Mbola kofona fanindroany indray ny TIM tao am TV+
1. essera
(
13/06/2009 05:40)
Sali daholo ny akama mpisera rehetra :
Ny vendredi magnifique teto am tanana moa izany d ny invité de zoma tao am TV+ nanasana an'i Fetison. Tena nieritreritra i Fetison omaly hoe hanao koro mazistraly tao kanefa kobon'i Onitiana hoe misy point sy midina an-dalàna ny frazy ka dia tsy nahomby ilay kabary tiana tsy hovaliana.
Ireto misy fanontaniana vitsivitsy miaraka amin'ny valiny :
AMNISTIE :
Ahoana koa ary izany, nisy daholo nandritra izany ny institution rehetra2 ary ny sasany d efa ho tim zato isan-jato ka inona no antony tsy nanaovana an'ilay izy raha tao tokoa ny fahavononana ? Nareo koa hafahafa be a !?!
FIDIRANA TEO AMBOHIJATOVO :
Izao anefa, minitra vitsy monja tao alohan'io émission io d nandeha tam journal i Raharinaivo en personne no nanaiky teo amin'ireo mpitandro ny filaminana fa tsy nahazo alalana ary naseho teo mihits moa ilay taratasy hoe autorisé ny tim pour la journée du 11 juin (miaraka amin'ny tsipika). Ary izy mihitsy no nitarika ny oul handeha hiverina eny am Magro. Ny somary mahatsikaiky rehefa raikitra ny fandravana ireo oul te hiditra forsé tao am Ambohijatovo dia nilaza i Raharinaivo fa tsy oul avy amin'zareo ireo fa mpanakorontana. Aiza koa ary nareo zany... Tsy misy handany fotoana handeh ho eny ramose fa aza mifanendrikendrika fa fomba efa fanaonareo izany Mosé Naivo d atolaka fotsiny indray avy eo.
Misaotra anao ramose mba nijery an'izay fa ny oul mantsy rehefa omena kely d alefany hatramin'ny sandriny avy eo mangataka. Ary rehefa tsy omena d manao fanahin-jaza izay ihany.
Ianao koa ry zoky d mapmé, sarotra be aminareo koa ny miaiky hoe efa naprevena nareo d avy eo mitady fanampin-daoka indray. Hay ve Magro io teritery ihany e, zah ko ts mpakeny d tsy maharaka mihitsy. Mpandalo eo matetika a fa raneny milanja ny sarin'ny Dada miaraka am kiririoka izay no maptsetra ahy lava eo. priiiiiiiiiiiii, miaraka am lay sary aseho ankavia ankavanana. Maty a neny mampahonena ty enao latsaka tanteraka am dada. Mampatsiahy ahy fomba fandrafitra fehezan-teny izay hoe : VAHOAKA MAROBE ANAK-7
Hay ve fantatry i Fetison ihany hoe : ratsy ny teo aloha. Tsy izaho no nampitaha fa izy a. Mose Fety, avelao izy hiasa milam fa ny sabatra rehetra anananareo :
- MAP = Menace, Arréstation, Prison
- Ny kontrôly fiskaly izay nanimbana mpandraharaha maro, kanefa vilam-bava be fa izy no tena mpanao mihoatra ny METY.
- Ny fanaovana bodongerona ny fananan'oul.
- etc etc
EFA VERY daholo afa-tsy ilay destabilisation sisa mba tsy hisian'ny reconnaissance.
Manao izay hahatapa-tsinay mits razoky ity a, tany i Dada d efa nanao an'ilay (tsy miady)2 fa kibay an-kelika ihany. Asaina tonga ny oul d izy mandeha manao fitsidiham-paritany (d lisany milalaova tanana eo aloha). Tadidinareo iny, efa adkléana be sofina no tena masaka ao aminy fa bala rora daholo izay mody resaka rehetra ataony.
FIDINANA AN-DALAMBE :
Tena misy kila kosa angamba eto mahatadidy ny tenin'i Dada tamin'ny fahatokisany tena tam zany fotoana hoe raha misy oul maromaro milahatra midina an-dalambe eo d tonga a d miala. Tandremo ny vava bain am sisa.
