miakatra vao maraina ny foza ao @ ambasady gasy de paris
1. xxx
(
19/06/2009 04:39)
tsy leo mihitsy ireto foza ireto,efa hita fa tsy misy fika intsony ny fakana ambasady dia mbola tohizana foana
MITADY HANAO LALA MPOZA FOANA RY RINAH HIDITRA AO,IZAY VONONA HANAO BOXE DIA HIANGAVIANA MBA HO TONGA AO @ AMBASSADE GASY DE PARIS ,HIDINA NY VAVAHADY DIA HO REKETINA SANS TEMOIN ITY RAHARAHA ITY
GTT CONTRE TGV

répondu par essera le 19/06/2009 08:52
2. narivony
(
19/06/2009 05:15)
Fa dia tsy misy henatra mihitsy ve ianareo rehetra ireo e! Aoka izay mahaiza mipetraka daholo dia hidio any io maso ivoho "iadivanareo lava io". Tokony tsy asiana intsony io aloha mandra pa fa mifanalabaraka ny malagasy.
3. narivony
(
19/06/2009 06:07)
Ny tena mampalahelo raha ny henoko misy milaza hoe tsy mila "côtier" ny ao, nefa samy malagasy.Tsy menatra mifanavakavaka nefa rehefa hataon'ny vazaha hoe "sauvage" sy "sa.e n.gre" marary fo daholo.
Hiaraha mahalala fa sarotra vao mahita asa aty France satria na manana taratasy aza ny tena Français d'origine aloha no mandeha aloha . Ny "préjugés" momba ny immigrés aty dia efa mandreraka be mihitsy dia (immigrés violents, inciviques) mbola asina film hoatr'izao ihany. Lamba malotontsika aza aseho aty fa ataon'ny vazaha fihemehezana fotsiny. Tokony hifankatia sy mifanampy fa tsy mifanalabaraka toy io . Ny hevitra ny an'ny olona no hampiadiana fa tsy ny olona no miady, tsy izay ve ilay atao hoe démocratie?
Isaky ny tsy mitovy hevitra izany dia hifamaky loha daholo ny malagasy?

4. xxx
(
19/06/2009 06:15)
EFA LASA ANY DAHOLO NY INTEGRISTE ROA TONTA FA DIA HAFANA NY LANONA ANIO,MBA AIO FIL D'INFOS ETO E I BAZYLOU MANTSY EFA FANTATRA MIALOHA NY VAO2 OMENY ETO
5. Noue
(
19/06/2009 06:21)
tsy mba mahalala menatra mahintsiny ry rinah sy ny tariny ! efa im-piry voaroka tao ?? dia mbola mi-insiste ihany :evil: :evil: :evil:
8. essera
(
19/06/2009 08:52)
Noue:
tsy mba mahalala menatra mahintsiny ry rinah sy ny tariny !
Ny fanjakana frantsay sa Gasy Tia Taolana no mibodo ao ???