MARINA VE ZANY RY ZAREO !
22. ikaretsaka
(
25/06/2009 00:01)
Raha fomba natoraly ka atao hoe miteraka isan taona ka nanomboka t@ faha 15 taonany no nisy fadimbolana sy nanambady ka 55 taona no menopause de in 40 bikina zany le ramatoa...
Sarotra ihany izany raha amzao fotsiny an... ny kambana tsy ferana
Sarotra ihany izany raha amzao fotsiny an... ny kambana tsy ferana
24. endrika01
(
25/06/2009 06:15)
Sitlo> any RUSSIE hono no nisy anio tranga io! Guerre de bebe mintsy e,nataony aona zao ny nampinono anireo,nalazo mintsy ngamba ny sakafon-jaza =))
25. endrika01
(
25/06/2009 06:16)
Sitlo> any RUSSIE hono no nisy anio tranga io! Guerre de bebe mintsy e,nataony aona zao ny nampinono anireo,nalazo mintsy ngamba ny sakafon-jaza =))
26. tslem
(
25/06/2009 07:16)
fahamarinana:
:arrow: inona koa ny hidiran'ny fahamarinana ato ? za aby tsary namaly tato kouh :roll: :roll: :-P (l)
:-D :-D :-D
27. endrika01
(
27/06/2009 16:26)
tohizako ndray aminy manaraka ,mba mahalasa saina sy tsy mampino ,fa toa bizzare ,de zay no izarako azy eto oe mba marina ve sa tantara fotsiny iany! ;-)
28. niryna
(
27/06/2009 18:32)
fahamarinana:
:arrow: inona koa ny hidiran'ny fahamarinana ato ? za aby tsary namaly tato kouh :roll: :roll: :-P (l)
=)) =))
29. mmmhh
(
29/06/2009 13:50)
Mahalala ve nareo vehivavy niteraka bobaka be,mihoatra ny 60isa ?Tsy blague fa tena misy an! Aminy manaraka tantaraiko.
ka firy taona le vehvavy @ zao? ohatran'ny .......... :( :( :(
30. endrika01
(
29/06/2009 15:48)
mmmhh:Raha atao hoe tany ho any aminy 1920 na 1930 tany ho any le tranga ,tsy ho efa ho maty ve le viavy raha mbola velona any!Ny any RUSSIE zao no mahalala be be kokoa ny amizay! :P
Mahalala ve nareo vehivavy niteraka bobaka be,mihoatra ny 60isa ?Tsy blague fa tena misy an! Aminy manaraka tantaraiko.ka firy taona le vehvavy @ zao? ohatran\'ny ..........
31. endrika01
(
01/07/2009 10:43)
Ity koa misy iray,mapme be nefa tena mbo nisy we. Ny vola madinika mavesatra be indrindra hono,de disikana vato mahatratra 4metatra ny diametre-ny refa hiatsena zany de akodidy hotry ny kodiarana izy io angamba.zany ve de ho marina