J - 1 anio

1. essera ( 16/06/2009 04:44)
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy.
répondu par essera le 16/06/2009 13:39
2. essera ( 16/06/2009 05:04)
Monsieur Hery,

Tafa ilay resaka fa juste 24 hr sisa no andrasana. Fa izao kosa aloha, iny zany pari antsika teto ka mety ho diso kely ny faminanian'i Hery.

Fanampiny koa d, misy fankasitrahana, novakiako hatramin'ny farany Rahery ilay historiquen'ny serasera.org ary tena isaorana anao mihits nanana fandavan-tena. Tsy ny mahasosotra ihany akory mantsy no hiseraserana fa izay tsara d TORAHANAY VONINKAZO b d b. Milay le izy ar am ty mba hanome an'ilay frappe-nao milay iny hoe Tsiky d ampy.

Merci Rahery an, d maztou ary mahavita b.


3. halloween ( 16/06/2009 05:13)
essera:

Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy.



ary tadidiny essera kosa ilay andro malaza an! :roll: :roll: :roll: :roll: :D :D :D :D
4. essera ( 16/06/2009 05:18)
Tadidy ka !!!
5. Noue ( 16/06/2009 06:27)
6. xxx ( 16/06/2009 06:51)
Ra-oui-oui iry tsy naharitra h@ farany fa nitsoaka matanjaka :-D :-D :-D
7. hery ( 16/06/2009 07:21)
Fa oviana marina tokoa aloha no nanomboka ny HAT fa tsy tadidiko anie e? :-)

Oviana no nianiana teny Mahamasina ilay prezidà sandoka?
8. xxx ( 16/06/2009 07:28)
t@ 28mars angamba izy izay e donc 28juin vao 3mois ?
9. halloween ( 16/06/2009 08:05)
hery:

Fa oviana marina tokoa aloha no nanomboka ny HAT fa tsy tadidiko anie e? :-)

Oviana no nianiana teny Mahamasina ilay prezidà sandoka?



sao d elah ary no mpanao hatsikana sandoka ry léity! eo d mitady hanao abobo milaza inn sa mianatra ny mahakely saina an'i dadan'elah kou elah!
jereo ry léity ny daty a! d aza kely aina fa mba tazony ny tenindelahy! d na prezida sandoka na inn d ny dadan'elah ary prezida tsy misy governemanta mbola tohanan'elah ka nahoana ny anay mitondra fanjakana no tsy hotohananay! d na inn lazain'elah na inn d aleo mifanaja @ ilay fotoana d mifankahita eto isika fa raha tian'elah koa moa d tsy d mifanalavitra loatra ny misy antsika an!TAPITRA!!!
10. hery ( 16/06/2009 08:06)
:-) ary manomboka manao ménace corporelle i halloween izany

Dia maninona raha tsy dia mifanalavitra ny misy antsika? :-)
11. xxx ( 16/06/2009 08:08)
essera:
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy.
zay anie ny mahavoa anareo ry essera e ! andrywui aloha dia mbola io satria izy ihany no halloween e ! dia efa hitanareo teto ve fa tena leo, tofoka, boboka t@ ireny fanisana andro tsy misy farany ireny ny olona dia ianareo indray no manohy an'ilay izy e ?


12. xxx ( 16/06/2009 08:48)
efa hoavy ny fete de la musique ry andrywui fa ialahy mbola taraiky manao halloween ihany e :-D :-D
13. halloween ( 16/06/2009 09:11)
xxx:

efa hoavy ny fete de la musique ry andrywui fa ialahy mbola taraiky manao halloween ihany e :-D :-D

mitohy les ny fety na inn mandeha eo na inn a!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. mihitsy ( 16/06/2009 10:11)
hery:


Oviana no nianiana teny Mahamasina ilay prezidà sandoka?



sandoka ahoana moa? aza manetsi-keloka e! fa tsy ra8 ve no misandoka mbola prezida any am ze alehany any? sa moa mbola prezida izy iny na nanome ny fanhefany ho an'ny miaramila aza?
njiiiiii mampalaelo
15. Mirananirina ( 16/06/2009 10:17)
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy

sambatra izy izany;mba teneno koa i dada hoe:hafaro hono mirananirina fa mba te hanao vacances.
16. Noue ( 16/06/2009 10:46)
mihitsy:

sandoka ahoana moa? aza manetsi-keloka e! fa tsy ra8 ve no misandoka mbola prezida any am ze alehany any? sa moa mbola prezida izy iny na nanome ny fanhefany ho an'ny miaramila aza?
lanim-bahoaka t@ fifidianana nga hono rajoelina ?


17. xxx ( 16/06/2009 10:53)
sandoka lety iny na tian'lisany na tsy tian'lisany a.boay kely reny de mibaiko an'tony antitra itony.
18. mihitsy ( 16/06/2009 10:56)
Noue:

lanim-bahoaka t@ fifidianana nga hono rajoelina ?





f'iza no miteny an'zany e? sao de ts mahay teny gasy ntsony nareo any andafy tony?
tsy lanim-bahoaka izy fa nitaty fahefana tam havendranan'ny dadanareo!

19. essera ( 16/06/2009 11:04)
mihitsy:
havendranan'ny dadanareo

Tandremo fa mamaky ecran amn'io penguin ry mirananirina
20. rpetit ( 16/06/2009 12:44)
Ho an'ny any an-dafy: Dia ianareo ve de tsy mahalala mihintsy fa ity rajoelina ity anie ka sady domelina no mpisoloky fanjakana,misorantena toa president nefa dia raha ianareo no mahita ny zavatra ataony , TSY VOATANISA NY LAINGA AFAFINY . NY ZAVATRA LAZAIN I LERY MIFANOHITRA AMIN NY ZAVAMISY DAHOLO. iO NGE NANGALATRA DISQUE TAO PARIS TAM FOTOANANDRONY-DIA NOGADRAINA TAO FA TRATRA E . ZANY VE NO HITONDRA FANJAKANA-TSY AFA MIALA FA HANDROSO MATY RAIBE HIHEMOTRA MATY RENIBE .HIADY INONA NO HAIN I LUCK LIKI .
AMPIANARIKO MANAO ANALYSE TSARA NAREO - DIA MBA MANONTANIA OLONA FA NY LOHANY FOTSINY NO TGV FA NY RAMBONY FOZA .
NY ZAVATRA LAZAINA FA MANDROSO NEFA MIHEMOTRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488