Tena sur ve raHery fa tsy miandany ity site ity

1. essera ( 12/06/2009 13:40)
Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?
répondu par endrika01 le 14/06/2009 04:11
2. patrick2002 ( 12/06/2009 14:01)
valio izany ra-hery ah!
3. essera ( 12/06/2009 14:04)
Misy ohatran'ny hafa2 be mantsy fa sady arbitre no mpandray anjara
4. Noue ( 12/06/2009 14:12)
inona leisy no tian'lah lazaina @ zany ry essera ?
5. patrick2002 ( 12/06/2009 14:15)
tsy mahafantatra ny Ethique anie ireto GTT ireto eh ! ny lalana fantany fa ny moral tsy hainy .
Efa impiry no nisy ni- conseille Hery hoe tokony hiditra xxx ianao na manaova PS afa raha hiresaka politika sy hitondra ny hevitrao eto ,fa manimba an`ity site ity .
Tsotra no navaliny Hery zon`ny tanteraka ny maneo ny heviny ara-politika @ maha olo-pirenena azy ,dia manao ohatry ny famaliny dadany ihany ,vali- boraingina :roll: :roll: :roll:
Dia mba ahoana ny fieritreretiny olona hoe ny tompony serasera GTT nefa ny site neutre ,c bizarre .
Raha ianao ve no mpampianatra dia hataonao ahoana no hanao kavin`ila ,na tatouage manoloana ny mpianatrao na dia zo nao izao aza ny manao an`iuzay lamody tiana, na hoe tsy misy lalana mandrara hanao anao izany. :lol: :lol: :lol: ,izay ilaY ethique tsy hananany GTT ,fa raha ny lalana dia ainy ,sahala @ mafia eran`izao tontolo izao ,manara-dalana fa manao zavatra maloto ary tsy misy porofo azahoanao mitazona azy .
6. Noue ( 12/06/2009 14:21)
miainga any indray rapatrick sy ny déraisonnement-ny !! :^) :^) :^)
7. essera ( 12/06/2009 14:21)
Hamoaka fanambarana eto izany Essera am alatsinainy ka asa raha hosakanan'i sefo Hery satria misy namanay tsy hita popoka tampoka izany.
8. patrick2002 ( 12/06/2009 14:26)
Noue:

miainga any indray rapatrick sy ny déraisonnement-ny !! :^) :^) :^)

ka tsy takatrao satria tsy nanao etude universitaire ianao ,asa na nitery ronono niaraka t@ dadanao dia avy eo nahazo baccalaureat Honoris Causa :cry: :cry: :cry:
9. Noue ( 12/06/2009 14:27)
dia mbola mitohy hatrany eee !
10. Bazily ( 12/06/2009 14:29)
Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?

Essera a! aza afangaro kosa aloha ny site sy izy @ maha olompirenena azy. Ny site kosa natao ho an'ny namana rehetra e! Afaka mampiasa na TGV na TIM. Fa raha izy manokana no antanianao hoe : Miandany @iza i Hery dia mazava ny havaliny. Fa raha ny site aloha hatreto dia mahazo miteny izay te haneho hvt rehefa tsy manompa :lol:
11. Noue ( 12/06/2009 14:30)
eto kosa aho dia tena mitovy hevitra @ Bazily :)
12. patrick2002 ( 12/06/2009 14:58)
Bazily:

Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?

Essera a! aza afangaro kosa aloha ny site sy izy @ maha olompirenena azy. Ny site kosa natao ho an'ny namana rehetra e! Afaka mampiasa na TGV na TIM. Fa raha izy manokana no antanianao hoe : Miandany @iza i Hery dia mazava ny havaliny. Fa raha ny site aloha hatreto dia mahazo miteny izay te haneho hvt rehefa tsy manompa :lol:

