inn faripahaizan'ny mpametaka afisy zé malala?????

1. andrywui ( 29/06/2009 09:28)
apetrako ary ny fanontanina amintsika mpandalina politika manao hoe in faripahaizan'ny mpametaka afisy eto @ serasera, d iza ary io mpametaka afisy io rah fantantsareo hahahahaha petsa ndray elah ry tsy lazaiko!
répondu par menalamba le 29/06/2009 11:47
2. xxx ( 29/06/2009 09:36)
Izà ary zany lazain'i andrywui zany??

Ilay olona monina france ve nefa mipetraka amin'ny faritanin'antananarivo???
3. xxx ( 29/06/2009 09:55)
Ankamatatra ve io ?

Be vava ny valiny fa ny dipl dia lainga no betsaka! Mila ireny borosy lavalava ho an'ny lakaoly, sô 1 feno lakaoly. Dia ny tongotra no hatao mafy raha be ny afisy hapetaka.

Hay saika hadinoko ny volonté sy ny fahavononana raha mihaona @ adversera eny an-dalana.
4. menalamba ( 29/06/2009 11:47)
Inona no hanontanianao izay fari-pahaizan'olona any? sa ianao mpanome asa ka mila izany? Ary ny anao kosa mba toy ny inona? :/ Moramora zandry fa malama maina ny tany a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462