Tonga ny President ny Repoblika Malagasy RAVALOMANANA Marc
1. xxx
(
11/06/2009 20:26)
AmerikaMalagasy izao no fenitra
omany @ izay ny SainamPirenena Malagasy hanaovantsika 26 juin 2009 miaraka @ tena Filoha Malagasy RAVALOMANANA
Mitsangana ry tanora
;-)
;-)
;-)
omany @ izay ny SainamPirenena Malagasy hanaovantsika 26 juin 2009 miaraka @ tena Filoha Malagasy RAVALOMANANA
Mitsangana ry tanora
;-)
;-)
;-)
répondu par essera le 12/06/2009 12:19
2. Noue
(
11/06/2009 20:29)
Mitsangana k'aza manana ahiahy ve ?? indrisy , toa oatran'oe nofy zany noho zao toe-dravatra miseho izao ee !
3. sakaymena
(
12/06/2009 06:30)
nde anotanio ny americsoudan sy ny americsomaly! iza no mamotika sy mapahantra ny philipine,ny lyberia sy ny marohafa.fa hisangy aminareo manko ny americanina ko amerigasy ah amerigasy oeto ho anareo rery ny american nareo.zahay tsy mila bomba fa basy aza ko mimenomenone daholo ;
dia mitady raharaha anie zany e;hivavaka aminareo ngah ny amerika jereo fa ny firenena miaraka amreo mahantra foana ary miha mahantra foana
jereo nigeria anarany manana petrol fa ny american no mitavana azy

4. yuka
(
12/06/2009 06:46)
sakaymena,sao dia mba mena toy ny sakay koa ary ny masonareo :-D :-D :p
Ny miaraka amin'ny amerikanina ve no mahantra sa ny miaraka amin'ny la frantsa :roll: :roll: :roll:
Ny aty aminay manko miaraka amin'ny amerikanina fa toa tsy masikigny zany fa ny mifanohatra amin'ny voalazanao :roll: :roll: :roll:
Ny korean tatsimo ko ve mahantra aiza ary nareo zany :?: 8O

5. xxx
(
12/06/2009 09:27)
tsy takatriny sainy sakay mena izany e, ny zanatany frantsay dia 0 daholo tsisy tafavoaka :-D :-D
6. essera
(
12/06/2009 12:19)
mapmé be koa yuka s ireto xxx be ireto. Mbola ny frantsay no mpampiasa vola betsaka indrindra eto madagascar ry mijery vilana.