Dia tena maloto anie izy zany ee
1. Noue
(
08/06/2009 18:22)
Dia tena mba maloto kosa anie ny tanana zany eee ! Fa natao inona fotsiny ireny fisehoana oe nanadio , nitazona kifafa ireny ee ?? fampisehoana ny tany ivelany ve oe tena matotra anie ny asa ataonay @ firenena eee ! nefa jereo zao ve sisa no mba image hita ??
[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=nouvomaloto1.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/4687/nouvomaloto1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=malotokely.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/172/malotokely.jpg[/IMG][/URL]
fa inona no ataon'ry tsivalaka sy ny tariny eee ?? nefa jereo ny sary teo aloha ! ay ay ay ! tena manadio io aa !!
[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=mpandroakafafo.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/7419/mpandroakafafo.jpg[/IMG][/URL]
ao daholo ny ekipany eee
[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=monjatayyy.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/4373/monjatayyy.jpg[/IMG][/URL]

répondu par mmmhh le 09/06/2009 14:27
3. Noue
(
08/06/2009 18:35)
rehefa voafafa sy voadio kosa ee ! fa ny tsy azoko fotsiny dia ry zareo niseho tena nitazona kifafa sy nanadio dia nahoana no navela tampoka teo indray ?? dia mba aiza hono ratsivalaka @ zao ee ???
5. xxx
(
08/06/2009 19:35)
raha malahelo i le noue de ndana mody maka kifafa de manadio, fa tsy lôzana manao girda ao am ambasady ao fotsiny! :@ :@
6. Noue
(
08/06/2009 19:36)
xxx:samy manana ny asany sy ny andraikiny ry xxx aa !
raha malahelo i le noue de ndana mody maka kifafa de manadio, fa tsy lôzana manao girda ao am ambasady ao fotsiny! :@ :@
7. locl
(
08/06/2009 19:44)
aza atao an'izany izy ry xxx a!
Marina ny zavatra lazainy, matoa Ratsivalaka niady mafy ny hipetraka eo dia tokony mampiseho ny efficacité'ny @ andraikitra sahaniny, fa rehefa tsy mahavita dia mialà

8. Noue
(
08/06/2009 19:59)
ny ahy ilay style maka sary hampisehovana eran'zao tontolo zao no tsy dia laitrako loatra, satria vao firy andro fotsiny no natao zao style oe manadio hono eee ! nefa jereo sahady ny loto !
Dia mba aiza oa ny responsabilité an'i ratsivalaka @ zao eee ! ny tadidiko tsara aloha dia t@ Rafalimanana teo dia tena nadio ny tanana eee !!

9. kidoropamba
(
08/06/2009 20:26)
Aoka hazava ny resaka: Ny vadinay (na izy efatra aza sy ireo telo taloha) dia tsy alefanay mamafa lalana izany mihitsy. Fametsifestem-bahoaka ny toy izao. Tetiky r8 izao ka tsy azoko ekena. Misy tompon'andraikitra no mikarakara ny fanadovana ny tanàna. Karamaina amin'izany izy ireo, ka tsy tokony misy antony handehanan'ny vadin-dagôva mamafa lalana.
Tsy politikan'ny KPB izany.
AOKA TSY FAHANANA LALITRA NY VAHOAKA.
Miomana fa ho tonga izahay (Izahay KPB io).

10. Noue
(
08/06/2009 20:29)
kidoropamba:inona no hidiran'Ravalomanana an'zao ee ??? nga hitanao ao @ sary io Lalao ?? jerevo tsara fa ratsivalaka, ny vadin'i ndefo sy ramaroson ireo eee !
Fametsifestem-bahoaka ny toy izao. Tetiky r8 izao ka tsy azoko ekena.
11. bozyboleta
(
09/06/2009 05:06)
Ka lay kifafa ange notaingenan-jareo t@ alina dia tapaka e!
Miandry fanampiana avy aminareo hividianana kifafa vaovao indray izay vao afaka miasa. :-D :-D :-D :-D
Fa tena mampiteny ny moana kosa aloha ny loto erak'Antananarivo e!
N'inon'inona lazaina, miharihary fa tsy mahavita azy ny CUA. Na ny mpamafa lalala aza tsy dia hita firy intsony nefa teo aloha hatrany anelakelatrano any misy daholo. Tsy mahaloa karama ve ny CUA sa ny mpiasa mihitsy no mitokona?
Io sary nalefan'i Noue io dia eo @ fandraisana fiara Ivato sy 194 eo Andranomena. Mitampin'orona mihitsy ny olona rehefa miandry fiara eo.

12. mmmhh
(
09/06/2009 08:37)
Le toe-tsaina mintsy no efa simba ao Tana, no mahatonga ny tanana haloto tahaka io,
1) Ao aloha ny olona efa voretra, tsy mahalala fomba, manipitsipy erak\'izay rehetra tiany ny fako, olona tsy mivaky loha, tsy manimba ny masony akory ny mahita fako zany
2) Ao koa ireo olona mankahala an\'i Ratsivalaka, ka rah teo aloha izy tsy nanipitsipy fako teny an-dalana, ankehitriny izy manipitsipy , satria ny ao an-dohany de we, maninona aho no hiasa ho an\'i Ratsivalaka? anjarany no manadio an\'io fa tsy asako, ny Commune no nata hanadio ny tanana.
3) Nefa eo ihany koa ireo mahalala fomba, fa rah mbola misy ny tsy mahalala fomba sy ny minia mandoto de haloto foana ny tanana e,

13. reeves
(
09/06/2009 13:17)
Mitovy am`objectif vary 500 ar sy menaka 12500fmg iany io ! Dokambarotra sy seho ivelany mba hampiseho amin`ny vahoaka fotsiny hoe tena miasa mafy ary manatanteraka ny toky nomena fa au fait PUBLICITE fotsiny ihany satria tsy mitohy fa indray mi-pi-maso fotsiny dia miverina amin`ny teo aloha ihany ! Io fika io dia tena angadin`ny TGV mihitsy !
14. andrywui
(
09/06/2009 13:48)
io sary bac à ordure sy fako nalain'i Noue io an de eo Andranomena-ambohibao , akaikin'ny point pacom eo amle lalana miakatra ho any ambatolampy iny, misy arret bus tsy afa doto zay eo na de tamin'ny andron dravalo reny aza !! zany hoe 15km miala ny ville zany io affichage io !!
15. mmmhh
(
09/06/2009 14:27)
Na izany na tsy izany Tana zany na t@ andron'iza na t@ andron'iza "ville des ordures" no anarany,