Matahotra fifidianan i TGV de manakana ani Ra8
1. nyonja
(
12/06/2009 11:41)
Matahotra fifidianana i TGV de atao avokoa ny fika rehetra tsy hahafahan-dravalo milatsaka sy miverina. Aona toko mo izy no tsy hitady ny fika rehetra koa jereo ireny olona bobaka be milahatra an-dalambe sy mitokona etsy sy eroa ireny. Izy TGV sy ny namany kosa ve vao mba hanomboka hameno ny paosiny de aona mitsy. Tsy aleony mba manao paolifika. sitranuy mba lasa lavitra injet sy viva.
répondu par patrick2002 le 12/06/2009 20:46
2. essera
(
12/06/2009 11:54)
[center]Non diso kely nyonja, atao avokoa izay fika rehetra tsy ahafahan'i ravalo manery ny mpifidy any anaty hazo sy eraky ny fokontany hanohana azy na amin'ny fomba mivantana na ankolaka[/center]
Izay ange no zava-misy e, antenimiera, bizara be fa presque 100% hono TIM.
Efa nisy fifidianana niady irery tamin'ny tenany ny TIM satria efa fantatra fa lany vola hanao propagande ianao fa ny pv aza efa préétabli.

3. yuka
(
12/06/2009 12:19)
Fa i TGV sy Sarla sy ny tariny indray no hisolo azy hanery ny mpifidy hanohana azy ve ry essera? :D :lol: :lol:
4. essera
(
12/06/2009 12:47)
Mbola diso koa i yuka :
Efa imbetsaka b ity no naveriko teto fa fetsy be ange Dada fa hatrany am fokontany mihitsy no noreseny lahatra tam fomba ts mendrika mba ho hiloko manga tsy maitso ny oul rehetra. Raha tena any Japon ianao d tsy kôpy ny zava-nisy sy ny nampakarana ny sefo fokontany tao Iavoloha, moa raha teto an-toerana ianao d tsy ninia nikipy. Nataony koa io fomba io tam filohan'ny firaisana rehetra. Formation no mody nitondrana azy, ka d formation à 20% fa fanasana atidoha 80% mba ho i Dada ihany no hanankery hatrany am sefo kely indrindra.

5. bazylou
(
12/06/2009 13:35)
izany ve tsy lainga ry nyonja??!! tgv mihitsy aza no niteny fa possible hisy ny fifidianan amin'ny faran'ny taona raha mifanaraka tsara. NY ANAREO OLONA ANY ANDAKIRA NO ASIANA SAOSY VE RANGAHY §§ :-D
6. patrick2002
(
12/06/2009 13:43)
mazava ny teniny Andry ,raha milatsaka ra-8 dia tsy maintsy milatsaka izy.
Ka inona no hitenenana fa matahotra fifidianana ,na matahotra an`i Ravalo i Andry .
Ny communauté international no miborosy an`i Andry tsy hilatsaka au nom de la loi ,dia mamaly Andry fa tsy tokony hilatsaka koa Ravalomanana satria filoha teo aloha ohatr`azy koa.

