Paris: Fay tao @ ambassade indray ny CAPSAT :-)

21. ravalotgve ( 17/06/2009 09:44)
ARY TSY AZOKO ANIE RETO TGVISTE RETO EEE RAHA TENA TOMPON NY LALANA SY NY FAHEFANA IZY MANINONA NO TSY TONGA DIA MANOKATRA AMBASADY HAFA FA TSY IO TOERANA IO NO HILANA VANINY SY HIFANDROTAHANA EO ZANY TENA MAHA VENDRANA AZY

SNIFFFFFFFFFFFFF
TCHROUFFFFFFFFFFF

ZAO NATAON NY TIM MIREHITRA

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

CINEMA VITA OAZY
22. halloween ( 17/06/2009 09:47)
lavitra be zany léity ry zoam a! resk'antitra ny an'elah fa any dago alou lisany d efa minana'ny é! ny kolabo rehetra zao efa miomana ny handeha eny antanimora, d any dago les no fakana fanjakana fa tsy any @ ambasady a! fa hohitan'elaisany eo koa ny tohiny é! fa sefon'elah izao efa lasa mpametaka afisy otran'i noue araka ny firesak'i Oay, efa nidina grady, jereo fa tsy nahazaka ny nataon'i general d mamely ambadika kanefa refa tena hatrehana tsy sahy, fetinay léity zao a! jeren'elah fa tsy maintsy azonay io ambasady io fa ny frantsay anie miaraka aminay fa tsy miaraka @ dadan'elah é!TAPITRA!!!!!!
23. zoam ( 17/06/2009 09:48)
essera:

zoam:
manombona amin'ny ambasady paris ity tolona ity ary tsy mijanona raha tsy eny TSIAFAHY miaraka @ GP



hita mihits elahy hoe lany fika dia manenjika an le olona sisa ,t@ voalohany noheveriko hoe bandy mba misaina hay vaotany be ,efa toetra iraisana io ry foza an


:-D :-D :-D
24. essera ( 17/06/2009 09:49)
ARY TSY AZOKO ANIE RETO TGVISTE RETO EEE RAHA TENA TOMPON NY LALANA SY NY FAHEFANA IZY MANINONA NO TSY TONGA DIA MANOKATRA AMBASADY

Nisy mamikotra mafy am le seza. Nasian'i Dada siper glou. Harary ihany ny fandidiana an'reo miraikitra be ireo. Azoko an-tsaina ny force one ho fenoina gtt avantana eny tsiafahy. Mapatsiahy ah filma ray zay.

25. zoam ( 17/06/2009 09:55)
romotra be ny foza tsy misy manaiky mihitsy ny fitondrany ntsoooooo
mafy anie izany mba hoe misy mireconnaitre izany e
redicule be fotsiny eo ,tsy aleo ve manao seza rivotra ho haingana e
:-D :-D :-D
26. ravalotgve ( 17/06/2009 09:55)
IN LE FILMA ALOHA SAO DE TERREURS DANS L OUEST

SNIFF
TCHROUFFF

=)) =)) =)) =))
27. essera ( 17/06/2009 09:59)
zoam:
hita mihits elahy hoe lany fika dia manenjika an le olona sisa ,t@ voalohany noheveriko hoe bandy mba misaina hay vaotany be ,efa toetra iraisana io ry foza an

Tadidio tsara izao. Tsy misy oul ambony tsy misy ambany, tsy misy vaotany, tsy misy favori eto. Fa samy manana apoaka daholo. Matoa misakoroka ao am Ambassade ao fransa ny gtt misy zavatra mafy arovana ao. Mafy ange raha voaroaka ao e, miverina aty am tanana nefa ny sasany efa mivelona am fanampiana frantsay isam-bolana. Ampanetretena no itenenako eto fa raha izaho no ambassade gasy any France, tsy niandry averina fa tonga d nody.
Izay no antony itenenako milay hoe : mihambo tsy tia vari-mohaka nefa milelaka ny trôtoira la frantsa retr iny.
28. naritsimba ( 17/06/2009 10:00)
Ny any zany fa tsy aty, zahay efa vonona fa tongava reo GTT ireo ahitanay azy, ary tadidio ity lazaiko ity, fa naritsimba dia naritsimba foana, ary tsy mihemotra izany raha mbola eto Madagasikara, efa nanohitra ny tsy rariny hatramin'ny nahatsarovany saina mandra-pahatapitry ny androny.
Ho hita eo rehefa tonga aty nareo milaza azy ho GTT nefa tsy sahy mipetraka eto Madagasikara akory.
GTT = Gasy Tia Tena.
29. ravalotgve ( 17/06/2009 10:02)
MANAOVA OAAA AMBASADY VAOVAO DE SAMY MANANA NY AMBASADINY NY HAT SY NY GTT

