ambasady gasy paris

1. bazylou ( 07/06/2009 16:41)
dia izay resy ao nany gtt na ry ratsihonana. :-D :-D
répondu par rodro le 10/06/2009 07:40
2. bazylou ( 07/06/2009 16:42)
mifampitana ao manko ry lerony amin'izao isika manoratra izao!!! :-D :-D :-D
3. ravalotgv ( 07/06/2009 16:57)
ndana filmeo ra bazy aaa aseho erak izao tontolo izao hoe izao no fomban ny gasy toa ahy sy bazylou

sniff
tchrouff

:-D :-D :-D :-D :-D
4. rakaroka ( 07/06/2009 17:48)
Draaaaiiiiy Ambassade io koah,:-P :-D :-D :-D
dia misy mahasaky milaza hoe "anay Merina hono lé Ambassade"
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) De toute façon samy miseho ho milay
ireo fa dia 8O 8O 8O 8O 8O no ataonay e :^) :^) :^) :-D :-D :-D =))
5. xxx ( 07/06/2009 17:55)
merina foana no eo jereo nymerina filoha zao les tambany sont dépassés par les événements

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. bazylou ( 07/06/2009 18:36)
koa raha tsy gtt rmiste tsy misy atao kle!!! :-D :-D :-D
7. rakaroka ( 07/06/2009 19:14)
Dia gasy tia totohondry marina...dia tsy vahiny tsy gasy atsangan-ko ho faha8
avokoa :oops: :oops: :oops: :{ :{ :{ I Sarko ve no iadivanaroll: :roll: 8O ,
dia izy sy i Obama anefa izao ohatr'izao :-* :-* :-* :Ary ny tany matanjaka mbola manana sy hanana ny influence-ny foana...
8. Noue ( 07/06/2009 20:25)
ny an'i rakaroka dia valiny tsy mba misy hidiran'ny dinika foana no mba ataony :^) :^) :^) inona zao no hidiran' i Obama sy sarko @ zany ? :^) :^)
9. essera ( 08/06/2009 04:45)
Hay ny dikan'io te haka tahaka ny capsat any France. Manao modely an Caps r lerony.

10. rakaroka ( 08/06/2009 05:34)
Noue:

ny an'i rakaroka dia valiny tsy mba misy hidiran'ny dinika foana no mba ataony :^) :^) :^) inona zao no hidiran' i Obama sy sarko @ zany ? :^) :^)


Raha tsy nanenjika BBBe an'i Frantsa sy ny Tgv i Ravalo sy ny mpomba azy mbola afaka nigardena lé place tao @ ambassade. 'Za kosa aloha mahatsapa hoe "nahay niasa 'areo tao amin'ny ambassade farany teo fa lé polifikan'ilay
dada "tsy misokatra @ hafa no lesoka wa. Ka raha tsa mahay misintona lesona
dia akory atao fa hanaovan'ny manodidina fahirano anie !

11. Noue ( 08/06/2009 06:11)
essera:

Hay ny dikan'io te haka tahaka ny capsat any France. Manao modely an Caps r lerony.
o'letia ry essera a ! raha te haka tahaka zany ve leisy, tsy aleo aloha hatomboka @ fifandraisana, fiarahamiasa, fifantokisana zay vao mba maka tahaka? ry zareo aza aloha hatramizao mbola mifanjevo kooo


12. essera ( 08/06/2009 06:24)
Hitan lah Noue, tsy hitako mits ange izay tokony iarovan-zareo an le ambasady e. Le fond tsy hitany fa miakatra am napah, ra tsy oe nisy zavatra tokony vitainy haingana ao (paps ohatra, mis resaka maloto). Représentant fotsin ange ny ambassadeur ary ireny mahafantatra hoe tsy tompony fa mpindrana fotsiny ihany izy. Ny tena mapmé am lerony koa d ts tena mahafantatra tsara oe in mo no tena zava-nisy tam année farany nitondran'i Dada. Kôziko am lah fa zay infos matanjaka am net no ataony référence fa ts ny tena lasantsy nampirehitra an'le soulevement populaire.
13. rodro ( 08/06/2009 07:12)
He de afabaraka eranizao tontolo zao tsika tena marina Aiza ve isakiny 4 taogna misy ady ihany io ro mahavoa atsika tehanakambo nefa tsy makaiza,rambola nijanona teo @ fratsay tsika tsy nisy zavatra hotrizao mitsy
HAHAHAHAHA nihinany fatiny tsika gasy

NY atagna mbototsa ny samborina tsahaza :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :P :P :P 8O 8O 8O 8O