8. reeves
(
12/06/2009 15:17)
ka raha marina izany lazainao zany ry essera maninn no lany maire ity TGV ty fa maninn tsy Hery Rafalimanana no nataony teo ary ?
9. xxx
(
12/06/2009 15:26)
Ovay ho lasa 35 ans ny age minimum ao am`ny lalam-panorenana de aleo hilatsaka io kelifingotra io hahitany tsara hoe ohatran`iza sisa ny cote de popularite-ny !!! Sao mbola heverin`lah fa nitovy tam`Maire ihany aza izy ity ! Ny olona izany indraimandeha ihany no mety ho voafitaka izany . Tamin`ny fitaka voalohany , tsy ny mpifidy azy no diso fa izy , fa raha mbola voafitaka fanindroany , dia ilay mpifidy amin`izay no diso . Izahay nifidy azy teo aloha , fa izao vao tena hita miharihary fa saribakolin`ny Frantsay natao hamotika ny Gasy fotsiny ity ka tokony ho sorohina am`la pelle ohatran`ny tsy teo fa fanetriben`ny firenena .
10. Noue
(
12/06/2009 15:49)
xxx:oainina be eo io kooo ! zay anie no mahatonga azy nitatatata foana oe tsy seza hono no tadiaviny eee !!! dia mody hazera any @ andian'olona mpanaraka azy ny baolina dia mody lazaina oe aleo ny "peuple" no hilaza ny heviny :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ovay ho lasa 35 ans ny age minimum ao am`ny lalam-panorenana de aleo hilatsaka io kelifingotra io hahitany tsara hoe ohatran`iza sisa ny cote de popularite-ny !!! .
11. locl
(
12/06/2009 16:03)
hihihi, izany ny hoe manantena taingisa hoy ny any Antsihanaka, iza koa no hifidy an'iny.
HITA IZAO FA MATAHOTRA RAVALO DIA MODY MANAO DEMAGOGIE EO RY ESSERA SY BAZYLOU
HITA IZAO FA MATAHOTRA RAVALO DIA MODY MANAO DEMAGOGIE EO RY ESSERA SY BAZYLOU
12. bazylou
(
12/06/2009 16:31)
ry reeves koa dia tena mapiady biby tsy mitovy kle::!! dia izy aza manana culot nanala an'iny teo, dia izy indray ve no hatahoatra biby maty e!! ,,,odoy e :-D :-D
13. Noue
(
12/06/2009 17:09)
raha manana basy bazylou, inona no tsy vitan'bazylou ?? diniho kely aloha io eee :^) :^) :^) :^)
14. sakaymena
(
12/06/2009 18:03)
de matoky ve ny TIM ary fa mbola ho lany ra8 na hilatsak eo e? tsy antananariv rery madgscar fa moa ve hahazo firy/100 izy aty am faritany zahay tamatave aloh tsy mila e
17. fijo
(
12/06/2009 20:08)
atramin'izao aloha dia ny tgv sy ny capsat no hita nanao fanerena olona,ka asa rah amba mahitsy ny fijerinareo,na dia hoe izay tiana lazainano atao
18. patrick2002
(
12/06/2009 20:32)
ny TGV sy ny Capsat @ ahoana aza ,raha lazaina foana fa Capsat naninona no tsy nitsangana ny Bani na ny RTS ,mazava fa ny tafika iray manontolo no nosoloiny capsat tena ,lazaina fa 200 eo ho eo ny mutins , mba te hampiakatra ny moral ny mercenaire dia izay no lazaina ,fa raha vao miteny hoe ny tafika malagasy ,dia miakatra ny vola halainy mercenaire,
19. fijo
(
12/06/2009 20:40)
capsat aloha izao no tena hita fa nanao ny fanerena rehetra.ny tafika sasany sarimbavy dia tsy sahy nihetsika fa mody hoe "tsy te hampisaraka ny tafika"ny tena marina dia sarimbavy.izay no tsy hanekeko ilay fanambarana mody hoe izahay tafika manaradalana.raha sahy dia mijoroa fa tsy fanambarana tsy misy sonia no atao
20. patrick2002
(
12/06/2009 20:46)
non tafika malagasy ireny kah ,raha ohatra ianareo tsy mahatoky dia antsovy ny tafika GTT hanao defilé eny @ Magro fa ny tafi-bahoaka hanao defilé eny Mahamasina dia ho hita eo izay mahazo tafika betsaka indrindra.
Ary tafika tena tafika hatsoina fa tsy mpanao rugby no karamaina miaraka @ tenue avy any afrique du sud dia lazaina fa ireo no tafika tia tanindrazana.
Ary tafika tena tafika hatsoina fa tsy mpanao rugby no karamaina miaraka @ tenue avy any afrique du sud dia lazaina fa ireo no tafika tia tanindrazana.