Maty biby ka mila hevitra é !!

21. xxx ( 10/07/2009 14:58)
ni81:

Inona no dikan'izany ?
ilay olona voalaza fa mpitsabo any toamasina hono ry xxx a :)



Ilay mpitsabo any Toamasina ve no fadiana sa izaho no tsy mahazo resaka ? Fadio ny nenineny be no voalaza mantsy :idea:
22. ni81 ( 10/07/2009 17:00)
Ilay mpitsabo any Toamasina ve no fadiana sa izaho no tsy mahazo resaka ? Fadio ny nenineny be no voalaza mantsy
zay indrindra e! aza mandeha any zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112