Maty biby ka mila hevitra é !!

1. xxx ( 25/06/2009 10:24)
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadiko telo nifanesy noho io antony iray io.Hazavaiko tsara aloha ny momba ilay aretina.
Diagnostic finals medical :testicules mortes dûe aux ruptures des nerfs commandant l\' epididyme,entrainant une destabilisation hormonale (testosterone) ;manque de flux dans l\'hypophyse (thyreotrope ,corticotrope )nanome anihilation ny production spermatogenese.
Ruptures des muscles du filament terminal ,entrainant la commande de la verge .
Dia nitambatra ireo ka nahafaty tanteraka an\'i bibilahy .
Naheno aho fa misy olona mahatsabo io tsara any toamasina any , Nenibe izany no anarany ary mahafantatra ny fitsaboana ny hozatra sy ny nerfs samihafa @ tenan\' ny olombelona , ka sao mba misy mahalala ny momba ireo fanafody malagasy ireo isika eto @ sera² ? Dia tena misaotra betsaka mialoha !

répondu par ni81 le 10/07/2009 17:00
2. AndriambyII ( 25/06/2009 11:17)
Fa tamin' i toi vo nanomboka nitaingitaingina sôvaly ngah tsy nahare fa marary tany anelakelape tany dé efa tokony nandeh nijery toubib ? To sarotra ny adin' ny namana ato zany an !hi hi miala tsiny fa tena mampé sy mapalaelo beuu !
3. AndriambyII ( 25/06/2009 11:34)
Aza fady rah somary mafy lay teniko , fa lay oé nanànanao olana teo @ fiaraanao t@ vadinao telo nifambindy no maatskaiky kell ! f' angah dé tena tss mienjana mintss rabiby na dé kely fotriny aza ?
na dé zany aza misy fika kely azo omeko ty , mitanika ravina valoa énao , eraky ny tanana ,dé atao anaty rano 1 L ,afaka 30 mn dé ampangatsiana ,dé orina @ iny ny taolan-damosina atrany ambani , tss ny rano no ampiasaina fa lay ravina an !dé maereza minana sakafo beotrikaina sy amidonné (soja ,cerealy sns ) mrary faasalammna !
4. ni81 ( 25/06/2009 11:44)
hi hi miala tsiny fa tena mampé sy mapalaelo beuu !
:roll:
mitanika ravina valoa énao
inona izany valoa?
5. AndriambyII ( 25/06/2009 11:55)
Hazo io e , ny rviny no taneana !!
6. ni81 ( 25/06/2009 12:11)
Hazo io e , ny rviny no taneana !!
Hay ve e! Tsy izaho mantsy ilay marary fa mba tiako ho fantarina fotsiny fa tsy mbola henoko io anarana io.
7. ikaretsaka ( 25/06/2009 15:27)
Ary tsy any mihitsy I ni izany raha resaka tambavy a.
8. Papoose ( 25/06/2009 19:29)
AndriambyII:

Aza fady rah somary mafy lay teniko , fa lay oé nanànanao olana teo @ fiaraanao t@ vadinao telo nifambindy no maatskaiky kell ! f' angah dé tena tss mienjana mintss rabiby na dé kely fotriny aza ?


rehefa maty kosa zany dia tena maty koa, tsy misy fika intsony!!! ohatran'ny zvt rehefa kely dia kely eo foana aloha mandram-pitombony raha tsy forcena @ ravina valoa ohatra hoy ianao io!

Andriambyll, mafy zany mahazo anao zany, za ko tsy mahafantatra ny mety ho fanafody fa korazy foana e!lery ve no mort de enao koa ho mort sanatria? non kosa!