Mapmé kou les lisany zoky Fetison. Izay misy aloha d ekeo fa ny ary am Carlton aza idirana ko zé hiteny an'izay.
Io ary ilay nolazaiko, (tsy miady)2 fa kibay ankelika ihany. Efa mazava be ange io Fetison fa ianao moa filohana delegasiona d ts maints manao bonne image rehefa ho hitan'ny oul rehetra mitovy sy tsy mitovy hevitra aminareo.
Izaho alou manokana, d mba tonga saina hoe hay ve eto amintsika (sic) misy tena multi-milliardaire be ohatra izany ary misy oul mikarama 10.000 Fmg voire 5.000 Fmg ny journée. Izay fananany i Dada tsy quoi fa tonga d omenay hoe : REHEFA AN'LAH D AN'LAH fa ilay hoe betsaka ny manan-katao fa vitsy no mandray andraikitra
Sao d lava loatra leaza

Onitiana Realy:
Naninona ny filoha teo aloha nandritra ny 7 taona nitondrany tsy nieritreritra ny amnistie fa nony voa ianareo dia izay vao tsapa ilay izy ?
[quote=Fetison]Nieritreritra ny hanao an'ilay izy mihitsy izahay fa ... (bla bla bla d tsy nisy valiny mazava intsony)
Ahoana koa ary izany, nisy daholo nandritra izany ny institution rehetra2 ary ny sasany d efa ho tim zato isan-jato ka inona no antony tsy nanaovana an'ilay izy raha tao tokoa ny fahavononana ? Nareo koa hafahafa be a !?!
FIDIRANA TEO AMBOHIJATOVO :
Onitiana Realy:
Nahazo alalana ve ianareo ny andron'ny zoma 12 jona hanao fihetsiketsehana teo Ambohijatovo ?
Fetison:
Nahazo alalana izahay telo andro misesy alakamisy, zoma, sabotsy nomen'ny CUA, fa nataony hoe sous réserve ny préfecture.
Izao anefa, minitra vitsy monja tao alohan'io émission io d nandeha tam journal i Raharinaivo en personne no nanaiky teo amin'ireo mpitandro ny filaminana fa tsy nahazo alalana ary naseho teo mihits moa ilay taratasy hoe autorisé ny tim pour la journée du 11 juin (miaraka amin'ny tsipika). Ary izy mihitsy no nitarika ny oul handeha hiverina eny am Magro. Ny somary mahatsikaiky rehefa raikitra ny fandravana ireo oul te hiditra forsé tao am Ambohijatovo dia nilaza i Raharinaivo fa tsy oul avy amin'zareo ireo fa mpanakorontana. Aiza koa ary nareo zany... Tsy misy handany fotoana handeh ho eny ramose fa aza mifanendrikendrika fa fomba efa fanaonareo izany Mosé Naivo d atolaka fotsiny indray avy eo.
Prefecture:
Ny kianja Ambohijatovo mandritra ny volana jona d ankalazana ny fetin'ny ankizy, ary tsy tokony hanaovana fihetsiketsehana mandritra ny fanaovan'ny ankizy fanadinana. Après fanadinana mahazo manao eo indray zareo
Misaotra anao ramose mba nijery an'izay fa ny oul mantsy rehefa omena kely d alefany hatramin'ny sandriny avy eo mangataka. Ary rehefa tsy omena d manao fanahin-jaza izay ihany.
Onitiana Realy:
Inona moa no tena antony nandehananareo teny amin'ny Ambohijatovo fa tsy nijanona tao amin'ny Magro, satria ve tsy hitan'ny oul loatra ilay toul ataonareo d mila miova toerana ?
Fetison:
Hitanao moa Onitiana fa kelikely ihany i Magro ka te haka toerana lehibe kokoa izahay. Jereo tsara ange izahay tam le 11 juin fa nilamina nilahatra am-pilaminana.