SNIFF
TCHROUFFF

TSY ALEO VE ZAY DE TSY MIADY SY MISY MARADRATRA AMINAPOA EO FOTRINY EEE

:-D :-D :-D :-D :-D
30. halloween ( 17/06/2009 10:02)
lavitra be zany léity ry zoam a! resk'antitra ny an'elah fa any dago alou lisany d efa minana'ny é! ny kolabo rehetra zao efa miomana ny handeha eny antanimora, d any dago les no fakana fanjakana fa tsy any @ ambasady a! fa hohitan'elaisany eo koa ny tohiny é! fa sefon'elah izao efa lasa mpametaka afisy otran'i noue araka ny firesak'i Oay, efa nidina grady, jereo fa tsy nahazaka ny nataon'i general d mamely ambadika kanefa refa tena hatrehana tsy sahy, fetinay léity zao a! jeren'elah fa tsy maintsy azonay io ambasady io fa ny frantsay anie miaraka aminay fa tsy miaraka @ dadan'elah é!TAPITRA!!!!!!
31. zoam ( 17/06/2009 10:05)
io lesy tsy asiana resaka be an ,azon elahy ny fanjakana anio dia any rahampitso amin'ny alalany fifidianana no hangalana azy dia hikombona ny vava avy eo
petsa dia ampy lesy an
32. essera ( 17/06/2009 11:25)
zoam:
azon elahy ny fanjakana anio

ary ho mandrakizay doria doria, AMEN.
33. xxx ( 17/06/2009 11:35)
aza dia marary fo sao torana @ tsy misy dikany eo :-D :-D :-D
34. essera ( 17/06/2009 11:56)
aza dia marary fo sao torana @ tsy misy dikany eo


Zany hono ltia ry zoam a
35. zoam ( 17/06/2009 12:12)
:-D :-D :-D
36. Noue ( 17/06/2009 14:20)
naritsimba:

Ny any zany fa tsy aty, zahay efa vonona fa tongava reo GTT ireo ahitanay azy, ary tadidio ity lazaiko ity, fa naritsimba dia naritsimba foana,
on n'en a rien à cirer oe naritsimba dia naritsimba foana eee! resaka tgvendrana mpanala-baraka midongy toerana no resaka eto fa tsy maha-naritsimba anao akory !!!
ny tgvendrana no zatra manao ny tsy rariny io ka aleo ataon 'GTT mihinana any !!!


37. bozyboleta ( 17/06/2009 14:31)
Dia misy de mapme le olona kah.
Tsy mahalala menatra manao akanjo miaramila sy zandary nefa ny zavatra atao manao an-keriny sy amboletra.

Misaotra GTT.
38. Noue ( 17/06/2009 15:07)
sady efa im-piry no voaroka tao dia mbola manohy ihany ?? :^) :^) :evil: :evil:
39. xxx ( 17/06/2009 15:20)
bozyboleta:

Dia misy de mapme le olona kah.
Tsy mahalala menatra manao akanjo miaramila sy zandary nefa ny zavatra atao manao an-keriny sy amboletra.

Misaotra GTT.



tena maha-menatra tokoa, afa-baraka ny fitafiany tafika malagasy sy ny grade.
Ka na ny Frantsay natao hoe hanohana izay acte ny TGV aza dia mitazana sy mitsiky vendrana fotsiny mahita ny idiotie ataondry zareo.

40. Noue ( 17/06/2009 15:33)
ary tena nisy polisy frantsay ni-applaudir mahintsiny anie tao eee ! t@ zareo nivoaka ireny !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3365