dia faly sy mirehareha ve ianao ry gtt

1. bazylou ( 17/06/2009 09:26)
satria mandany andro manao izao hetsika mamenatra sy mamorika rehtra izao ao amin'ny ambasady gasy etô paris. Faly koa ianareo ireo manao ady saritaka ohatra ny alika satria hoe miaro ny ara dalana. Izahay contre anareo dia ara dalana koa , ary intelligent kokoa satria any mada no mandeha sy mihetsika fa tsy aty alavitra aty no mifanorisory.
De le8 mpiantsy ady iny ve no lazainareo fa ara dalana sy marina e!!
izao nanton'ny frantsay tsy ho tafaverina eo intsony!
Amin'izao anoratasika izao dia feno polisy frantsay ao amin'ny ambasady , ary ny tena mahagaga aza dia misy polisy vazaha gasy amin'izy ireo!!

:roll: :roll: :roll:
répondu par essera le 17/06/2009 10:08
2. bazylou ( 17/06/2009 09:31)
Tena mafy anie zareo ny manjo ny GTT ny paris e ! nanantena higalabona amin'ny ambasady mandrakizay ny fianakams.
Be ny nafenina sy ny halatra, ny havana nafarana . Ny tombotsoa madinika rehefa mitaingina boeing , sady classe affaire no tsy savaina , ka mandeha ny afera.
dia izao manao vivery ny ainy izao ry Madimozely Laurence bangavava fa tena very;
Tena manoatra ny jeprefereleschats very remby mihintsy i bangavava , nenitoan'ny Vony rambolamanana tsara seza ka aiza moa no tsy ho romotra be :-D :-D :-D :-D
3. essera ( 17/06/2009 09:32)
Injay ny azy fa nitady. Ary arao amin'ny ora mihitsy ny fivoaran'io tantara io.
Zao alou zoam, hery, noue velontsiky kely fa ohatran'ny ho azoko antsaina le tohiny. Hisy hanenina be vava tongotra am tanana hoe taak'zay tsy nalefako ilay sary.

4. zoam ( 17/06/2009 09:34)
tsy omenay ny ambasady letsy an ,efa voaroka ny capsaty ,tsy mahalala menatra ,efa voaroaka maro2 dia tokony hikombona ny vava e
5. essera ( 17/06/2009 09:42)
Lisany ndray alou tsy roahina fa roafina ka.
6. bazylou ( 17/06/2009 09:43)
asa, ny ambasady angamba no tsy haritrareo fa ny any mada lasa foana e:: loll
"Nosamborina teny amin’ny trano fonenany teny Tsimbazaza omaly tamin’ny 5 ora maraina ny Tale Jeneralin’ny Alma Atoa Razafimahefa Heriniaina ka rehefa avy nentina teny amin’ny tribonaly dia naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora. « Détournement de deniers publics » na fanodikodinam-bolam-panjakana no nahavoarohirohy azy, araka ny loharanom-baovao azonay. Mbola notazonina tao amin’ny polisin’ny brigady criminelle Anosy aloha izy taorian’ny nisamborana azy ary nentina teny amin’ny lapan’ny fitsarana rehefa tonga ny tamin’ny 9 ora maraina niatrika ny «Doyen de juge» na ny zokiolona amin’ny mpitsara mpanao famotorana. Naharitra teo amin’ny adiny iray latsaka teo ho eo ny fihainoana azy ary io nalefa any Antanimora io nony avy eo. Teo anatrehan’izany, nisy mpiasan’ny Alma sy olona sasany tonga teny anoloan’ny brigade criminelle saika hanao «sit-in» ka rehefa fantatr’izy ireo fa efa nalefa tany amin’ny tribonaly ilay Tale Jeneraly dia tany indray izy ireo no nanao izany izany. Fa ankoatra ity Tale Jeneraly ity, voalaza fa mbola karohina Atoa Ratsimbazafy Fidy, lehiben’ny faritra Analamanga teo aloha, sy Atoa Andrianarivo Benjamin, mpitantam-bola taloha tao amin’ny ministeran’ny Atitany( DAF). Voampanga ho mpiray tsikombakomba taminy ireo.
T.H""""" :-D :-D
7. ravalotgve ( 17/06/2009 09:48)
SAMBORINA DAHOLO ZE TSY GTT SY ZE GASY TSY MANAO POLITIKA
SNIFF
TCHROUFFF

:^) :^) :^) :^)
I ANDRYWUI SY NY DADABEANY KOA

8. essera ( 17/06/2009 09:51)
Efa tsipaky ny miala aina oa nen'reo. Le lohany ireny efa tapatapaka daholo aty am tanana.
Manandafy, Hanta, etc etc. Mbola ho avy ny fanampiny tsy ho voatanisa.

Apody amnao la olo revy nafafinao ty. hi hi hi hiiiiiiii
9. ravalotgve ( 17/06/2009 09:58)
SAMBORINA EO KOA I ESSERA

SNIFF
TCHROUFFF

IO I ESSERA FA MIALA AINA
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. naritsimba ( 17/06/2009 10:04)
Aleo ho samborina any izay nangalatra.
Ny tenako tsy mila seza fa mila olo-marina tsy mitsoaka andraikitra, todian'ny nataony ny TIM.
Mpamosavy milevina amoron-dalana mahatantesa vali-kitsaka.
Izaho tsy TGV fa mankahala Ra8 sy ny taranany ary izay mpiray tsikombakomba aminy rehetra.
11. essera ( 17/06/2009 10:08)
SAMBORINA EO KOA I ESSERA

Rahery ihany no mety hamely ny ady ampitaka hisambotra raha hisy fa tsy misy sah ka. Sa aôna Rahery ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0501