Ianao koa ry zoky d mapmé, sarotra be aminareo koa ny miaiky hoe efa naprevena nareo d avy eo mitady fanampin-daoka indray. Hay ve Magro io teritery ihany e, zah ko ts mpakeny d tsy maharaka mihitsy. Mpandalo eo matetika a fa raneny milanja ny sarin'ny Dada miaraka am kiririoka izay no maptsetra ahy lava eo. priiiiiiiiiiiii, miaraka am lay sary aseho ankavia ankavanana. Maty a neny mampahonena ty enao latsaka tanteraka am dada. Mampatsiahy ahy fomba fandrafitra fehezan-teny izay hoe : VAHOAKA MAROBE ANAK-7
Fetison:
Ni-reconnaître Ravalo fa nisy tsy nety ny nataony ary efa nanao fanambarana momba an'io izy. Fa ny hita izao dia ratsy lavitra noho ny teo aloha ny fitondram-panjakana.
Hay ve fantatry i Fetison ihany hoe : ratsy ny teo aloha. Tsy izaho no nampitaha fa izy a. Mose Fety, avelao izy hiasa milam fa ny sabatra rehetra anananareo :
- MAP = Menace, Arréstation, Prison
- Ny kontrôly fiskaly izay nanimbana mpandraharaha maro, kanefa vilam-bava be fa izy no tena mpanao mihoatra ny METY.
- Ny fanaovana bodongerona ny fananan'oul.
- etc etc
EFA VERY daholo afa-tsy ilay destabilisation sisa mba tsy hisian'ny reconnaissance.
Fetison:
Teny amin'ny lehintsy d efa vonona izahay ny hiditra amin'ny fifanarahana.
Manao izay hahatapa-tsinay mits razoky ity a, tany i Dada d efa nanao an'ilay (tsy miady)2 fa kibay an-kelika ihany. Asaina tonga ny oul d izy mandeha manao fitsidiham-paritany (d lisany milalaova tanana eo aloha). Tadidinareo iny, efa adkléana be sofina no tena masaka ao aminy fa bala rora daholo izay mody resaka rehetra ataony.
FIDINANA AN-DALAMBE :
Fetison:
Tena anisan'ny tsy mankasitraka an'io mihitsy izahay, d blabala miodikodina ny tohiny
Tena misy kila kosa angamba eto mahatadidy ny tenin'i Dada tamin'ny fahatokisany tena tam zany fotoana hoe raha misy oul maromaro milahatra midina an-dalambe eo d tonga a d miala. Tandremo ny vava bain am sisa.
GCI:
Tsy misy mouvance mahazo mitolo-tena hisolon-tena an'i Mcar fa tsy maintsy voasonia ny ilay charte consensuelle vao reconnu Mcar
Onitiana Realy:
Ahoana Fetison no fijerevanao ny visite nataon'ny vondrona eropeanina ny minisitry ny fitsarana amin'ny fikarakarana ny fonja tsy ohatran'ny mifanohitra amin'ny ilay fanambaran'ny GCI ihany ve ilay izy ?
Fetison:
Io ange Onitiana resaka sosialy fotsiny ilay visite de courtoisie natao tamin'ny euh euh ... mpikambana ao amin'ny HAT fa iza moa no maniry ny hanapahana ny fanampiana an'i Madagasikara, (tsy misy valin-teny mazava avy eo....
Onitiana realy:
Inona moa izany no antony mahasadaikatra anao amin'ilay manonona ny hoe Rtoa minisitra ny fitsarana
Fetison:
Ka i Dada ihany ny anay no ara-dalàna
Mapmé kou les lisany zoky Fetison. Izay misy aloha d ekeo fa ny ary am Carlton aza idirana ko zé hiteny an'izay.
Onitiana Realy:
Inona no antony hanaovana ny dinika nefa Ravalo manentana hatrany am phone ny oul tarihiny ao am Magro.
