marary rien ve ny lehila mitohana pipy

1. rtcflora ( 26/06/2009 10:24)
aretina rien ihany koa ve ny lehila mitohana pipy ?sa mety aretina hafa mintsy fa lay olona voanio efa marary rien ihany koa
misaotra amfamaliantsika sahady
répondu par rhina le 24/09/2009 14:27
2. ikaretsaka ( 27/06/2009 17:36)
jereo koa ny prostate
3. Lejoba ( 09/07/2009 21:30)
mety ho problème-na sucre koa : diabète. Misotroa rano tsotra betsaka fa aza zatra boissons sucrées
4. rhina ( 24/09/2009 14:27)
Lejoba:

mety ho problème-na sucre koa : diabète. Misotroa rano tsotra betsaka fa aza zatra boissons sucrées


aleo mintsy entina any @ dokotera ilay lehilahy e!
betsaka mantsy ny antony mahatonga ny fitoanana
- ny fihinanana mamy be lohatra : izay mahatonga fitohanana ary mitarina ny aretina diabeta
- ny momba ny oe marary rein ndray : tena enjana be mintsy zany fa aza mbola mteniteny anzany lo raha tsy avy mjery mpitsabo e : sady lafo dia lafo tokoa zany hoe mitsabo marary rein zany eto amtsika.

dia zao koa e! mba aza dia mihinana boisson gageux lohatra araka ny nolazain'ilay namana ray ao. Aleo misotro rano tsotra voapangotraka na eau vive fa tsy thé koa nefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1974