Tena sur ve raHery fa tsy miandany ity site ity

21. fijo ( 12/06/2009 20:00)
hamarino amiko eto kosa hoe tsy manana zo haneo hevitra politika eto i hery????? raha izay no raisina,dia tsy manana zo haneo hevitra eto mihintsy ra hery na amin'ny resaka finoana na fitiavana na inona??ka izay ve no tianareo hisy??????
izay no hilazako foana hoe mba fantaro ny resahina,fa samy hafa ny zo sy ny fitantanana
22. patrick2002 ( 12/06/2009 20:23)
manana zo izy ,fa tsy mifanaraka @ ethique professionel lty ah! vakio tsara ny soratako ,moral no resahina eto fa tsy zo na lalana mihintsy .
Ka raha hikiry biby ialahy hoe manana zo izy ,manara-dalana izy ,diA tsy any no resaka .
Ohatra lehiben`ny HCC ,afaka mifidy izy @ fifidianana fa tsy azony atao mihintsy ny maneho hoe itsy candidat ito no fidiko.
ary maro ny ohatra azo raisina @ asa izay atao misy anìzany moral izany ohatra mpampianatra tokony hanao akanjo maontina ,fa tsy hoe vehivavy ianao handeha hampianatra dia miaraka @ mini-jupe, na pataloha taille basse dia hoe manana zo izy ,na hoe tsy misy lalana milaza an`izany ,afaka manao an`izay lamody tiany izy ,sns ,araky ny famalinareo mpiondana GTT.
tokony,fa tsy hoe tsy maintsy.
23. fijo ( 12/06/2009 20:30)
ka izay zoany izay no hasehony eto ka inona indray ary?sa hosakanana koa izay
24. patrick2002 ( 12/06/2009 20:38)
dia jereo ny vokany ,mametraka fanontaniana ny olona ,TENA SUR VE RAHERY FA TSY MIANDANY ITY SITE ITY.
izaho izao PS ko patrick2002 ,tsy mampiseho sary izaho ,satria izaho manana fikambanana gasy tarihiko ,izay misy TGV ao ,misy TIM misy AREMA ,misy Zafiste ,tsy tiako mihintsy ho fantatry ny olona fa TGV izaho ,satria mety ho sadaikatra ny TIM ,na ny Hafa .
25. Noue ( 12/06/2009 21:20)
sady tsy azoko koa anie ilay izy eee ! k'inona moa ny olona'ny sasany raha mamaly dinika izy ?? non seulement, azy ny site , oatran'ny olona rehetra izy manana ny idée-ny ka inona no olona ee ?? sa ve oe raha tompon'ny site dia tsy mahazo maka partie ?? satria indray io dia tsy mifanaraka @ hevitrareo ??
26. hery ( 13/06/2009 06:26)
Tena sur ve raHery fa tsy miandany ity site ity


Sur à 100% aho fa tsy miandany ny site :-)

Fa raha manontany ianao hoe miandany ve raHery sa tsia dia miandany aho :-)
27. andrywui ( 13/06/2009 18:02)
Fa raha manontany ianao hoe miandany ve raHery sa tsia dia miandany aho


tsy ahaela velona anao zany hevitrao izany !
--za ary manao hoe manaova xxx foana ianao raha te hiandany amin'ny antoko iray !

tamin voalohany voatananao zay fa tato aoriana niseho ny tandrony zany!
nefa migeré site ngezabe otranity !
28. endrika01 ( 14/06/2009 04:11)
Pfffff ! Pfffff ! Hotry ny manontany we ,inona kay ny laokanareo rahatoandro? =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1618