Io ary ilay nolazaiko, (tsy miady)2 fa kibay ankelika ihany. Efa mazava be ange io Fetison fa ianao moa filohana delegasiona d ts maints manao bonne image rehefa ho hitan'ny oul rehetra mitovy sy tsy mitovy hevitra aminareo.
Fetison:
Perte 200 à 300 milliards any ho any ange Dada ankoatra ny nandaozany ny tanindrazany. Henjana ange izany
Izaho alou manokana, d mba tonga saina hoe hay ve eto amintsika (sic) misy tena multi-milliardaire be ohatra izany ary misy oul mikarama 10.000 Fmg voire 5.000 Fmg ny journée. Izay fananany i Dada tsy quoi fa tonga d omenay hoe : REHEFA AN'LAH D AN'LAH fa ilay hoe betsaka ny manan-katao fa vitsy no mandray andraikitra
Sao d lava loatra leaza
répondu par essera le 13/06/2009 10:09
2. essera
(
13/06/2009 06:11)
Misy fanampiny kely, tena marina ilay notenen'ilay namantsika iray tato am serasera fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a325b60767db
Raharinaivo no te hiala ilany fotsiny hoe tsy anay ireo oul manakorontana ireo.

3. essera
(
13/06/2009 07:30)
Rahery, tsy misy hita ny akamanao fa mba asio valiny io dinika somary vendrambendrana io.
4. essera
(
13/06/2009 07:36)
Rahery, mety ao ihany angamba ianao fa sahirana kely miodinkodina fa mba ahoana ianao amin'ity dinika nataon'ny mpiray latabatra aminareo itony izao.
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,333464 raha mba haka fafiny raHery d fanampiny, tena mahay manara-dalàna ry zalah e.

7. ravatorano
(
13/06/2009 08:29)
essera < mba isan\'ny nanaraka tsara ilay fandaharana tao amin\'ny tv+ io aho omaly all fa tsy te hiditra lalina amin\'ny komentera eto satria tsy izany no zavatra ho entina hampandroso ity firenena ity ary tsy hitondra fampieritreretana ho an\'ny mpamaky akoriny izany ary hitako aza fa misy miharo fiantsiana kely ihany ilay fomba fanoratry ny akamako mlay essera !
Hevitra sy analyse nao io avoakanao eo ambony io fa raha misy olona hafa koa dia hevitra hafa no lazainy eto.
Raha ry Noue sy ry Hery indray dia tsy nahita io fandaharana io zareo ka mety avy d izay fandraisany aza araky ny voalazanao ho handinihiny izany na mety tsy hamaly na hiteny akory ry zareo satria efa voalazako teo fa tsy nahita na nandre akory aza izy .
Amiko :
-amnistie : naninona tsy tena nolazainoa tokoa ilay teny navaliny fa tsy hoe blablabla toy ny telma :-D :-D :-D Raha tamin izany nieritreritra hanao lay zareo fa tsy priorité-ny izany fa amizao kosa tsy ny tim rery ange no mila amnistie ry akamako e fa na ny arema koa aza araky ny tenin\'i Sareraka omaly tamin\'ny valan-dresany hoe na i dadabe na i dada dia mitady hiala maina amin\'ny \"ratsy\" vitany teto amin\'nny fitondrany !
Mbola adihevitra be moa ny amin\'iny satria resaka vono olona sy fandikana lalana\'resaka ladoany ,fanodikodinam-bola an\'ny fanjakana) fa raha tena niheno tsara ianao d nametra panontaniana koa i Fetison hoe ary ireo olona nitondra sy nitarika olona ho vonoina mba akory ?????
