ANDRY TGV=Tovolahy ny Governemata Vanona

1. sakaymena ( 05/06/2009 16:59)
adala ny tsy manaja ny azy e
répondu par tazia le 06/06/2009 08:45
2. Noue ( 05/06/2009 17:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. ndaty ( 05/06/2009 17:06)
Tsy resaka manaja ny azy sy tsy manaja ny azy io ampelasoa, fa tsotra

19 MOIS hoy izy ny teteza-mita, hisy ny constitution vaovao, hisy ny prezida vaovao.


Ary surtout inviter daholo ny rehetra(ny hery politika sy hery velona) hamaritra ny constitution

19 MOIS HAJAIKO, après OUSTE raha tsy manaja ny teniny, sy mamono vahoaka
4. sakaymena ( 05/06/2009 17:14)
fa hafa koa moa zay tsika tsys mahay a maray e! hainao mana zao ko fa tonga tsy azona atao ly misakana rah zao
ETO TSIKA MINJANJY AZO
5. Noue ( 05/06/2009 17:16)
dia mba evitéo kely ry sakaymena ilay fanoratana goavana be io fa tena mankarary maso eee :^) :^) :^) :^)
6. locl ( 05/06/2009 17:31)
Omaly sakaymena nilaza fa aoka izay ny fifanasana vangy, androany indray manolotra fanasana vangy.

Inona no marina e! Fa raha ny hanaja andry aloha dia tsy misy io, izahy akory tsy hamono na handratra fa ilay hoe izy président dia ZERO
7. sakaymena ( 05/06/2009 17:46)
ka tsy mijanona de aleo rangitina tsra haranidranitra tsara ke
8. sakaymena ( 05/06/2009 17:49)
o ry noue o sao de mba ny fonao no marary fa mody ato hoe ny maso
AO FA ITONDRAKO EAU GLACE asiko siramamy tena ataoko mamy be hono annnnnnnnnnnnnnnn
9. locl ( 05/06/2009 17:53)
ka raha misy dangitra be eo dia anao ny anao ry sakaymena.

Tsy marary fo zany noue
10. sakaymena ( 05/06/2009 17:57)
locl hainao rah marary azy zany volagninao eo io?lol
marina vey ry noue
11. xxx ( 05/06/2009 20:20)
sakaymena; adala ny tsy manaja ny azy noho izany dia hano aza ny tainy
12. sakaymena ( 05/06/2009 20:51)
ha ha ha ha fangah enao io efa nihinana ny anDR8 mianakavy
de manao ahona kay ny tsirony ta yndreo
13. xxx ( 05/06/2009 20:55)
sakaymena; ny dinika zay hidiranao rehetra dia mampite handoa daholo poa poa ny hevitra alefanao mihintsy no mampiaoka
14. sakaymena ( 05/06/2009 20:56)
tsy rarahako ze filazanao fa ny anao aza maimbo ke
15. xxx ( 05/06/2009 20:59)
ary soloy lay sary fa ratsy be mampanofy ratsy
16. sakaymena ( 05/06/2009 21:19)
de manofisa ratsy zan fa io tsy soloko zany fa tsy ze tinao ko no atao eto e
17. xxx ( 05/06/2009 21:27)
Tsy fantatra ntsony ny miteny ny an'i sakay fa maimbo vava sy vody fa zavatra fisasa anie reny é,tandremo fotsiny le tanàna misy sakay
18. sakaymena ( 05/06/2009 21:39)
refa tsy mataty ndan mipitsika ery fa tsy mivovo eo e
19. xxx ( 05/06/2009 21:55)
sakaymena ndehana @zay woa fa efa miandry anao koa andywiwi fa toa miaraka tsara ny tadidonkanganareo korazy izy fa tonga i sakaymena midorehitra menamena be avy nianika nga zato izy
20. sakaymena ( 05/06/2009 21:59)
bavinao asaina mande ho zah amnao fa ko izy tsy mety alefaso mamanao; fangah zany asanareo azty amnay aza mbo misy masoandro ke nenareo mkil
hitako am toetsainao io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715