Ra8 nanameloka an'i Frantsa nefa mibodo seza ny ambasady
1. xxx
(
17/06/2009 15:48)
Mba mahagaga ihany ity politika tsika eto M/car ity.
Raha herin'andro maromaro lasa izay no nilazan' Atoa Ravalomanana fa i Frantsa no ambadik'izao fikorotanana eto M/car izao nefa ny mahagaga dia ireo mpomba azy ireo ihany ( ao Frantsa ) no mibodo toerana ao @ ambasady ary tena midongy ohatra ny zaza ho foraina mihintsy !
Ahoana marina ity resaka Frantsa sy Frantsay ity e??? toa mody tsy tia nefa tena tsy sahy miala. Mahagaga

répondu par essera le 18/06/2009 05:35
3. Noue
(
17/06/2009 17:07)
xxx:tokony tsy hafangaro kosa angamba ny oe nolazain'Ravalomanana fa ny frantsay no ambadiky rajoelina sy ny toerana hiasan'ny sasany.
Mba mahagaga ihany ity politika tsika eto M/car ity.
Raha herin'andro maromaro lasa izay no nilazan' Atoa Ravalomanana fa i Frantsa no ambadik'izao fikorotanana eto M/car izao nefa ny mahagaga dia ireo mpomba azy ireo ihany ( ao Frantsa ) no mibodo toerana ao @ ambasady ary tena midongy ohatra ny zaza ho foraina mihintsy !
4. xxx
(
17/06/2009 17:44)
tokony tsy hafangaro kosa angamba ny oe nolazain'Ravalomanana fa ny frantsay no ambadiky rajoelina sy ny toerana hiasan'ny sasany.
Tsy hoe mampifangaro Ra8 sy toerana iasan'ny sasany izany e!
Angamba fantatry isika fa rehefa miova ny fitondrana matetika dia maro ny mpitondra no manova ny ambasadaorony.Oh i Usa sy ny tany maro izao dia manao izany.
Ka ny antsika dia tahaka izany koa. Ekena fa tsy manaiky ny hat ireo eo @ toerana nefa dia hita fa tsy hisy rahahara handeha eo raha tena Gasy tia tanindrazana izy ireo.
Nahoana?
Ny hat izao no mitantanana an'i M/car fa tsy i Ra8 intsony, mety tsy hainaiky ianao nefa dia izay no zava-misy.
Dia ahoana ary inona no asa hataon'ireo ao @ ambasady ao raha toa ka tsy misy asa alefan'ny foibe(hat)???
Sa ve dia fidongiana trano fotsiny no tena antony?
Io anie na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hialatao izy ireo rehefa tsy misy asa sy karama ho raisin'izy ireo intsony eo e!
5. Noue
(
17/06/2009 17:56)
xxx:fa nga moa ny hat no mandefa asa ho an'ny mpiasa ao @ ambasady ?? marina aloha fa hatramyfaran-taona dia tsy mandoha visa ny olona te-ho any M/car ee ! fa kosa na ny fanaovana pasipaoro kosa dia efa vola io zany kooo ! dia tsy io ve no ho karaman-zareo ao ?
Ny hat izao no mitantanana an'i M/car fa tsy i Ra8 intsony, mety tsy hainaiky ianao nefa dia izay no zava-misy.
Dia ahoana ary inona no asa hataon'ireo ao @ ambasady ao raha toa ka tsy misy asa alefan'ny foibe(hat)???
Io anie na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hialatao izy ireo rehefa tsy misy asa sy karama ho raisin'izy ireo intsony eo e!
Marina aloha fa ny hat no mitantana ankehitriny eee ! ary tena marina io lazainao io oe mety tsy hanaiky an'io aho ! tena tsy manaiky marina raha izaho manokana io aa ! manaiky aho raha lanim-bahoaka ny hat ! ka zay no ilazako oe tsy aleo ve aroso aingana ny fifidianana dia ho hita eo ny vokany ? dia eo zay vao afaka tena hanaiko aho oe i () no mitantana dia zay zany !
6. xxx
(
17/06/2009 18:05)
tsotra b nenay é! raha filoha lanim-bahoaka no manendry ny ambasadôro hiasa aty d raisinay an-tanandroa, ny ankoatra zay daka sy totohondry miampy hopa no mahazo azy!
8. patrick2002
(
17/06/2009 18:24)
fa kosa na ny fanaovana pasipaoro kosa dia efa vola io zany kooo ! dia tsy io ve no ho karaman-zareo ao ?
Noue ah! mba misaina kely ,fa tsy ny vola azo @ fanaovana pasipaoro akory no haodinao lazaina fa karama ,tsia ny valiny ,fanodikodinana volam-bahoaka izany hataonao izany ary azo ,gadraina ianao raha manao an`izany ao @ ambasady ,ka sao dia lazaina fa ny HAT no manao habibiana ,fa ianao no nangalatra ,ka izay vao hoe amnistie ,ah amnistie
Hampafantariko anao ny tokony halehany vola azo @ fanaovana pasipaoro ,fa tokony halefa any @ tresor public ,eny antaninarenina ,ary azahoana recepissé mazava tsara ny nandrotrahana azy .
9. rakaroka
(
17/06/2009 18:30)
Et oui, hoy ny fitenenana : "TANO NY AZO FA SAROTRA NY MILA!".
Ka ady sezan'ny ékipa ékipa izy ity fa ny firenena aloha dia à côté! 8O :lol:
Ka ady sezan'ny ékipa ékipa izy ity fa ny firenena aloha dia à côté! 8O :lol:
10. ravalotgve
(
17/06/2009 18:36)
toa tsy lafrantsa no nomelohan i lery fa ny journaliste ko ahoana no france24 no mahita ny capsat mandeha manao coup d etat de tsy mampilaza araho tsara koa ny nahazo an i sarkozy tsy n izy no voateny fa ny journalista
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. locl
(
17/06/2009 19:47)
Tsy dia hoe fitiavana an'i France no hibodoana ny ambassade fa ny resaka legalité, raha ny sitrapony ve moa tsy notapahany tany ny fifandraisana t@ France.
13. xxx
(
17/06/2009 20:57)
Tao hoa zah fa nareo tsisy mahalala
Misy marina le olona lehibe zao nefa manao totondry de nianjera ho azy,ny GTT tao nampinana ha ha ha mintsy,tsy mety feno le fahefana FAT(y)
Misy marina le olona lehibe zao nefa manao totondry de nianjera ho azy,ny GTT tao nampinana ha ha ha mintsy,tsy mety feno le fahefana FAT(y)
14. xxx
(
17/06/2009 22:05)
olona maivana toy ny volom-borona rehefa tsy mitam-basy, tsy alehany mihitsy!
15. essera
(
18/06/2009 05:35)
Efa nokôziko omaly fa milelaka ny trotoaran'ny la frantsa rehetra iny nefa tsy manak'ambo