Alefaso ihany gasy mahery aminady
Apitodrao eo ihany ny merina hahaha
14. Noue ( 08/06/2009 07:27)
essera:
Kôziko am lah fa zay infos matanjaka am net no ataony référence fa ts ny tena lasantsy nampirehitra an'le soulevement populaire.
ny ahy indray aloha leisy dia tsy any no hitondrako azy fa miheritreritra fotsiny aho oe :
hitan'lahy ry essera ? un moment donné anie tgv efa tena nilaza mahintsiny oe nisy ny toerana nartokana , raha tsy diso aho aa! oe 7 toerana zaraina @ antoko teo aloha (ny rehetra io aa) ratsiraka, zafy, ravalomanana , vonona lery hanao an'io ka maninona no hanaovana didy jadona ny ambony??
jereo ohatra zao ny @ fanjakana hafa, na dia lany aza ny adv, dia tsy dia mikasika loatra ny olona napetraka ohatra io aa! ambasady, jeravan'lah fa na droite aza ny mitondra ny fanjakana dia be dia be anie ny gauche sy ny hafa mbola mitazona ny toerany eee ! fa tsy oe rehefa tonga eo ny droite na gauche na ny hafa dia hanaovana didy jadona oe halàko daholo ny tompon-toerana satria anay ny seza zao !
zany oe ohatra fotsiny io nolazaiko fa ny any M/car aloha ny resaka politika tena mbola hafa mahintsiny eee !


15. ravalotgv ( 08/06/2009 07:49)
noue ve manofy eee tsy azo ampitahana ny demokrasia ny any aminareo sy ny eto madagasikara. Ny eto madagasikara izany demokrasia izany hafa ny definition.

izay manana an i sarla no manana ny demokrasia

sniff
tcroufff

ahodino le membo ra sarla fa lanin ny rivotra aaa

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
16. essera ( 08/06/2009 07:50)
un moment donné anie tgv efa tena nilaza mahintsiny oe nisy ny toerana nartokana , raha tsy diso aho aa!

Tsy voaraiko tsara fa oatran'ny tsy tena tonga volana le kozn'lah io fa apio kel wé ?

D momba an zafy s ratsiraka sns, d lasa mijapy sad mampitarozaka dinika fotsin ange. Jereo fa ny napihitsana an Zafy ange efa empéchement ka tokony teo iz d efa nipetraka oe tsy tafa a zany fa tsy nahazo moyenne fa tsy misy idirana d misisika sad mbola mametraka condition... oups

17. tafondro ( 08/06/2009 08:15)
Ny an' iAndry 10 000 euro no lany tao @ toue eiffel , ny an' iObama 300 $ tao @ Mac do ,dia ahoanaizany ? resaka depense publique!! :D
18. rakaroka ( 08/06/2009 13:57)
Mahagaga ihany tokoa aloha rehefa lazaina fa tsy manambola ny TGV hay manana ihany kosa izany izy knou!
Dia ilay teny nataon'i Hasina iny anie tokony nafatotry ny olona tao @ ambassade t@ iny rizareo hoe "tsy tokony ho novaina ny élémentn'ny ambassade par contre kosa ilaina ny "fifanajana", tsy izay anefa ny nitranga,
ka ny korontana mihantsy korontana foana, dia ny niafarany ny mpitandro ny filaminana vahiny no lasa mandamina ny "aferantsika gasy" satria tsy ho haintsika @ izao ny mandamina ny raharahatokantranontsika.
Oui, normalement tsy misy hidiran'ny Frantsay @ afera Gasy fa raha hitondra ny korontana tsy voalamintsika eto @ taniny kosa aloha , dia tsy maintsy haka ny fepetrany koa 'zareo e!
:/
19. patrick2002 ( 08/06/2009 14:14)
tafondro:

Ny an' iAndry 10 000 euro no lany tao @ toue eiffel , ny an' iObama 300 $ tao @ Mac do ,dia ahoanaizany ? resaka depense publique!! :D

fa ialahy angaha no niara nisakafo azy tany ,mavandivandy avao , hoy ndaty izay


20. milamm ( 09/06/2009 00:29)
misy marina ny lainy rodro,ny atanana votsotra ny samborina tsy azo
dia ny merina no voampanga nefa ratsy iraka nandripaka azy ireo ampolo taonany maro tsy asiana resaka tsy nahavita azy ny tanindrana resahanao ry rodro ka aza be resaka satria raha milay izy ireo efa nilamina ny tanana aza avily any |@ merina ny resaka fa ireto tanindrana vasalahy hatrizay 1972 jerena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719