-magro/ambohijatovo : raha ny omaly sy ny afak\'omaly dia tena feno tokoa ny tao ary ny tenanay dia miasa ety amin\'ny manodidina ety mahita izay fandehany ao na d mba hijery fotsiny aza hoe misy olona ihany ve ato e ! ary zareo reto ve tena tsisy atao mihitsy fa miandry ny fiverenan\'ny Dadany izay tsy tafa intsony e ! fa feno tokoa ny toerana aloha izay no hitako za nanatri-maso fa enao moa ry akama milaza hoe tsy mpakeny !
rehefa tsy mahazo alalana dia tsy tokony ho eny ambohijatovo marina io ary µrandrianatoandro dia nanaiky izany ary niverina teny amin\'ny Magro indreay zareo ! fa raha ny \"sasany\" ange izany nanahirana e! tadidio fa ambohijatovo d nidina 13 mai ! izao nefa toa tsy azo aleha ilay kianja izay lazaina fa kainjan\'ny demokrasia sa demokrasia andry zalah ireo rery ??????? :?:
fifinana an-dalam-be : raha ny fahalalako azy aloha dia nihazo ny kianja\'Ambohijatovo zareo fakomaly ary niteraka embouteillage nandritry ny ora iray sasany izany tety aminay ankorondrano io !izany ve no fidinana andalam-be : niala toerana izay dia nadeha tamin\'ny toerana izay tsiss korontana tsiss vaky trano ! Nilamina iny satria nahazahoana taratasy mazava tsara ny andron\'ny alakamisy fa ity zoma izany no tsy tao anatiny intsony ka nahatonga ny savorovoro efa voalazan\'i essera teo ambony io!
Aza adino mihitsy kosa aloha fa amin\'ny tim sy ny ekipany rehetra eo amin\'ny Magro dia i Ravalomanana ihany no ara dalana amin\'izy ireo ohatran \'ny fanekena(reo) ny fitondrana tetezamita ity ! safidy politika io ary eo no manahirana amin\'izy tiy hoe iza marina no tena manana ny fahamarinany amin\'izao zava misy eto amin\'ny firenena izao !
Ravalomanana dia mihevitra ary manatena ny mbola hiverina eo amin\' io fitondrana io na ho ela na ho haingana arak\'ireny filazany sy fomba fisehon\'ny resany amin\'ny antso finday izay hirfampiresahany amin\'ireo mpanara dia azy etsy amin\'ny magros.Azy irery izay ary anjarany ny manao izay hahatongavany amin\'izay fa tsy voatery ho tanteraka nefa izany fa io mbola miankina amin\'ny vahoaka maro an\'isa tokoa !
tena marina fa misy malagasy maro mbola roa arivo na arivo na latsak\'izany isan\'andro ary maro koa anefa ny manakarena amin\'ny tsy antony fotsiny izao misy eto amin\'ny firenena nohon\'ny fanambakana maro isatokony.
Za manaiky fa tena multi mild Ravalo raha ireo fananany misy eto amin\'ny tanana ireo no jerena ary marina kosa fa raha ny teti bidin\'ny zavany potika sy lasa lavenona dia tsy latsak\'izay voalazan i Fetison ihany koa !
Misy fahamarinany koa ilay betsaka ny mana-katao fa vitsy ny mandray andraikitra indrindra amin\'izao krizy diavin\'ny firenena izao.D mbola tsy tsapanareo foana tokoa ve izany e! Efa midina hatrany izao ny fahefa-mividin\'ny malagasy ary ny harikarem-pirenena izao efa lasa miiba reefa tany amin\'ny miabo 7% izay tamin\'ny dec2008 (valandresaka nataon\'i Roger Ralison)
d ho aiza ary tsika ity e !
tonga indray io ny fanampiana na ny tena marina fampisamboram-bola izay haverina miaraka amin\'ny zanabola avy tamin\'ny koweit hanaovana lalana ary efa nanomboka tamin\'ny 2000 izy io no efa natao ary ampahany faharoa ity
Zao indray d efa misy milaza fa io ary ilay arabo fa tonga hanampy antsika.
