Voaantso any Bruxelle i Andry TGV, ity vao loza ry HAT

1. rabaradaka ( 01/07/2009 05:24)
Lasa any Bruxelles i dadatoa Andry TGV. Ny antony ? Nangataka fanazavana (demande d'explication) amin'ny HAT ny Union eroupéenne sy ny Banque mondiale mikasika ny fampiasan'ny HAT ireo fiara voatokana ho amin'ny Union africaine izay saika hatao eto an-tanàna. Hisy sazy henjana homen'ny UE s ny BM azy. Avy eo tsy maintsy hanaiky ilay chartre i dadatoa Andry TGV fa tsy hanome vola hanaovana eléction mihitsy ny mpamatsy vola.
Ity vao loza ho an'ny HAT, ry Commadant Charles sy ny ekipany anefa tsy manaiky fa tsy maintsy mihinana ka voky tsara vao miala, r Sareraka efa nanao vava mihitsy fa tsy maintsy mandavaka vao miala.
Ary ianao TGV io ve mba mahita sôsy sa taingenan-dry Voninahitsy sy Rolly Mercia fotsiny ? Ha ha ha ! Mihinana tsy fihinana dadatoa a
répondu par pikatti le 02/07/2009 17:40
2. Noue ( 01/07/2009 05:28)
dia ho lazain'i tgv indray zao raha vao tafidina ny avion izy oe OK ny tany nefa la réalité en est toute autre !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. saranga ( 01/07/2009 05:33)
Ary mahita vaovao ange tiy dadatoanareo rabaradaka ity e ! Sa HAT koa ? Ny ao Dago ao ady seza ny aty kosa ady vaovao ? Andrasanay amin'ny hetotra sy pipy i Andry Rajouelle rehefa tonga aty.
4. Noue ( 01/07/2009 05:34)
maharaka lery ka :-D :-D :-D :-D
5. saranga ( 01/07/2009 05:39)
Noue a, mahereza e
6. essera ( 01/07/2009 06:00)
Intox ... Mba omeo article iray fotsiny mitantara an'izay fa lasa ohatran'ny tantaran'i Charles ni'évacuer-na any La Réunion indray. Sa ahoana ry Noue, ohatran'le nolazain'lah tamin'lé ndray mandé iny.

:-D :-D :-D
7. zaytinao ( 01/07/2009 06:10)
Ié!!!!
rehefa avy any zao izy dia lazainy fa nahazo reconnaissance izy nefa olona vendrana be iny.
Radababaka: marina izany!!!!!!!!!
aleo koaireo hihinana ny fatiny any dia afa-baraka.
8. Noue ( 01/07/2009 06:14)
zaytinao:

Ié!!!!
rehefa avy any zao izy dia lazainy fa nahazo reconnaissance izy nefa olona vendrana be iny.
Radababaka: marina izany!!!!!!!!!
aleo koaireo hihinana ny fatiny any dia afa-baraka.
raha ny tena marina dia raha vao mivoaka i tgvendrana any @ firenen-kafa (le peu de deplacement) ahahahahaa dia avy dia milaza lery fa invitation pour la reconnaisance zany eee! dia refena midina ny avion ilay bitro kely dia manao conference de presse indray milaza fa OK ny tany nefa la vérité en est toute autre !! be lainga fotsiny !!


9. essera ( 01/07/2009 06:34)
Izay marina angamba ilay tsikera :
Noue:
le peu de deplacement


Raha mandeha foana izao lery d adika hoe : "Mandany vola mitsangatsangana fotsiny".

Rehefa tsy mandeha indray d : "Angaha io mivoaka firy izany e".

Ny résultat ihany no mikaonty eo fa na handeha Force One 24 fois par an aza ianao rehefa mandany vola be loatra tsy ilaina. Na mandeha avion (commercial) aza ianao rehefa misy vokany inona indray no tadiavina.
10. hery ( 01/07/2009 07:08)
TSss tsy mahazo resaka indray i essera lolll

ny dikan'io hoe le peu de déplacement io tsy hoe maniry ny hanao déplacement betsaka fa adikao hoe "rehefa avy mba mivoaka kely aty ivelany" izy dia mizesta hoe OK fa nankatoavin'ny firenena isika... dia mampiesona fotsiny satria heveriny fa tsy manana internet daholo ny olona.

Marina fa betsaka ny TGV vendrana fa ry essera manana internet sy mahita vaovao aty ivelany ve dia hitelina an'izany hoe OK izany foana koa? asa aloha...
11. Noue ( 01/07/2009 08:31)
mazava @ lah @ zay ve ilay resaka ry essera ? zao indray dia tany bruxelles lapinou :-D :-D :-D :-D dia eo indray zao lery fa hilaza rehefa tafaverina oe OK indray ny tany !! quitte à dire mahintsiny oe début de la reconnaissance ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. essera ( 01/07/2009 11:23)
Izao ange na inona filazan'lah sy Hery n'inona d manana sens roa io.
Donky azon'ny Noue atao ny mi-appuyer an'ilay critique'n'i Hery.

13. booboo ( 01/07/2009 13:09)
Na mandeha avion (commercial) aza ianao rehefa misy vokany inona indray no tadiavina.


zany ô ? ny vokany klou dia hiha-faillite hatrany hatrany air mad @ io fomba io é ! mijôpliava ihany vol commercial fa ny kil izao tsy manaiky intsony raha tsy mahazo onitra.
14. fijo ( 01/07/2009 21:05)
inona moa no hiaraharahiany izay air mad any e,azy ngaha io?????
15. essera ( 02/07/2009 05:54)
Sira be koa le, ohatrinona ny frais A/R Tana Paris raha vol régulier ? D ohatrinona ny vola lany raha Force One iray no handeha hiodina ?
Tsy hahafaty ny HAT mihitsy ny mandoa frais oul vitsivitsy ho amina vol iray régulier fa maty be kosa izy raha handoa vol iray am zao fotoana izao ka izy no hiantoka ny rehetra2.

16. pikatti ( 02/07/2009 17:40)
tsy resaka vola leity zany ry keliloha essera ty a,
ary elah zany anie tsy mahazo resaka mintsy é
efa lazain'olona ato hoe diniho tsara aloha vao miboredika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.608