Tsy efa mba manofy ve zao ny FAT(Y) ao ?
1. Noue
(
03/07/2009 09:16)
-26 Juin féte de l'indépendance Malagasy nandefa invations ho an'ireo diplomates ny FAT(Y) saingy tsisy tonga ireo diplomates ! normal zany satria tsisy firenena mankasitraka io fitondrana io.
-[size=70] 4 JuilletIndependance Day des Etats Unis[/size] sur et certain fa tsy invité @ io ny FAT(Y)
-[size=70]14 Juillet féte de l'indépendance en France[/size] dia manantena koa ve ny FAT(Y) fa ho invité @ io ? eny eee ! afaka manofy tsara aloha ry zareo ee !
Fa mino aho fa tsisy ho invité any ny FAT(Y) , saingy raha sanatria ka misy invité ry zareo dia asa angamba zay mety ho vokatr'izany ??

répondu par pikatti le 04/07/2009 12:33
2. essera
(
03/07/2009 10:05)
Elah koa Noue a,
Vaovao farany nivoaka omaly, d tsy misy nantsoiny na ny HAT, na ny MPANAO POLITIKA REHETRA. Ireo ONG miara-miasa aminy no nasainy. Ny antony hoy izy d : crise financière mondiale sy ny crise politique eto amintsika.
Efa omaly koa iny d efa fantatra fa nisy lanona-miaramila natrehana officier frantsay fa nilaza izy hoe amin'ny anaran'ny tenany manokana no nijoroany sy amin'ny tsy mbola nisian'ny olana teo amin'ny miaramila frantsay sy malagasy. Na dia ho nomen'ny fitondrana izao marim-pankasitrahana aza le vazah io.
Ny firenena any ivelany les efa kôpy hoe tsy azony atao ny mitanila na am andaniny na amin'ny ankilany fa tsy hoe ny fat irery no nosinganiny.
Noue:
4 JuilletIndependance Day des Etats Unis sur et certain fa tsy invité @ io ny FAT(Y)
Vaovao farany nivoaka omaly, d tsy misy nantsoiny na ny HAT, na ny MPANAO POLITIKA REHETRA. Ireo ONG miara-miasa aminy no nasainy. Ny antony hoy izy d : crise financière mondiale sy ny crise politique eto amintsika.
Noue:
14 Juillet féte de l'indépendance en France dia manantena koa ve ny FAT(Y) fa ho invité @ io ? eny eee ! afaka manofy tsara aloha ry zareo ee !
Efa omaly koa iny d efa fantatra fa nisy lanona-miaramila natrehana officier frantsay fa nilaza izy hoe amin'ny anaran'ny tenany manokana no nijoroany sy amin'ny tsy mbola nisian'ny olana teo amin'ny miaramila frantsay sy malagasy. Na dia ho nomen'ny fitondrana izao marim-pankasitrahana aza le vazah io.
Noue:
Fa mino aho fa tsisy ho invité any ny FAT(Y) , saingy raha sanatria ka misy invité ry zareo dia asa angamba zay mety ho vokatr'izany ??
Ny firenena any ivelany les efa kôpy hoe tsy azony atao ny mitanila na am andaniny na amin'ny ankilany fa tsy hoe ny fat irery no nosinganiny.
3. Noue
(
03/07/2009 10:09)
tsy azon'lah ve leisy ry essera ilay resaka aaa ??? ny FAT(Y) anie less ka nandefa zao invitations rehetra zao ho an'ny diplomates eee ! nefa tsisy tonga ry zareo ! ka oy aho oe tsy efa mba manofy ve zao ry zareo oe mba ho invité ko ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. essera
(
03/07/2009 10:53)
Tena marina mihitsy io lazain'lah io ka. Nandefa tokoa izy fa tsy nisy nanohina ny vahiny. Tsy mandà an'izay mihitsy ah fa adalana koa raha miseho mamorona zavatr'hafa eo toy ny ataon'sasany efa fantatr'elah. :-D :-D :-D
D efa mamaly an'lah kosa eo ambony eo sady mazava tsara hoe tsy MIDITRA NA AM FAT NA ANTOKON'OUL MPANAO POLITIKA RY LERONY.
D raha ohatra moa hoe invité-n'lah zan r zalah d aza adino ko zah fa handray anjara.
Ary farany les Noue, Dada ltia tena ampitoviz n'lerony am le FAT resahan'lerony io mits. Elah v ts mahatsapa oe resahany hoe coup d'etat etc etc fa tsy asiany sira na solution n'inon'inona fa hoe : miankina tanteraka am rlerony ihany ny mampivahaa an'io. Raha ny fomba fijeriko manokana d manome raison na d partielle an'ilay fitondrana izao ihany ry lerony. Zah zany hatreto alou mbola tsy naheno hoe tena FANOHANANA GOAVANA DIA GOAVANA an' Son Excellence M. R.

6. ndotofetsy
(
03/07/2009 11:47)
ary lasa resaka ambomponkanina sisa le izy ann toa tsy lany hono ny teny iavoloha de tediavi,ndry zalahy hamidy @ fetin ny amerikana sy frantsay ndray le sakafo (mada io) mbola betsaka ihany ny toerana azo amidy @ vahiny eto madagasikara i ra8 zao efa tsy mahazo tombony intsony fa lasan ny fat sy ny hat daholo satria ny vidiny nataondry zalahy moramora kokoa noho ny an i ra8 saika hivarotra an i daewoo. Mbola tantara mitohy io
8) 8) 8) 8) :twisted:
8) 8) 8) 8) :twisted:
7. pikatti
(
03/07/2009 11:52)
Ndàna ndray mitonatonana any Lybie ry FATisany ha ha ha
de lazao ndray hoe nahazo vola é ha ha ha ,reto tgvendrana serasera reto koa anie ka dia manely tsaho fotsiny é

10. essera
(
03/07/2009 12:46)
Vita matavy ndray ty essera,te hanao aminy tao
=)) =)) =))
Vendredi magnifique dans qlq heures. Ts mkas latety tson atreto.
11. pikatti
(
03/07/2009 12:54)
tetin'elah efa vakin-dry zalahy tato ve moa hisy hikaséna ntsony :-D
14. essera
(
03/07/2009 13:39)
Vao milatsaka ny ora fodiana d ts te hiresaka politika tson ah. Kôp elah. Tara be elah vao miditra fa ny oul efa bônera b daholo no nanovokovoka.
15. pikatti
(
04/07/2009 12:33)
mbola ampiratanay aza ny week fa enao ve ahoana é,
tsy maharaka ny tary ato elah less essera a