Discours du Président de la HAT disséqué

1. Radomy ( 27/06/2009 19:39)
Miarahaba,

Ho tsakotsakoina.
http://gasikarasahy.blogvie.com

Misaotra.
répondu par essera le 29/06/2009 09:07
2. Noue ( 27/06/2009 19:51)
inona moa no mba hain'io DJ io eee ! sao dia heverina aza oe zany discours 26 Juin sahala miteny eny @ boite de nuit , na manao animation :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil: mahamenatra !!! manala-baraka an'i M/car !!!
3. xxx ( 27/06/2009 21:23)
Marina ny anao ry Noue fa tena mahamenatra raha mpitondra firenena no tsy mahay mandaha-teny.
De tsy mba nisy nampianatra na nikaroka ny tokony holazainy ve izy?
Rahraha ihany izany!!!!
4. booboo ( 28/06/2009 07:41)
Feno vato sy akotry ary tsiparifary ilay izy ka tsy laniko hatr@ farany akory !!
5. Noue ( 28/06/2009 09:58)
arak'ilay dinika sy fanontaniana voapetraka teto foana oe inona marina ny farim-pahaizan'io dj io ??? ity vao tena loza klet'iee ! :^) :^) :^)
6. AndriambyII ( 29/06/2009 00:33)
Tsy dé misy dikany anie ny fari' pahaizana en fin du compte é , faazarana no tenna ilaina aminio zavatrio!!
7. essera ( 29/06/2009 09:07)
Efa tsy mahita ho lazaina kou reto kila ireto ka any am lay hoe hikohamaina aza atao sisa no heviny.
Ravalo angah mahay miteny. TATEZANA VE.

HAAAAAAAAAAAAAAA
PFFFFFFFFF
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5408