inn faripahaizan'ny mpametaka afisy zé malala?????
1. andrywui (
29/06/2009 09:28)
apetrako ary ny fanontanina amintsika mpandalina politika manao hoe in faripahaizan'ny mpametaka afisy eto @ serasera, d iza ary io mpametaka afisy io rah fantantsareo hahahahaha petsa ndray elah ry tsy lazaiko!
Be vava ny valiny fa ny dipl dia lainga no betsaka! Mila ireny borosy lavalava ho an'ny lakaoly, sô 1 feno lakaoly. Dia ny tongotra no hatao mafy raha be ny afisy hapetaka.
Hay saika hadinoko ny volonté sy ny fahavononana raha mihaona @ adversera eny an-dalana.
Inona no hanontanianao izay fari-pahaizan'olona any? sa ianao mpanome asa ka mila izany? Ary ny anao kosa mba toy ny inona? :/ Moramora zandry fa malama maina ny tany a...