ANDRY TGV=Tovolahy ny Governemata Vanona

21. xxx ( 05/06/2009 22:06)
Misy masoandro angah no betsaka any
22. fijo ( 05/06/2009 22:06)
aleo izy mb ahirediredy eo,fa tsy aharitra anie e,
23. sakaymena ( 05/06/2009 22:08)
ary nareo no mandrangitena ry fijo a ary zay no tetaviko eto handrangitra anreo zanaky dada io hoe hatraiza marina ny toetsainareo ten mahamenatra
24. xxx ( 05/06/2009 22:09)
SAKAYMENA VALIO LE HEVITRA FA AZA MIADY AMAN4 OLONA ISE
25. sakaymena ( 05/06/2009 22:12)
zah tsy miady zany tanao mamaly zay lazainao zah za tsy miady tsy hainay zany kefa ianao nge nandrangitena teo e
26. xxx ( 05/06/2009 22:28)
vehivavy tsy manaja tena io ve ,aleo ampiritin'i xxx ao
27. sakaymena ( 05/06/2009 22:33)
ko ra tsy bordel toa ano ah ko apiritiho am bavinao ho zah amnao
28. xxx ( 05/06/2009 22:34)
efa hita fa bordel leity io @ fomba firesany a
29. xxx ( 05/06/2009 22:46)
bordel zato isanjato io ary le mpandray tsy raisina ireny
30. endrika01 ( 06/06/2009 03:42)
Salut doly an ! Mba mahamenatra iany ny fomba famaly dinika hotrizao,matoa misy ny dinika apetraka; dia mila fanohanana io zay,na fanoherana, na fanazavana,ny hevitra no hampiadiana fa tsy ny mpi-forum,ka matoa mametraka dinika,dia mahazaka tsara ny hamaly ny hvt aroso eo,ny mpamaly dinika iany koa tokony hahalala tsara ny faritra tsy azo aleha, dia tsy inona izany fa ny vie privee ny namana raha tsy hoe nametraka dinika manokana momba ny vie privee-ny izy ho tsikerana. Ny tokony ataony Sakaymena zao de manohana anle dinika napetraka. TGV=tovolahy ny governemanta vanona dia mety maro no tsy mahalala we iza i TGV hazavao, tovolahy ohatra we vao tsy ela izy no nankalaza ny anniv ,zao taona izy zao. adala zay tsy manaja ny azy hazavao ny tianjy hahatongavana,mila manana porofo hoenti-manohana izany,sy hamaliana ny tsikera arosony namana,resaka diplomatie zany ny tiko holazaina.Hoantsika rehetra zay fa tsy hoany Sakaymena irery (l)
31. tazia ( 06/06/2009 08:45)
Raha zaho manokana aloha de tsy makasitraka aniandry hitodra eo fa anga refa tsinavela dr8 hivady amizanany izy dezao ro iafarany hahaha
mapalahelo ny toetsaitsika gasy :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1051