Tsirin-kevitra ho fanatsarana ny serasera

1. essera ( 15/06/2009 13:43)
Maninona moa ry zalah raha ovaina hoe TOPMADA ity site ity. D mba miavaka tsara i Noue, Penguin, Ifiona, cyril, Mirananirina. I Hery no atao Redacteur en chef. Efa gôdraka be izy ao fa tsy mahavoaka feo intsony.
Mety hilay ltia izay ry Noue e ?
Fa am zay fotoana izay tsy hanohitra an'lisany tsony zahay fa tonga d hitoraka voninkazo fotsiny.
:-D :-D :-D
Miomana lisany ravatorano fa hanangona vaovao sur terrain fotsiny, moa izahay sy general aleo hanao commercial fotsiny fa tonga d mandroso be ity site-tsika ity, sa ahoana Mose Hery ?

répondu par hery le 16/06/2009 07:27
2. ifiona ( 15/06/2009 13:45)
maninn tsara hoe ry essera

:roll: :roll: :roll:
3. essera ( 15/06/2009 13:48)
Sali ndry ry Ifiona,
Misy kandra wa fa ho-fusionner-na i top mada sy serasera.org d indry efa voaray. Fa zahay sy general mbakan'ndry Oay mbola mandalo test hono.

SeraseraMADA no anaran'ilay izy !!!!
4. yuka ( 15/06/2009 13:51)
Ny zavatra tsikaritro dia niova fiady indray inareo TGVistes eto an! :^)
tsy miompana firy amin'ny toedraraha-mpirenena intsony,fa mitsongoloka tanteraka ny mpisera tsy mitovy firehana aminareo :roll: :roll: 8O
Rehefa leo aza maka aretin'andoha fa nde mitady site mitovy sy mifanaraka amin'ny sainareo e!
5. xxx ( 15/06/2009 13:52)
Izy tompony ihany no mahafantatra izay anaovany ny anaran'ny site. Misaora azy ianao raha afaka miserasera eto.
http://serablog.blogspot.com/2004_10_01_archive.html
Vakio hatramin'ny farany io dia ho voavaly ny hetahetanao.
6. essera ( 15/06/2009 13:57)
Ary misy marary fo be sahady a. Fanatsarana ve no resahina d kafara no azo. Nareo koa mora miakatra kely izany a. Fa maninona ary Hery no manao solomaso nefa ny andro efa hariva be. Top Mada ange tsy misy mikitika mits ao nefa mba ankafizintsika sasantsasany ihany. Betsaka ny oul tena nahay copie-coller tao.

7. ainaheri ( 15/06/2009 14:00)
Tsy haiko na za no tsy maharaka fa TOPMADA toa tsy mamoaka vao² tsony,inona ny antony??
8. yuka ( 15/06/2009 14:05)
Ianareo no marary fo sy miasa loha mafy amin'ny tompon'ny site,izay dinika rehetra foroninareo tsimaintsy resaka Hery sy ps tsy mitovy hevitra.
Aza adino fa hiresaka politika no hidirantsika eto,fa raha misy torohevitra manokana dia manokafa dinika atsy ambadika(momban'ny serasera) na anoraty mivantana ny mpiandraikitra
Ianareo indray ve moa no hatoro an'nizany ee! :roll: :roll: :roll:
Azonareo atao koa ny mifidy site TGV mba manala sorisory e! :D :lol: :lol:
9. xxx ( 15/06/2009 14:06)
Tsy haiko na za no tsy maharaka fa TOPMADA toa tsy mamoaka vao² tsony,inona ny antony??

Ka be loatra ny mpanao copier-coller tao no tsy nandoa droit d'auteur. Ao amin'ny site sobika indray izao ilay olona voatonona etsy ambony io no manao io fanao ratsy io. Porofo: dinika nosokafany androany ao ambanimbany ao.
10. Mirananirina ( 15/06/2009 14:44)
inona indray re ity ry Essera e.
maninona moa raha mamorina site vaovao koa essera dia tonga any indray izahay e.
11. Noue ( 15/06/2009 15:33)
Mirananirina:
maninona moa raha mamorina site vaovao koa essera dia tonga any indray izahay e.
valinteny mety tsara io leisy essera aa !


:-D :-D :-D :-D
12. benkintana ( 15/06/2009 21:56)
Tsy fanatsarana mintsy zany hevitrao zany rangah fa fanaovana tsinontsinona ny mpisera ,afaka manao veloma koa elah refa tsy mahazaka forum sao heverin'elah hisy halahelo anelah mantsy ny eto ry essera !!! tsisy saina!!!
13. essera ( 16/06/2009 04:43)
Maazaka forum. Hay ve be ny mora miakatra ohatra izao ihany ato. Ataoko ty d ... kay ...
14. xxx ( 16/06/2009 05:19)
Essera> Efa mba nvakianao ve aloha ity e!
http://serablog.blogspot.com/2004_10_01_archive.html
15. ravatorano ( 16/06/2009 06:03)
essera < =)) =)) =))
tena mahatsikaiky elah less bandy akama mlay b kle !
fanatsarana ve ouz elah ny fusion fa tsy fanimbana
raha ny fahalalako azy dia vao oviana no nisy ny topmada aryt ity serasera.org iry izao efa ho hankalazainay ny fahafolo taona niorenany ka tsy dia hitako ny antony hanaovan'i hery fanambarana azy amin'ny site hafa !
saika tsy hamaly ihany aho lessy fa amin'ny maha akama mlay an lah d aleo asiko teny kely ah fa za koa dia isan'ny hitoraka vonikazo an lah ange raha misy site mba atsangan-lah hiarahatsika mi forum any koa dia ho hita eo raha tena tsy malaky hiakatra elah amin'izay voalaza ao satria olona maazaka forum e
essera < ^:^
16. Noue ( 16/06/2009 06:29)
mba nanao hatsika re izy ry ravatorano aaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. xxx ( 16/06/2009 06:54)
Ary maninona i essera raha manokatra site manokana hijeren azy e , tsy izay ve no tsotra ?
18. hery ( 16/06/2009 07:27)
Sali essera

voaray ilay sosokevitra fa ny valiny dia hoe aleo samy hanana ny hanitra ho azy e :-) Tsy mitovy ny tanjona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1195