maro anaka
1. artefy
(
16/06/2009 09:56)
Nisy mpivady niteraka 7 mianadahy: ny voalohany natao hoe ampalibe satria izy no lehibe indrindra, ny faharoa i coco satria mafy loha be ny fahatelo de i zavoka satria malemilemy izay izy ny fahaefatra dia i paiso satria misy mokony kely izay ileiry, ny fahadimy dia voamadilo satria tena be kizintina be izay izy, ny fahaenina indray dia voatsinefy satria kely loatra dia saika tsy hiteraka intsony izy mivady de nanao fanabeazana aizana, kinanjo bevohoka tampoka ramatoa ka dia teraka izy taty aoriana, iza araka ny hevitrao no nataony anaran'io zanany fahafito io?
répondu par rhina le 09/09/2009 09:37
2. caprio
(
16/06/2009 10:22)
mazava ho azy fa tsy maintsy ho nataony we voatsinahy,saaaaaa diso ve za
5. soanja
(
16/06/2009 15:02)
artefy:
Nisy mpivady niteraka 7 mianadahy: ny voalohany natao hoe ampalibe satria izy no lehibe indrindra, ny faharoa i coco satria mafy loha be ny fahatelo de i zavoka satria malemilemy izay izy ny fahaefatra dia i paiso satria misy mokony kely izay ileiry, ny fahadimy dia voamadilo satria tena be kizintina be izay izy, ny fahaenina indray dia voatsinefy satria kely loatra dia saika tsy hiteraka intsony izy mivady de nanao fanabeazana aizana, kinanjo bevohoka tampoka ramatoa ka dia teraka izy taty aoriana, iza araka ny hevitrao no nataony anaran'io zanany fahafito io?
Voatsinapy!!!!
:-D :-D
13. artefy
(
29/06/2009 09:46)
Goavitsinahy no valiny marina e satria tsy nahy ny fiforonany, ilay voatsinahy aloha raha toa ka anarana voankazo dia azo ekena ihany koa!
Mankasitraka antsika rehetra o
Mankasitraka antsika rehetra o
15. rhina
(
09/09/2009 09:37)
mmmhh:
bravo ari-malala a
nahazo sopapa t@ artefy i ari.malala.
ka r zareo ne hhhhmmmm
hiiii
:oops: :-D