9. ndotofetsy ( 26/06/2009 18:19)
afaka soloina koa anie reny ee atao grefy

:^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
10. AndriambyII ( 27/06/2009 18:06)
Aza afangaro ny olah ra papoose a !
11. ni81 ( 27/06/2009 18:12)
Ary tsy any mihitsy I ni izany raha resaka tambavy a.
mba mahalala anarana hazo maro² ihany aho fa izany valoa izany tsy mbola reko mihitsy e!
12. niryna ( 27/06/2009 19:17)
xxx:

Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadiko telo nifanesy noho io antony iray io.Hazavaiko tsara aloha ny momba ilay aretina.
Diagnostic finals medical :testicules mortes dûe aux ruptures des nerfs commandant l\' epididyme,entrainant une destabilisation hormonale (testosterone) ;manque de flux dans l\'hypophyse (thyreotrope ,corticotrope )nanome anihilation ny production spermatogenese.
Ruptures des muscles du filament terminal ,entrainant la commande de la verge .
Dia nitambatra ireo ka nahafaty tanteraka an\'i bibilahy .
Naheno aho fa misy olona mahatsabo io tsara any toamasina any , Nenibe izany no anarany ary mahafantatra ny fitsaboana ny hozatra sy ny nerfs samihafa @ tenan\' ny olombelona , ka sao mba misy mahalala ny momba ireo fanafody malagasy ireo isika eto @ sera² ? Dia tena misaotra betsaka mialoha !



mampalahelo be izany i xxx.Tsy fantatro indray aloha ny fanafodin'io fa nisy zaza nitovy taona ny zanako ilay izy ary mainty ve ny kitapo keliny iny dia hoy ny dokotera hoe tsy maintsy tsaboana ity raha tsy izany tsy miteraka intsony izy rehefa lehibe.Nanana zanaka roa ny renin'io zaza io dia noho izay aretina izay dia nanao zanaka mitanila ilay ramatoa fa nampalahelo azy ilay zaza.Nisy fiantraikany tamin'ilay iray anefa izany fitiavana mitongilana izany.Hors sujet kely ny ahy fa raha mbola kely dia azo tsaboina fa rehefa lehibe no tsy fantatro intsony.Raha any ivelany koa mety ho tsaboina ihany,anontanio koa aloha ilay ramatoa any Toamasina izany raha mahasitrana aretina e.Raha tena mpanasitrana fa sao lasalasa any amin'ny mpaka fanafody hafa any ka sanatria lasa mivoaka alina eo .Asa aloha fa mba eritreritra ny ahy iny

13. Ratoa ( 27/06/2009 19:31)
mampalahelo marin ianao.
Tsy ho sitran'ny micro-chirurgie ve izany? Tsy atao greffe izany fa ny eo ihany no atohy , tsaboina sy sitranina. izay tapaka agamba mbola azo ataohy; Ny reniko efa 79 taona no nianjera dia vaky ny bassin. Voavonjy teo no eo izy dia nampidirina hopitaly dia immobilisée 40 jours . Dia gaga daholo izahay fa mbola naniry ny taolana dia soudée ilay rupture. Nanao rééducation dia nianatra nadeha tahaka ny zazakely dia izao izy madeha tsara. Fonctionnaire retraitée izy, ny tiako ho lazaina: tsy be vola itsaboina tena fa ny penion-ny ihany dia nahasitrana azy na dia eo aza izahay, dia sendra dokotera nahay agamba.
Efa betsaka ny mahay eto amintsika. Raha any an-dafy aloha dia tsy lazaina intsony.
14. AndriambyII ( 28/06/2009 15:13)
ni81:

Ary tsy any mihitsy I ni izany raha resaka tambavy a.
mba mahalala anarana hazo maro² ihany aho fa izany valoa izany tsy mbola reko mihitsy e!



Izany ve ?ts mbola teny manakavaly ngaha i ni ?mikaska ny fitsabona boka sy aretna sarotr a tsabon! akotry ny talapetraka sy sns zany dé tss fantatr toi!!
hazo fitsabon ny ozatra ,nofo malemy sy n ambini ,de feno tkoa any ny hazo mananan ny vertue-ny !bedebe .
15. ravonjison ( 29/06/2009 14:28)
xxx:

Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadiko telo nifanesy noho io antony iray io.Hazavaiko tsara aloha ny momba ilay aretina.
Diagnostic finals medical :testicules mortes dûe aux ruptures des nerfs commandant l\' epididyme,entrainant une destabilisation hormonale (testosterone) ;manque de flux dans l\'hypophyse (thyreotrope ,corticotrope )nanome anihilation ny production spermatogenese.
Ruptures des muscles du filament terminal ,entrainant la commande de la verge .
Dia nitambatra ireo ka nahafaty tanteraka an\'i bibilahy .
Naheno aho fa misy olona mahatsabo io tsara any toamasina any , Nenibe izany no anarany ary mahafantatra ny fitsaboana ny hozatra sy ny nerfs samihafa @ tenan\' ny olombelona , ka sao mba misy mahalala ny momba ireo fanafody malagasy ireo isika eto @ sera² ? Dia tena misaotra betsaka mialoha !





Raha efa mazava toy izany ny diagnose dia mazava koa ny mety ho vahaolana:

1- Micro-chirurgie : nerf, lalan-dra. Tsy maintsy mitady dokotera mahay ianao satria ny olana toy izany dia mba misy vahaolana ihany @ izao fotoana izao.
2- Taovam-pananahana " artificiel " : raha tsy mahavoa ilay vahaolana voalohany dia tsy maintsy miditra @ itý faharoa ianao. Manahirana ihany ny handray ilay vahaolana, kanefa miankina @ sainao ihany. Ianao koa mety tsy maintsy handalo test psychologique.
Aza kivy, mino aho fa ho voavaha io olanao io, tsy maintsy miaritra kely fotsiny ianao. Lafolafo ihany, voatery tsy maintsy hivarotra soavaly angamba ianao.

FAMPITANDREMANA : ianao izao dia olona azo araraotina satria manana olana ( te hiala nenina ianao), tandremo tsara ary sao mifanena @ mpisoloky, indrindra ilay " Nenibe ao Toamasina " araka ny voalaza etsy ambony. Io olanao io dia azoko ao antsaina tsara ny tena votoatiny. Tsy misakana anao hampiasa tambavy aho na hitsidika mpitsabo @ fomba gasy, fa milaza fotsiny : alohan' ny hanomezanao vola ireo olona milaza mahay mitsabo ireo dia
avadibadiho im-pito aloha ny eritreritra, consulter-o @ olon-kafa ny zavatra lazain' izy ireo. Fa raha tsy izany mety very maina eo ianao.

Mahereza .
16. xxx ( 30/06/2009 12:36)
Mitadiava dokotera tena mahay momba'ny nerf ao Dago rehefa tsy mahita ianao dia tsy maintsy mijery any ivelany. marina io lazain;i ravonjison io mitandrema tsara amin'ny rehetra fa ny fiainanao iray manontolo no ho simba..
17. Ratoa ( 03/07/2009 20:53)
Ary mety hitarika zavatra hafa na miray amina zavatra hafa izany nerf tapaka izany; Neurochirurgie no ilainao , microchirurgie izany. Tsy misakana ny tambavy izany fa aza atao ambanin'javatra
18. kerena09 ( 08/07/2009 10:07)
fadio ny nenineny be , olona avy any la réunion no nanoro ahy ity, ary azo adramana tsara satria tsy mandany vola firy no tsotra de tsotra, fa ny fahamarinany tsy haiko: enao en personne no mandeha manatona mpivarotra thym, de anontanio hoe oatrinona no mahazo thym, de raha ohatra ka 1000f ho'izy de omeo vola tsy mivaky ambonin'io izy, 2500f ohatra ( billet tokana ambonin'io 1000f io), de mbola aza miala eo fa alaivo lay fehezana iray vidinao iny de zarao roa, de ajanony eo @ lay mpivarotra, de mandehana mitodidoha mody, ary aza miherika mihintsy raha tsy efa mahita sampan-dalana ivilina.
De mba ambarao anay ny tohiny.
19. xxx ( 08/07/2009 10:21)
kerena09:

fadio ny nenineny be



:?: Inona no dikan'izany ?
20. ni81 ( 08/07/2009 11:21)
Inona no dikan'izany ?
ilay olona voalaza fa mpitsabo any toamasina hono ry xxx a :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4244