Sorona OSY, ZANAKA , VADY
1. ndaty
(
16/06/2009 16:02)
Tonga eto madagasikara hono iLALAO, ary ny TIM no milaza an'io. Et ça ne m'etonne pas de RAVALO
Fa tsy vano sy be hakeo mihintsy ty RAVALOMANAN TY:
1-Nataony SORONA NY OSY t@ izy president.
2-Nataony SORONA TY ANANY, tsy hita ny dadan'ny TIM, ny zanany matimaty foana.
3-Farany SORONA TY TANANJOMBANE (vadiny)
et lui il est à l'abri, au vert, comme un nabab

répondu par tsiafoi1 le 17/06/2009 06:55
2. Noue
(
16/06/2009 16:13)
k'inona no blèm-nao raha tonga any an-tanindrazana izy eee ?? sa tsy zakanao ny fahatongavany any ?? :^) :^) :^) :-D :-D :-D
3. xxx
(
16/06/2009 16:34)
sao dia i Lalao ry ndaty lahy no nametraka ilay bomba teny @ magazay frantsay io? ianao mantsy be theorie be izay ihany!
4. halloween
(
16/06/2009 16:49)
bomba be i lalao an! elle a de la mururoa, fa elah ry ndaty aza manaiky vandivandindreo fa si le tonga eki vaiavy iny d loso ndeha eny @ Magro hohita ty raha atao anazy fa efa maro ty oulou maika hanambotra azy! fa refa tsy mipoitra d naman'ny mbola any afrika fa mivarotra abobo fotsiny! petsa iny si tonga eky, ambarako anao izany ééééééééééééé!
5. xxx
(
16/06/2009 17:06)
nga raha hitan'i ndaty anatin'ny forum an'ny tim ity resaka lalao ity dia hoe ny tim zany no fototr'io tsaho io? ka aoka hampahafantarina ny rehetra fa fozaorana te hanakotaba tim fotsiny no nanely io tsaho io, fa na ry zareo tim aza mifampilaza hoe: aza mora rebireben'ireny fozaorana ireny.
6. xxx
(
16/06/2009 17:22)
ndaty:
Tonga eto madagasikara hono iLALAO, ary ny TIM no milaza an'io. Et ça ne m'etonne pas de RAVALO
Fa tsy vano sy be hakeo mihintsy ty RAVALOMANAN TY:
1-Nataony SORONA NY OSY t@ izy president.
2-Nataony SORONA TY ANANY, tsy hita ny dadan'ny TIM, ny zanany matimaty foana.
3-Farany SORONA TY TANANJOMBANE (vadiny)
et lui il est à l'abri, au vert, comme un nabab
eto aloha de ianao ndaty no nilaza anio fa tsy ny tim
:-D :-D
7. mketsa
(
16/06/2009 17:29)
Na inona na inona kozy mandeha; ny k'vindro m'kozy foana! :lol: :lol: :lol: ary dia lasa ny mpandeha fa ny k'va misolo akanjo raha té andeha,dé tsy miaraka @ olo fa moly mamboly ty bala-hazo;Veloma fa lasa ny olo
8. ndaty
(
16/06/2009 17:36)
sao dia i Lalao ry ndaty lahy no nametraka ilay bomba teny @ magazay frantsay io? ianao mantsy be theorie be izay ihany!
LALAO n'est pas une SEXE BOMB, ,
LALAO ampela fa garora
SHE IS A VERY UGLY Dõna
9. locl
(
16/06/2009 19:21)
Malagasy izy ka afaka mody sady tsy nisy ratsy nataony ka inona moa no maharatsy izany?
10. patrick2002
(
16/06/2009 19:43)
ka tsara izany rehefa mody izy eh! hisy hampinono indray izany ny zanany eo @ MAGRO kou .
11. xxx
(
16/06/2009 22:51)
Zay ianao ry patrick2002 ,refa tsy mahazaka dia tady hanompa ,adino hatreo ny maha rain-janakao ,tssssss
12. tsiafoi1
(
17/06/2009 06:55)
Tahaka ny nivoahany hoa no nidirany... :D :lol: :lol:
Calme fotsiny miandry fotoana fa aza mifanalagy otran'io.