Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa tsy afaka any am fitondrana ny tim d
1. halloween
(
13/06/2009 04:12)
Aza sakantsakanana izahay raHery fa avelao hiainga.
répondu par essera le 15/06/2009 08:29
4. xxx
(
13/06/2009 04:57)
avant 26juin indray e ,mitsangana ry ggt tonga ny fotoana vive la resistance
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
5. halloween
(
13/06/2009 05:42)
Mbola sahinao ihany no mandà hoe sakananao ny bandy hiditra eto am forum. Aiza RaOay izao ???
6. essera
(
13/06/2009 05:46)
Fa aiza daholo marina ny bandy rehetra sa kendain'i Hery tsirairay any am sisiny any leaza. Sao d manakarama milisy kosa rahery ??? Io ange no efa nolazaiko omaly hoe misy tsy mazava am Hery.
Farany d TIM sisa no tiana hiady hevitra eto, azafady tsy miady hevitra fa mandefa ilay fanentanana sy voninkazo
Farany d TIM sisa no tiana hiady hevitra eto, azafady tsy miady hevitra fa mandefa ilay fanentanana sy voninkazo
7. hery
(
13/06/2009 06:21)
:lol:
Ary raOay tokoa ela tsy hita an. Andraso jerena sao dia ny iray am'lisany ireo ihany dia mody milentika dia hoe voasakana :-)
Fa raha tena misy tiako hokendaina eto dia essera sy patrick2002 sy bazylou satria ireo no tena isan'ny TGV mafana fo... saingy sendra ity demokrasia demokrasia ity dia tsy maintsy misokatra ny site :-)
Fehiny: Tsy maha-voasakana eto ny maha TGV na ny maha TIM na ny maha AVI na ny maha AME ka aza manahy. Tsy hanjaka tokana eto ny TIM akory ka... ary tsy hanjaka eto koa ny TGV mazava ho azy. Raha sanatria misy voasakana dia tsy resaka politika velively

8. essera
(
13/06/2009 06:34)
Wééééééééééé, ahoana lti zan rapatrick2002. Ny essera zan raHery mijoro amin'ny heviny hatramin'ny farany. Tsy bandy manao xxx izany ary tsy bandy kanosa. Fa avoahy RaOay.
Tsy zakanao ny iray aminay telo mitsam fotsiny raHery.
Hery:
Fa raha tena misy tiako hokendaina eto dia essera sy patrick2002 sy bazylou
Tsy zakanao ny iray aminay telo mitsam fotsiny raHery.
9. sakaymena
(
13/06/2009 07:34)
andray kosa rehery efa soloka manko ny teninao de avy eo naitsy hoe demokrasia yanao nge sefo e
pitondra vahoaka ka aza asina akitsipona kosa rangah
eo mbony akifidy kolera etsy ambany de hoe tsy mialonjafy ve??????????????????????????????
zay ngeh no nilazako fa taratry ny politika tsy mampandroso an'ny madagascar zao ataotsika zao e

10. essera
(
13/06/2009 07:45)
sakaymena:
zay ngeh no nilazako fa taratry ny politika tsy mampandroso an'ny madagascar zao ataotsika zao e
Tsy ataontsika izany ry sakaymena fa tian'i Hery apetraka. Aiza izao ny bandy akamanay teto sao d efa nokendaina d nalevina qlq part. Hitory izahay raHery any am fahefana mahefa.
12. essera
(
13/06/2009 08:01)
ravalotgve:
maka zavocat ianao rahery fa hitory hono izy
sniff
tchroufff
Enao io izao efa nanao faute teto d nefa miova ps fotsin d avelan'i Hery miditra tsara mihits. Fa nahoana no raha tsy mitovy hevitra am rahery ny oul d omena an'ity resaka ity :
Hery:
Fa raha tena misy tiako hokendaina eto dia essera sy patrick2002 sy bazylou satria ireo no tena isan'ny TGV mafana fo... saingy sendra ity demokrasia demokrasia ity dia tsy maintsy misokatra ny site
Izay mahataty adihevitra tsara mihitsy fa tsy possible izany manjavona be tampoka eo fotsiny izany.
13. sakaymena
(
13/06/2009 08:12)
de iza no polisy hiambotra an' hery ? I noue ve? de iza no pitsara?ravalotgve? de ny zavoka i fijo
de aleo mandefera ho fahendrena ry essera a fa tsika tsy naman'izay mpidongy
de aleo mandefera ho fahendrena ry essera a fa tsika tsy naman'izay mpidongy
15. essera
(
13/06/2009 08:21)
Mino am zay elah Noue hoe misy maizimaizina ao. Hitan lah fa tsy mikôzy elah fa mimémé be fotsiny.
16. andrywui
(
13/06/2009 14:02)
Fa raha tena misy tiako hokendaina eto dia essera sy patrick2002 sy bazylou satria ireo no tena isan'ny TGV mafana fo...
ary zahay sy general izao efa nokendainao maninnnn no mody odianao faninnnn ??
--marina anie le kozin'iessera e !! tsory eto fotsiny hoe aleo zahay samy TIM no hifanafosafo eto fa site tim ity de tsy mihatsara ivelatsihy amzay e! kibay , kibay ankelika ihany ! (hita amin'ny teninao io fa de tgv daholo ireo kendainao ireo !)
--izao fotsiny e EFA NOKENDAINAO TSY NAVELANAO HIDITRA ETO TSONY NY IP KO (izany ve no site tsy miankina!) ANEFA HIANAREO SY GENERAL NO TSY MILAMMM !! KA METY TSY HISERA ETO INTSONY NY TENANAY !
ANAO NY SITE KA AZONAO ATAO ZE HITIAVANAO AZY REHEFA TSY ZAKANAO LE PRESSION POLITIQUE !
--tadidio fa misy olona betsaka mampiasa ny serasera ao anaty trano iray ary tsy mitovy hevitra daholo ireo!! ohatra/ mety misy TIM ato aminay mety misy TGV !!
--