Ny vola amerikanina izay omena fotsiny tsisy zanany navotsotra amizao izao tonga ny vola aveki zanany trosa io dia mibitaka fa nahazo reconnaissance hoe
aiza ary tsika izany !
lava loatra le aza ah araky ny tenin\'ny akamako maly be essera !
zafady

8. essera
(
13/06/2009 09:12)
tsy manin mits Ravatorano,
Tsy mihantsy mihitsy fa raha niteny teto aho indray mandeh tamin'ny resabe tao am matv d adkléan'i Fetison ny manao coupé lagorza amin'ny ilay mitady tsy hijanona rehefa miteny. Mitady hanao Richard A. 2. Tany ange Roland Ratsiraka d efa kôpy kay hoe ty bandy ity ilay rehefa omena teny d mitady ho gourmand be. Raha nanaraka tsara ny dinika omaly ianao dia izao, oul ty mi-influencer i Fetison ary raha marivo salosana d ambakainy amin'ny ariary be mihaja. Tsotra ilay izy ravatorano :
Fanontaniana tsotra hoe : 1 + 1 = 2. Alefan'lery ary amin'ny niandohan'izao tontolo izao ny resaka ary efa hitako aza natetika tao anatin'ilay emission hoe ts efa à côté de la plaque ve izany resaka izany. D raha nandinika tsara koa ianao d somary nisy imbetsaka ihany i Onitiana no namerina ilay sujet fa mitady hivoaka vinany izany ilay réponse lery.
=> [center]Resahiny elabe moa va tsy toy ny any am fiangonana d resy lahatra ianao.[/center]
Izay angamba no politika fa amiko tsy famahana ny olana eto amintsika ny justification-lery. Betsaka ny tsy voavaly teo fa hitanao io bla bla bla soratako eo ambony io, tratran'ny fanontaniana lery tsotra sady mahitsy :
D manao démonstration 1 + 2 amin'ny alalan'ny log, expo, etc etc...
Dia azonao am zay ravatorano ilay bla bla. Resaka azavaina ela be d raha oul tsy ampy kely ny mémoire d lasa na ny fanontaniana aza tsy fantany intsony fa Fetison no mametraka ny fanontaniana indray. Raha tsy nanana mauvaise foi ny fitondrana teo aloha nataony vaindohandraharaha ny reconciliation fa ny nahatongavany teo amin'ny seza ange no ela d TENA HIASA ISIKA, TENA HIASA MIARAKA, TENA HIASA TSARA. Tsara ny miasa fa tokony ho tsapanao hoe tsy hanankery mihitsy ilay miaraka raha tsy vitanao iny adklé iny.
Ny miaramila aza efa nanao ny azy dia maika ery Noue nidradradradra hoe MIARAMILA MPANARA-DALANA.
Tadidio ravatorano fa nisy soulèvement populaire teto fa tsy hoe nipoitra avy any ny merc tao afrique du sud d tonga d déclarer tao am radio hoe Andry Rajoelina no filoha. Aleo hazava fa hambo-po sy fahamenarana no antony mahatonga an dravalo mi-télécommander an'i Magro an-telefonina isan'andro. tsy dia mifanalavitra izy sy Zafy fa i Zafy nanaja tena, fa i Zafy efa very kôty be tary aza izao mba mametraka ny maha izy azy indray nahazo aina tampoka teo.
Sao d lava be ko klé, aleo maka soufla kel sao lazain'lah fa Fetison tampoka eo ko a.
miharo fiantsiana kely ihany ilay fomba fanoratry ny akamako mlay essera
Tsy mihantsy mihitsy fa raha niteny teto aho indray mandeh tamin'ny resabe tao am matv d adkléan'i Fetison ny manao coupé lagorza amin'ny ilay mitady tsy hijanona rehefa miteny. Mitady hanao Richard A. 2. Tany ange Roland Ratsiraka d efa kôpy kay hoe ty bandy ity ilay rehefa omena teny d mitady ho gourmand be. Raha nanaraka tsara ny dinika omaly ianao dia izao, oul ty mi-influencer i Fetison ary raha marivo salosana d ambakainy amin'ny ariary be mihaja. Tsotra ilay izy ravatorano :
Fanontaniana tsotra hoe : 1 + 1 = 2. Alefan'lery ary amin'ny niandohan'izao tontolo izao ny resaka ary efa hitako aza natetika tao anatin'ilay emission hoe ts efa à côté de la plaque ve izany resaka izany. D raha nandinika tsara koa ianao d somary nisy imbetsaka ihany i Onitiana no namerina ilay sujet fa mitady hivoaka vinany izany ilay réponse lery.
