hiverina ho eto @ serasera indray izahay tgv mahery fo
1. andrywui
(
18/06/2009 07:44)
rehefa avy nandinika sy nieritreritra izahay mianakavy fa hoe nosakanana ny IP dia nanampakevitra ny hifona sy hilela paladia ny mpisera rehetra eto ,indrindra fa ny mpanohana an'i tim sy ny sefobe hery ,netiny fo ranomafana moa ka tia tezitra e , =D> =D> =D>
répondu par essera le 18/06/2009 12:35
3. Bazily
(
18/06/2009 07:55)
rehefa avy nandinika sy nieritreritra izahay mianakavy
Tsar izany e! Ny manampanahy no afaka mandinika. Ilaina koa ny fanetrentena toy izao. Ny fandeferana koa akory tsy idika ho faharesena na fahalemena fa fanehoamahendrena sy fahalalana anaty.
netiny fo ranomafana moa ka tia tezitra eDe aza mamerina intsony ary e!
4. andrywui
(
18/06/2009 08:11)
aoka izay tsy nanota t@ nareo tim ireo no hitora bato ahy e,izaho andrywui sady manao propagandy aho eto fa hilatsaka deputes lisitra tgv any antsirabe ka dia mangataka tso drano anareo tim eto
5. Bazily
(
18/06/2009 08:18)
izaho andrywui sady manao propagandy aho eto fa hilatsaka deputes lisitra tgv any antsirabe ka dia mangataka tso drano anareo tim eto
Tsara tsodrano lesy e! Fa saingy na hitatatata eto aza elah hanao propagandy tsy afaka hifidy an'lah daholo ny mpisera eto. Tsy misy vote sur net eto Madagasikara, sady koa tsy mponina'i Bira aby ny eto. Any @ Agnay hatany Bira midinika rahahanao propagandy
6. andrywui
(
18/06/2009 08:24)
tsy koi anie izny e ,mba te ho mamimbahoaka sy ho lany deputes tgv any aminay e
7. Bazily
(
18/06/2009 08:26)
mba te ho mamimbahoaka sy ho lany deputes tgv any aminay e
Tsy ho mamy elah eto, fa hisy hankahala, mangidy tsy laitrantsiramamy.
Sady ialahy tsy ho tafa na hosorana menaka TGV telo barika aza e! :-D :-D :-D
8. sakaymena
(
18/06/2009 08:49)
tgvanona andrywui zany ka fahendrena an
io njay bazilim elah ar tsy malaza hotran andrywui de ......hein
io njay bazilim elah ar tsy malaza hotran andrywui de ......hein
10. halloween
(
18/06/2009 09:19)
bazily zany tsy ankafizin'ny oul raha hilahatra @ andrywui é! ny tsy zakan'i hery anie d ny nataon'i general é! fa efa nidinika zahay fa aleo ny an'i general sy hery regleny refa mifankahita ry zareo satria tsy ho ela d hihaona ry zareo! d hita eo na ny mpanao hatsikana no mahery na ny general ha ha ha ha ha
--tapitra!!!!!!
--tapitra!!!!!!
11. general
(
18/06/2009 09:27)
hery ary toa tsy mahavoa anlery ko fa tonga de ny didy jadona ny azy no alefany haingana rehefa hitany fa petsa izy !
HAFATRA KELY LETSY ITY BATISTA A ! ALAMINO LETSY FA AZA AKOROTANA A
MISY TSY MILAMINA LETSY A INONA ARY TY !!
HAFATRA KELY LETSY ITY BATISTA A ! ALAMINO LETSY FA AZA AKOROTANA A
MISY TSY MILAMINA LETSY A INONA ARY TY !!
12. yuka
(
18/06/2009 10:08)
Hoaiza eo anefa ra wui wui e!
sokina mananibato :-D :-D :-D lasa tsisy nanao veloma niverina tsy nisy nanontany :-D :-D :-D
sokina mananibato :-D :-D :-D lasa tsisy nanao veloma niverina tsy nisy nanontany :-D :-D :-D
13. xxx
(
18/06/2009 10:19)
adiva ako zany elah ao bira satria za ko hirotsaka.Oul 20 000 zao no efa manaraka ahy ary ireo nefa de antifoza daolo.
bonn sansa elah na tsy lany aza e
bonn sansa elah na tsy lany aza e
14. essera
(
18/06/2009 10:58)
Oul 20 000 zao no efa manaraka ahy ary ireo nefa de antifoza daolo.
Io indray le manabotsina.
15. sakaymena
(
18/06/2009 12:20)
ef zatra ny miinana comprimé avant départ io ry essera a tsy mahagaga
16. essera
(
18/06/2009 12:35)
YUKA:
Hoaiza eo anefa ra wui wui e!
sokina mananibato Dada, lasa tsisy nanao veloma niverina tsy nisy nanontany
