Sao d tsy milam kosa Ra-Hery ?
1. essera
(
13/06/2009 09:54)
Maninona any amin'ny mail perso misy hafatra avy amin'ny Admin tonga mi-guider ahy ho an'ny amin serasera.org (hafatra voaray) nefa dia vide ny boîte de réception-ko ao.
Sa ny 30 mn ve izao efa mitovy amin'ilay fepetra hoe hoe : ho voafafa ny hafatrao ao anatin'ny 30 andro.
Sao mba tsy rariny kosa raHery.
Sa ny 30 mn ve izao efa mitovy amin'ilay fepetra hoe hoe : ho voafafa ny hafatrao ao anatin'ny 30 andro.
Sao mba tsy rariny kosa raHery.
répondu par sakaymena le 13/06/2009 20:21
2. essera
(
13/06/2009 10:04)
Maninona raha mamoaka kôzy enao hoe tsy zakanao ilay resaky ny tgv ato d esorina tsy ho mpikambana izay noho ny foto-kevitray e. Omeko anao tsara ilay copie ecran an'ilay hafatra déclarer ao am mail perso-ko nefa tsy voaray any am hafatra perso-nao fa ianao mantsy tia an'ilay porofo hoe asio copie ecran.
3. xxx
(
13/06/2009 13:41)
Aza gaga intsony enao ry essera raha misy ny zavatra toy izany a! i hery efa ela no naha pro-Marc an'azy. Izy tenany aza dia efa niaiky hoe miondana ravalo. Ny tsy mbola ekeny fotsiny izao satria finanàny dia ny hoe site serasera= hery= Marc lesabotsy.
5. xxx
(
13/06/2009 20:12)
yuka:
Fa tadiavin'i xxx hiondana TGV daholo ve ny gasy e!
:)
Fa maninona no ilay teny hoe: miondana no tena miraikitra sy misongadina aminao, amin'izay nolazaiko?. Ilay fahazarana angamba....sa manakory.
6. sakaymena
(
13/06/2009 20:21)
ko rah ny sitrapon ny hery ko de mbo ho piondana r8 daholo isika eto de tsys be vava de tsys vokenda sa ahona hery aah