=> [center]Resahiny elabe moa va tsy toy ny any am fiangonana d resy lahatra ianao.[/center]
Izay angamba no politika fa amiko tsy famahana ny olana eto amintsika ny justification-lery. Betsaka ny tsy voavaly teo fa hitanao io bla bla bla soratako eo ambony io, tratran'ny fanontaniana lery tsotra sady mahitsy :
D manao démonstration 1 + 2 amin'ny alalan'ny log, expo, etc etc...
-amnistie : naninona tsy tena nolazainoa tokoa ilay teny navaliny fa tsy hoe blablabla toy ny telma Raha tamin izany nieritreritra hanao lay zareo fa tsy priorité-ny izany fa amizao kosa tsy ny tim rery ange no mila amnistie ry akamako e fa na ny arema koa aza araky ny tenin'i Sareraka omaly tamin'ny valan-dresany hoe na i dadabe na i dada dia mitady hiala maina amin'ny "ratsy" vitany teto amin'nny fitondrany !
Dia azonao am zay ravatorano ilay bla bla. Resaka azavaina ela be d raha oul tsy ampy kely ny mémoire d lasa na ny fanontaniana aza tsy fantany intsony fa Fetison no mametraka ny fanontaniana indray. Raha tsy nanana mauvaise foi ny fitondrana teo aloha nataony vaindohandraharaha ny reconciliation fa ny nahatongavany teo amin'ny seza ange no ela d TENA HIASA ISIKA, TENA HIASA MIARAKA, TENA HIASA TSARA. Tsara ny miasa fa tokony ho tsapanao hoe tsy hanankery mihitsy ilay miaraka raha tsy vitanao iny adklé iny.
Ny miaramila aza efa nanao ny azy dia maika ery Noue nidradradradra hoe MIARAMILA MPANARA-DALANA.
Aza adino mihitsy kosa aloha fa amin'ny tim sy ny ekipany rehetra eo amin'ny Magro dia i Ravalomanana ihany no ara dalana amin'izy ireo ohatran 'ny fanekena(reo) ny fitondrana tetezamita ity ! safidy politika io ary eo no manahirana amin'izy tiy hoe iza marina no tena manana ny fahamarinany amin'izao zava misy eto amin'ny firenena izao !Tadidio ravatorano fa nisy soulèvement populaire teto fa tsy hoe nipoitra avy any ny merc tao afrique du sud d tonga d déclarer tao am radio hoe Andry Rajoelina no filoha. Aleo hazava fa hambo-po sy fahamenarana no antony mahatonga an dravalo mi-télécommander an'i Magro an-telefonina isan'andro. tsy dia mifanalavitra izy sy Zafy fa i Zafy nanaja tena, fa i Zafy efa very kôty be tary aza izao mba mametraka ny maha izy azy indray nahazo aina tampoka teo.
Sao d lava be ko klé, aleo maka soufla kel sao lazain'lah fa Fetison tampoka eo ko a.
10. essera
(
13/06/2009 09:38)
tokony imprimer-na lesy io ry Noue d handaniana ity 8kend ity sa ahoana ny hevtr lisany.
11. Noue
(
13/06/2009 09:44)
week milay be zao ve leisy dia ahoana ? sady milay beee ny andro aaa !! :-D :-D :-D :-D mais ho vakiana miadana leisy aaa ! bon week lah !
12. essera
(
13/06/2009 10:00)
Ok fa hiala ko a les fa na izany na tsy izany le ataon'i Hery tena manimba ilay ambiansy ato am serasera . org sa tanterahin'lery ve ilay vavany hoe essera sy patrick2002 no tiako ho tapahi-tenda ato raha ny sitra-poko.
13. essera
(
13/06/2009 10:09)
Bon 8kend Rahery d merci d'avance mi-régler an'ilay hafatra tsy voaray ho an'i Essera.