maha-be kibo sa ahoana ry No???
je suppose oe i Noue indray zao io voatonontonona mody atao oe No io ee ?? ahahahahaha raha ny fimenomenomana no naha be kibo an'i xxx , mety tsy aha be kibo ny sasany kosa eee !

Fa ny fahitako azy kosa aloha dia tsy oe be menomenona fa mitolona satriia be loatra ny tsy rariny eee !

dia zao koa !! i Noue aloha tsy TIM velively eee ! ary tsy ho pro tgv mandrakizay !


5. hery ( 03/07/2009 11:09)
pfff tsy dia famaly ny resaka ohatra an'itony fa firesaka foza orana.
6. ndotofetsy ( 03/07/2009 11:40)
lol ra hery ary tsy azoko koa le sujet heveriko hoe kiritika kely le tim fa ngôza be le hat hahaha
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. rabaradaka ( 03/07/2009 12:07)
Nous avons très étonné d'entendre que RABARIJAONA Mirana reste toujours le Directeur des Domaines au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, très ébahi !! Cett dame est la source des problèmes de Daewo logistics avec les 1,3 millions d'hectare vendu au Coréen, elle est (si j'ose dire) l'acolyte de Ravalomanana et la "protégée" du TIM. Durant la mnifestation populaire dirigée par le TGV, elle a sanctioné et menacé voire frappé des gens qui participaient à la manifestations du 13 mai durant les janvier et février. Actuellement elle dominele jeu avec son poulain le Directeur général de l'aménagement du territoire. Tout le monde constate des corruptions depuis sa nomination en 2007 et jusqu'aujourd'hui.
Qu'est ce que le Ministre attend d'elle ou il (le Ministre) est aussi son acolyte (!!!), peut-étre ? Nous connaissons des gens jeunes (TGV) plus compétents qu'elle aux services des domaines. Monsieur le Ministre, osez changer cette dame qui risquera de nuire votre situation et surtout votre siège.
Réfléchissez vite avant la 15 juillet car un grand nombre du personnel des Domaines organiseront des grèves contre elle.
8. pikatti ( 03/07/2009 12:32)
Teneno lesy Andry a,tsy aty elah no be taraina eo :!:
9. essera ( 03/07/2009 12:35)
:p :p :p :p
10. pikatti ( 03/07/2009 12:52)
Hoy rabaradaka


Monsieur le Ministre, osez changer cette dame qui risquera de nuire votre situation et surtout votre siège

Mahita asolo azy ve elah ? arosoy eto hoe le anarana,sao be taraina nefa tsisy propositions akory
Sao dia essera fa misaotra betsaka ha ha ha
11. essera ( 03/07/2009 12:57)
pikatti:
Sao dia essera fa misaotra betsaka ha ha ha

sonia : rabaradaka
12. xxx ( 03/07/2009 13:05)
ra-tsiky:
pfff tsy dia famaly ny resaka ohatra an'itony fa firesaka foza orana.


Rehefa tsy hiady, tsy havita hanongana an'io HAT amin'ny resaka ambony latabatra, rehefa tsy ho avy ireto rahalahy mainty hamono ny HAT, sns...

Dia mahaiza mionina e! efa firy volana izay. MIONONA ianareo na manaova action fa MILONA loatra ilay izy. Izahay ary 3000 nahalavo fitondrana nefa ianareo VAHOAKA (..lol) indray ve dia tsy maha-voahongana. Hampivo ilay pligany mba hanaovan'i Marc frais hodina raha tsy manana izy na tsy haiko e....

Tsara ho marihina fa ny HAT dia hirodana ho azy fa tsy mila ahongana raha toa ka tsy misy mandrebireby.
13. pikatti ( 03/07/2009 13:21)
Tsy maintsy harodana fa izy no hanaiky olona hamono ny Malagasy zany ,sa ny havanareo raha tsy raharahainareo de zay koa tsy miraharaha :twisted:
14. essera ( 03/07/2009 13:41)
Tsy maintsy harodana fa izy no hanaiky olona hamono ny Malagasy zany ,sa ny havanareo raha tsy raharahainareo de zay koa tsy miraharaha

=))
Miakatra hariva2 aaaaa
15. pikatti ( 04/07/2009 12:35)
io anie no lazaiko e, ny tary ato tsy mamela raha tsy mihomehy elah aloh :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0607