Mahavariana ihany a ???

1. essera ( 01/07/2009 05:55)
xxx tam 30-06-2009 23:22:18:

Lohateny : Re : Voafehy ve ilay taranja ???
Tss resak' ny kôndrana kou ty ,efa fatatra fa Pikati = cyril ; essera = locl ;bazylou =oay ;tafondro = noue = ravatorano=milamm; ravalotgv = mirananirina ; zoam= rajakoo ;ainahery =vera ; rakaroka =fijo=papoose; etsetsetra ...


Ny mety angamba d i Hery no mamoaka sy manamarina an'io.

Ny ESSERA = ESSERA = tsy mpankatoa ny fitondran'ny Amperora Ravalo teo aloha.

:-D :-D

Fa tsy manao oh hoe :
xxx = pikatti = etc etc ...

Ary ataony ihany koa ny hoe :
xxx (pikatti) = TGV
pikatti = TIM
xxx (pikatti) = TIM
répondu par pikatti le 02/07/2009 17:42
2. Noue ( 01/07/2009 06:02)
variana vao masil elà zany ry essera aaa :-D :-D :-D :-D io anie less samy milaza zay tiany ny olona eee ! fa tsy hasiana sira bee :-D :-D :-D :-D :-D
3. essera ( 01/07/2009 06:09)
Sali ltia Noue, tsy any am le hanisy sira fa misy manan-talenta ry zalah milalao double personnalité. Fa ny olana kely aminy fotsiny tsy d manana carrure tena manao ady hevitra fa milalao ohatran'ny ankizy kely e.
Izay izany ilay hoe tsy ampy solaitra fa be loha fotsiny d TAPITRA, VITA. Ts d misy tenenina tson n momba azy. Koboy le nalefako omaly momba an le mi-jongle ps fa misy tena tsy ampy solaitra mits ange ltia fa mahita ny oul miresaka d mod miresaka d mimémé ny oul d mba mod mimémé b koa. Izay ilay hoe :

INY RENIRANO REHETRA INY, D ARAHAKO N'AIZA N'AIZA.

:-D :-D
4. Noue ( 01/07/2009 06:11)
sali less essera aa ! nga less zao vao tsapan'lah fa mbola fa misy dia misy ny ankizy kely tsy matotra mamaly dinika eto ?? ambadik'i sahondra indray elà t@ iny !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. nytsiry ( 01/07/2009 06:18)
mampmé nareo eto kah !
io zareo ilay lanjan'ilay dinika no tena zava dehibe fa tsy izay xxx na ps ampiasainareo ah fa na xxx enao na mitondra ps zato nea mfonja ny hevitra atolotrao eto dia izay no tena mafinaritra fa tsy ilay be tabataba mitsikera tsisy vahaolana atolotra ireny tsy mamely ireny sady ao koa ny manala azy fotsiny ihany,tsy maagaga fa andron'ny tsy fanampenam-bava izao e !
6. Noue ( 01/07/2009 06:21)
ka na hanome vaha-olana aza anie isika , iza ao @ FAT(Y) no ahita an'zany ee ??
7. essera ( 01/07/2009 06:27)
io zareo ilay lanjan'ilay dinika no tena zava dehibe fa tsy izay

Izay indrindra fa tsy le mapmé kely tsy misy apoaka no sad hita oe na nianatra aza ningitrika foana tany am-pianarana. Bado mahay manoratra e.

xxx na ps ampiasainareo ah fa na xxx enao na mitondra ps zato nea mfonja ny hevitra atolotrao eto dia izay no tena mafinaritra

Amiko aloha na d eken'ny fitsipika aza ny fampiasana xxx, ny oul mampiasa an'io amiko d tsy matoky valerany.


fa tsy ilay be tabataba mitsikera tsisy vahaolana atolotra ireny tsy mamely ireny sady ao koa ny manala azy fotsiny ihany,

Tadidio fa raha tany am kilasy famaranana isika d mba samy nahita tam philo hoe misy ny atao hoe fitsikerana. Fa raha tsy misy io d ny toraka voninkazo fotsiny d tsiky d ampy.


tsy maagaga fa andron'ny tsy fanampenam-bava izao e !

Ilaina mihitsy izay fa izay no tsy nipetrahantsika tany sovkôvitch rehetra iny.


8. xxx ( 01/07/2009 06:46)
essera:

Fa ny olana kely aminy fotsiny tsy d manana carrure tena manao ady hevitra fa milalao ohatran'ny ankizy kely e.



Ady no hitako ataonareo rehetra eto fa tsy ady hevitra ! Nuance ! diniho tsara
9. essera ( 01/07/2009 07:02)
Tsy ady izany fa aiza kosa e !!! Zay sy Noue zao miresaka mifampiarahaba ao anatin'ny dinika nefa koa tsy mifampitsitsy izay amin'izay ahitana rirany am dinika. sa aôna lti Noue ?
10. Noue ( 01/07/2009 08:13)
c'est sur less essera aaa ! ny fahitako azy kosa aloha dia tsisy miady zany eee! samy mba be taimbava dia samy mahatanty ko :-D :-D :-D :-D :-D
11. essera ( 01/07/2009 09:05)
Zay maitsiny ka. Raha mijer tsara lisany d ny tsy mahafehy an'ilay rubrique vitsivitsy teny ts d mahita ho soratana fa "fait divers" no tena tiany.
12. pikatti ( 02/07/2009 17:42)
tsy aty less no hitarainana ry essera a,aiza ary ty mbola ho avy !zao sahady de efa miforitra ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051