Paris: Fay tao @ ambassade indray ny CAPSAT :-)

1. hery ( 17/06/2009 08:28)
Vao maraina androany dia tonga tao amin'ny ambassade ny CAPSAT. Raikitra ny alerta dia nitontona tao koa ny GTT dia nangataka andry zareo hivoaka. Niakatra nefa ny CAPSAT (efa fombany io) dia avy hatrany dia namely t@ extincteurs sns... Tsy nahovoka ny GTT anefa izy ireo ka nivoaka fotsiny :-)


- 08h10 - Suite aux informations sur l'arrivée de tgv à l'ambassade, les éléments du GTT sont venus nombreux, les militaires du CAPSAT étaient déja sur place et ont bloqué l'entrée. Après de maintes négociations, le GTT a décidé de d'entrer quand méme. Les militaires ont répliqué violemment avec des coups d'extincteurs (sicli) et de gaz lacrimogènes. Mais cela n'a pas empéché le PEUPLE de prendre possession des locaux. Finalement les militaires du CAPSAT ont été sorti et on dit "oka zay, oka zay fa hande izahay"
répondu par booboo le 18/06/2009 17:46
2. xxx ( 17/06/2009 08:33)
mitady hanao botolo ka raha tsy any dago
3. naritsimba ( 17/06/2009 08:51)
Tongava aty Madagasikara izay sahy eh! na hisy ho vaky loha sy ho faty any frantsa aza tsy asiako olana, izahay miandry an'i ravalomanana hanaterana boatin'yaourt fa efa misy nasaiko nitsimpona any.
izay frantsa ve, angaha io no manome vary ho haniko sa mandoa ny karamako, sa miantoka ny trano ipetrahako.
4. xxx ( 17/06/2009 08:53)
aza mena tsiny narisimba eh ntsoo
5. essera ( 17/06/2009 08:53)
Fa reto gtt ireto izany tena mitady e ??? Kony eeee. Ho avy ny tsy mety am lisany ireo fa tsy maintsy HO RAPATRIES. Tsy ho ela ôôôôôôôô. Karakarao ny paps. hi hi hiiiiiiiiiii.
6. xxx ( 17/06/2009 08:55)
izay le fikana tgv manenjika ny olona mihitsy rehefa lany fika :-D :-D :-D ,politika atao fa raha ady anie izahay koa angaha matahotr an elahy ireo e
7. xxx ( 17/06/2009 08:58)
tsy maintsy manao action ny Gasy Tia Tay satria raha tsy izany tsy mirotsaka ny sosy avy any afrika é! fa na inn ataon'ireo ninn d tsy ireo mihintsy no hahasakana ny fanjakana TGV é!
8. zoam ( 17/06/2009 08:59)
efa resy ry tgv ao amin'ny ambasady gasy paris dia tokony hipetraka fa mahamenatra mihitsy
9. essera ( 17/06/2009 09:01)
xxx.6:
izay le fikana tgv manenjika ny olona mihitsy rehefa lany fika ,politika atao fa raha ady anie izahay koa angaha matahotr an elahy ireo e

kanosa, aseho kely fotsin le ps d savà fa ts mahay vava ao ambadika ao.

10. hery ( 17/06/2009 09:03)
Ary ao anaty trano kely ao ry zalahy no mampiasa lacrymogène aiza no tsy ifoterany indray



Tsy any Dago tokoa


Mihainohaino any ivelany :-p


Satrok'i Commandant
11. zoam ( 17/06/2009 09:06)
tokony hamparitahana any dago rapide hoe izao no mahazo ny HAT aty ivelany ,azon'ny daka tsy hita maso
12. essera ( 17/06/2009 09:09)
Misaotra nanome an'ilay sary fa ny GTT kobo am reo d efa mi s'exiler d'office.

:-D :-D :-D
13. zoam ( 17/06/2009 09:12)
ohatran ny hoe fantatr'elahy daholo lesy ny fian'olona ry oay,de toute facon anie io HAT io tsy aharitra eo ,sady ny coup d'etat mbola ho maro2 any dago raha ekena io hat io
14. essera ( 17/06/2009 09:13)
Fa ngah efa fanina no olona ts eo no iresahana. Sao d res tsy miady ar le zoam le. :-D :-D :-D
15. halloween ( 17/06/2009 09:21)
na hofenon'elah an'ireo sary ireo ary ny siten'elah iray manontolo d tsarovy fa lafrantsa no nanampy anay nanongana an'i dadan'elah ry lél...reto a! dadan'elah angaha saha maketo france akory! zavatra olombitsy no manao action satria mahazo vola, fa mazava ny kozin'i essera fa mandehana any dago manao toa izao raha mahasah!
16. zoam ( 17/06/2009 09:25)
tsy misy fanina amin lahy izany lesy eo an ,y anay mitohy tolona mamndra pialan'ny mpandroba eo ,lutte armé compris
17. bazylou ( 17/06/2009 09:28)
o ra zoam , dia nadao ary hifanao ray sy ray any mahamasina fa tsy aty no milelalela ohatra ny sinoa very entana e!! ento ny gtt an'ialahy, zahay ko amanan ny anay :-D :-D
18. essera ( 17/06/2009 09:31)
Hendry be re aty lti ra-halloween. 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O. Manandrama mankeny Ambohijatovo e.
D ny fomba fanaony izao manaraka tsara ny pratique napénaran'ny deba taloha, rehefa manao oe : ôé ôé, d le tanana avokona miaktra no miainga. Efa manao koro d ratrapazy am deba ange.

Efa GENTIL b ry zalah aty am tanana ka any angamba sisa no manala vokina.
19. zoam ( 17/06/2009 09:36)
manombona amin'ny ambasady paris ity tolona ity ary tsy mijanona raha tsy eny iavoloha miaraka @ GP :* :* :*
20. essera ( 17/06/2009 09:44)
zoam:
manombona amin'ny ambasady paris ity tolona ity ary tsy mijanona raha tsy eny TSIAFAHY miaraka @ GP

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2707