Ny namana GTT tsy gasy nefa koa tsy vazah !?!
1. essera
(
24/06/2009 05:45)
Ka Rahery moa izany efa nafarako hoe itadiavo sary bobabobaka am le GTT d hitako mbola sahirana izy d ireto aloha ny hitako tam le GTT :







D maka fafiny tsara e !!!







D maka fafiny tsara e !!!
répondu par essera le 24/06/2009 11:57
2. xxx
(
24/06/2009 05:58)
mbola bobaka be ny commando gtt e ka rahatsy izany ve nitsoaka matanjaka ny kapisaty e ,nifona mihitsy hoe aoka izay
3. sakaymena
(
24/06/2009 06:11)
ny hendry mody voky fa ny adala no manesika hany tsy fifonan reny fa fanehoana fahendrena
4. essera
(
24/06/2009 06:14)
mbola bobaka be ny commando gtt e ka rahatsy izany ve nitsoaka matanjaka ny kapisaty e ,nifona mihitsy hoe aoka izay
Ary ny capsat firy ??? bobaka b ??? Ho avy tsy ho ela ange nytsy mety am reo ry sakaymena e. hi hi hi hiiiiiiiiiii
6. essera
(
24/06/2009 06:24)
Wanted ireo. Tsy mila atao akory hoe Us dollar 1000 fa tonga d mandeha wazy.
7. Noue
(
24/06/2009 07:12)
tsy hitako oe inona no blèm-lah ry essera na gasy na vazaha ny namana GTT
8. essera
(
24/06/2009 07:14)
Noue:
tsy hitako oe inona no blèm-lah ry essera na gasy na vazaha ny namana GTT
Ka tsy ny iray amin'ireo akory ange fa tsy ho gasy na vazah. :-D :-D :-D
11. essera
(
24/06/2009 11:08)
xxx:
metisy ny filaza anizany ry Vendrana a!
Tsy metisy ka, mbola vendrana noh zah kou ty oul misaro-tava ity.
Ary gasy s vazah s metisy ihany no hain-lety koa a. Haingana, tadiavo : inona no ankoatran'io ry xxx manam-pahaizana. ;-)
13. essera
(
24/06/2009 11:57)
Maty ah re oul fa mitomany ho zanaky ny frantsay indray ny GTT. Io hono no filohany ka d mieritrereta ianao Dada fa mitady hiala zalah.

:^) :^) :^) :^) :^)