mbola haveriko ihany fa raha mpitondra fiangonana ianao ,mompera na pasitera ,mitana andraikitra ambony ao @ fanjakana ohatra DG ny douane na Cnaps, officier generaux ,tsy azonao hatao ny mampiseho ny couleur politique nao ,satria hiasa ho an`i firenena ianao ,firenena izay tsy an`i TIM irery na TGV irery na Arema irery fa an`i malagasy rehetra .
Izay ilay ethique professionel, takiana ho an`i homme d`Etat.
Manana zo ianao @ maha olo-pirenena anao ,fa tsy ho entinao any @ toerana hiasanao izany ,
Ka sahala amin`izany ny eto @ serasera natao ho an`i malagasy rehetra ity ary samy ato daholo isika rehetra maneho hevitra na TGV na GTT voahaja izany eto ary isaorana ny tomponÀndraikitra ,fa kosa tsy tokony hampiseho fiandaniana @ firehan-kevitra politika ny tompony .
Tokony hanao xxx izy na hanao PS hafa raha haneho ny fiandaniana hataony ,izay ilay ethique ,fa tsy Zo na lalana akory ,
13. Noue ( 12/06/2009 15:20)
[quote=Bazily
Essera a! aza afangaro kosa aloha ny site sy izy @ maha olompirenena azy. Ny site kosa natao ho an'ny namana rehetra e! Afaka mampiasa na TGV na TIM. Fa raha ny site aloha hatreto dia mahazo miteny izay te haneho hvt rehefa tsy manompa :lol:[/quote]

14. yuka ( 12/06/2009 15:29)
Inona ary ity mivazavaza ity ra pah a! :-D :-D :-D
Dia ahoana ireny miaramila,papianatra,MPIANDRY,nanao V ireny :roll: :roll:
tsy zakan'ny sainareo mihintsy ve ny mahita anay Gasy Tia Tanindrazana maro isa sy mitombo isanandro e!
Amizao efa tsy ny raharaha-mpirenena intsony no hiadinareo hevitra fa ny fiainanay mpanohana ny ara-dalana mintsy 8O 8O 8O
fombanareo foza io mitsongoloka mitady hiampangana ny hafa io :-D :-D :-D
Tsy mahazo milatsaka ho fidina tsony ravalo e!
Tsy tokony hiditra dinika politika amin'ny anarany i Hery e!
Azon'ody Noue sy Yuka e! sns ..maro tsy voatanisa :-D :-D
15. patrick2002 ( 12/06/2009 15:43)
yuka:

ka inona no nahatonga ireny olona ireny nanao TGV
noho ny politisation ,timisation de pouvoir nataony TIM ,na ny fiangonana FJKM nampidirina resaka politika ,rehefa nijoro i Monseigneur Odon Razanakolona nanohana an`i Andry TGV ,nan`inona no nivazavaza ny TIM katolika hoe tsy mety izao .
Izay ny vokany ry Yuka ah!
asa na takatrao na tsy takatrao ,
16. Noue ( 12/06/2009 15:47)
yuka:

Inona ary ity mivazavaza ity ra pah a! :-D :-D :-D
Dia ahoana ireny miaramila,papianatra,MPIANDRY,nanao V ireny :roll: :roll:
tsy zakan'ny sainareo mihintsy ve ny mahita anay Gasy Tia Tanindrazana maro isa sy mitombo isanandro e!
Amizao efa tsy ny raharaha-mpirenena intsony no hiadinareo hevitra fa ny fiainanay mpanohana ny ara-dalana mintsy 8O 8O 8O
fombanareo foza io mitsongoloka mitady hiampangana ny hafa io :-D :-D :-D
Tsy mahazo milatsaka ho fidina tsony ravalo e!
Tsy tokony hiditra dinika politika amin'ny anarany i Hery e!
Azon'ody Noue sy Yuka e! sns ..maro tsy voatanisa :-D :-D
ka ilay izy akia dia tadiavin-zareo zay tiany ihany no atao eee ! zao ve dia mahagaga andry ?? raha vao ny hafa no manao zay tiany dia indro ry tgvistes avy dia mi-attaque dia lazaina fa tsy mety zao aa oeee !

17. yuka ( 12/06/2009 15:55)
Marina mihintsy io fanamarihan'i Noue io :)
ra pah ka samy manao zany dia aza be koretaka fa samy matanty e! ;-) :-D :-D
18. locl ( 12/06/2009 16:06)
Fanambarana inona no hataondry TGV, alefaso fa miandry zahay dia iarahana mamaly eo ny vokany.

Rehefa tsy maharesy tosika rangahy ti dia mialà a!! Fa aza miolakolaka sahala @ bibilava eo
19. bazylou ( 12/06/2009 16:23)
fa iza izao no miafina ry locl!!! iza??!! le any afrika atsimo sa le ao tana ?? ireto dia andevon'ilay 8iny!! fa naninona ary ialahyisany no aty fa tsy any mada miady ohatran'ny aloika kle!!?? kery sahy daholo kay!!!
20. Noue ( 12/06/2009 17:08)
dia sahy milaza ve bazylou oe any dago ianao io ee ?? :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534