MARINA VE ZANY RY ZAREO !

1. endrika01 ( 20/06/2009 18:09)
Ny anarana village lava indrindra hono de ity Taumatawhakatangihangakoauotamateaturipukakapikimaumgahoronakupokaiwhenuakitanataku any Nouvelle-Zelande.Misy namana serasera mipetraka any ve? :P
répondu par endrika01 le 01/07/2009 10:43
2. niryna ( 21/06/2009 07:40)
endrika01:

Ny anarana village lava indrindra hono de ity Taumatawhakatangihangakoauotamateaturipukakapikimaumgahoronakupokaiwhenuakitanataku any Nouvelle-Zelande.Misy namana serasera mipetraka any ve? :P

anontanio azy hoe ny dikan'io ? ny anarana malagasy no tena mahavariana ny olona saingy ny anaran'ny sovietika toa misy lavabe noho ny antsika koa e
3. Koditra ( 21/06/2009 10:47)
omeko enimbolana Endrika01 mitadidy an'io tsy ankijery. :-D :-D
4. endrika01 ( 21/06/2009 11:17)
Koditra:

omeko enimbolana Endrika01 mitadidy an'io tsy ankijery. :-D :-D

Koditra> na ho herintaona aza,tsy mbo ho tadidiko zany e! :-D ;-)
5. endrika01 ( 21/06/2009 11:19)
niryna:

endrika01:

Ny anarana village lava indrindra hono de ity Taumatawhakatangihangakoauotamateaturipukakapikimaumgahoronakupokaiwhenuakitanataku any Nouvelle-Zelande.Misy namana serasera mipetraka any ve? :P

anontanio azy hoe ny dikan'io ? ny anarana malagasy no tena mahavariana ny olona saingy ny anaran'ny sovietika toa misy lavabe noho ny antsika koa e

Fahamarinana> Anjaso fa rahariva iany de ho hanotaniako izy raha,mety milaza an,
:lol:
6. fahamarinana ( 21/06/2009 11:42)
:arrow: inona koa ny hidiran'ny fahamarinana ato ? za aby tsary namaly tato kouh :roll: :roll: :-P (l)
7. rodro ( 21/06/2009 13:31)
vo sambako naheno anio hatramizaay niainako?
efa hoavy agnamba ny farandro
zaho namandritra ny andro iainako tsimahatadidy anio
sady tsiasako saina io ny tanindrazako miady no jereko

fatsihoe zao rahamby zao :-* :-*
8. Tazana ( 22/06/2009 03:47)
Marina io fa toerana - tendrobohitra 300m fa antsoina hoe Taumata fotsiny dia efa fantatry ny olona (tsy mipetraka any za fa efa nandeha tamin'ny télé na novakiako quelque part io. Toa anaty Guiness koa raha tsy diso aho)

85 lettres io hono - za tsy nanisa! Fa ilay dikany tena tsy tsaroako intsony fa phrase iray manontolo no nandikan dreo azy fa tsaroako - zavatra ohatra ny hoe Olom-be mpianika na ohatra zany milalao flûte ho an'ny olon-tiany. Ohatrohatr'izay no dikany.

Ka raha vao miteny nareo hoe Taumata dia hain'olo raha tianareo volanina
9. ari.malala ( 22/06/2009 05:58)
fahamarinana:

:arrow: inona koa ny hidiran'ny fahamarinana ato ? za aby tsary namaly tato kouh :roll: :roll: :-P (l)

:-D :-D :-D :-D za koa aza akia mba gaga iany ko! hihihi
10. ni81 ( 22/06/2009 06:15)
Fahamarinana> Anjaso fa rahariva iany de ho hanotaniako izy raha,mety milaza an,
=)) =)) =))
11. ari.malala ( 22/06/2009 06:48)
tapatsinay ni kle :-D :-D :-D
12. fahamarinana ( 22/06/2009 06:54)
:arrow: ihomehezan'ireto sipa namako ireto ndray za ! ka marina ary zany ! :-P (l)
13. ni81 ( 22/06/2009 06:59)
ihomehezan'ireto sipa namako ireto ndray za ! ka marina ary zany
ka tsy hitako ange hoe taiza i fahamarinana no namaly teo e!zà koa angamba no efa mpivanitika e! :-P
14. ari.malala ( 22/06/2009 07:15)
za kou alou gaga ihany ohe taiza ary i raha no namaly teo e! raha ts zao :-P :-D :-D:-D
15. ni81 ( 22/06/2009 07:18)
noheverin'i endrika fa i nyrina i fahamarinana e! :-D zay angamba :^)
16. endrika01 ( 22/06/2009 09:34)
Tazana> Bravo! Efa io voalazany tazana eo ambony eo io zany ny dikanio anarana tanana lava be io! Aminy teny faranitsay de azavaina hoatrizao! Ce nom signifie : L endroit où Tamatea, l homme au gros genou qui descendait des montagnes,y grimpait et les avalait,connu sous le nom de mangeur de terres; joua de la flûte pour sa bien-aimée .Fahamarinana >Sorry,fa na zah aza tsy kopy we,nahoana no fahamarinana no voasoratro nefa i niryna no valiako hevitra ;-) ty iray ty kou tena mba mampihaiky an, L HOMME LE PLUS BAVARD....iza ary ze mahalala?Io sermon io zany an, de naharitra 48 ora sy 18 minitra ,8 ozizy ireo olona sisa tavela naharitra nihaino hatr@farany ! ouf ! 2minitra tsy an-kijanona aza efa manirikiry be iany (l)
17. endrika01 ( 22/06/2009 09:35)

18. ikaretsaka ( 23/06/2009 03:16)
Izany ve ry endrika tsy ireny pasiterana sekta vanjo alika ireny no mitana ny record..
Fa manana bandy akama mpanao rugby avy any aho fa io lazain'i tazana io mihitsy ny momba ilay toerana hono
19. endrika01 ( 23/06/2009 05:22)
ikaretsaka:
Izany ve ry endrika tsy ireny pasiterana sekta vanjo alika ireny no mitana ny record..
ika> =)) tsy haiko alou na pasitera lery e,na izany aza ve de ho 2andro sy 18minitra be zao! Raha lava ny teny very ny soa, taminy Fev 1955 zany no nisy io tranga io! de ny anaranio lehilahy io Clinton Lacy .
ikaretsaka:
Fa manana bandy akama mpanao rugby avy any aho fa io lazain\'i tazana io mihitsy ny momba ilay toerana hono
. Mahalala ve nareo vehivavy niteraka bobaka be,mihoatra ny 60isa ?Tsy blague fa tena misy an! Aminy manaraka tantaraiko. ;-)
20. endrika01 ( 24/06/2009 11:12)
Angamba kay tsy zanaka anio ramatoa io ,fa zanany iany anefa,sa zah ngamba no tsy mahazo resaka! mba hazavao we ozizy we Par la force des choses ! La femme de Fedor Vassilet ! eut 69 enfants. 16paires de jumeaux, 7 groupes de tripler, et 4 groupes de quadrupler . :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941