ho an'reo mpandainga
1. locl
(
24/06/2009 16:00)
Amin'izao fetim-pirenena ho an'ny Malagasy mitady fahafahana izao dia tokony hanao fanovàna isika eto @ serasera, ka ireo izay mpandainga toa an'i "essera", "andrwi" sy ny sisa dia tokony hahatsapa teny hiala moramora fa mampietry ny valeur ny site.
Tsy mila fandroahana avy @ Hery fa ny conscience no manery azy ireo.
Izay ry zalahy an!
Tsy mila fandroahana avy @ Hery fa ny conscience no manery azy ireo.
Izay ry zalahy an!
répondu par essera le 25/06/2009 05:26
3. Onjakeli
(
24/06/2009 16:11)
Aleo ihany izy ho eo ry locl fa rehefa mahatsapa tena ve ry zalahy tsy ho hitany eo ihany no atao. Manjary tsy misy mpihaino ny hevitritsika raha vao lasa avokoa ny foza
5. fijo
(
24/06/2009 20:13)
an an,raha eto aza isika tsy mahatanty ny hafa,rahoviana iiska vao ahatsapa fa tsy mitovy saina daholo ny namana rehetra.rehefa tsy manompa sy tsy mandika ny lalana mifehy eto izy,dia avelao hiresaka,fa izay no fahalalahana takiana.
6. Noue
(
24/06/2009 20:26)
marina zany ry fijo aaa ! ny an'i locl kosa mety oe mba manala azy ee :-D :-D :-D :-D :-D
7. zandikely
(
24/06/2009 21:02)
Tsy mahazaka ady hevitra indray dia hoe ny sasany asaina miala, tsy misy miala zany e, fa izay tsy mahatanty miala. Rehefa mitady fanampiana hanatsarana ny serasera tsy misy an'izany ka hoe miala miala.
9. essera
(
25/06/2009 05:26)
locl:
Amin'izao fetim-pirenena ho an'ny Malagasy mitady fahafahana izao dia tokony hanao fanovàna isika eto @ serasera, ka ireo izay mpandainga toa an'i "essera", "andrwi" sy ny sisa dia tokony hahatsapa teny hiala moramora fa mampietry ny valeur ny site.
Ny zavatra mahafinaritra ahy dia misy karazan-kevitra mivoaka ato amin'ny serasera. Mifanohitra, mifanampy. Fa raha ohatra moa hoy locl hoe VRAI SITE TIM ity an'i Ravalomanana dia tsy maninona fa tsy hiditra ato intsony aho. Saingy Rahery moa efa nanome document tsara izay dia mba mila jerenao kely ry locl fa tsy an'i Le8 ity. Ary mino aho fa ho tonga saina ihany ianao fa http://serablog.blogspot.com/2004_10_01_archive.html .
Aza manao définition ohatra izao :
Tsy mitovy hevitra am Locl = Mpandainga. :-D :-D :-D
