Milamm
Nisy olona tsimerina nitondra teo tside nisy adimbe hotrizao mitsy???
Manina moa nareo no nifidy andr8 olo tsisy fahaizana tsisy inoninona nefa de ignizy lany soamatsara
Rambaolo nanapahaizana no teo de mety tsinisy ady hotrizao satria misaigna izy
Zay mba r8 ve???
Ina moa no nanagadrany any pt tagny elambe nohony fahamefvaigna ny sainy
Ny todra soa izy tao @ faritra misy anay madio ny tanana
tsisy tambataba fa refa tsinahavita asa ravalo de namorona ny tsitokony hoforognina