TSY AFAKA MILATSAKA INTSONY RAVALOMANANA !! VITA IZY !

1. andrywui ( 05/06/2009 15:44)
Tsaratsara angamba raha mba olona sy antoko misaina ihany hianareo ry TIM de ny mamorona na mamolaka na mijerijery olona mba metimety ratsy eo hasolo an'i dadanareo!!
fa raha ny logique entin'ny Fitondram-panjakana izao de tsy misy chance sy herijika hidirana amin'ny election prez zany ngah iny !!
be no efa manandra-tena azo harotsakareo eo amin Magro eo e! i Yves Aimée zao iny (tatsimo mety be!) maninnnn ry reto raha iny karakaraina fa toa mba mahatohitra ambava an'i charles izy iny a!
répondu par ragonza le 07/06/2009 18:47
2. andrywui ( 05/06/2009 15:46)
manakenda azy daholo ny zava misy réel mitranga rehetra e !

na izaho aza mba nangoraka kely azy oe " --tena hiverina amin'ny asako taloha ndray aho izany !!Soary a!"__
3. Noue ( 05/06/2009 17:03)
andrywui:
manakenda azy daholo ny zava misy réel mitranga rehetra e !
iza leisy zany daholo zany??


4. locl ( 05/06/2009 17:28)
Ny tena mampihomehy ahy @ ity andrywi ity dia ny fanenjehany andravalo nefa ny TIM tsy mba manao izany an' andry fa maniry dia maniry azy mihintsy ny hilatsaka mba hitsaran'ny vahoaka azy.

tena hita be izao hoe mangovitra be raha vao misy Rav8, dia harary fo eo hianao fa izy indray dia tsy maintsy milatsaka, izy rahateo moa no filoham-pirenena ka azy ny safidy farany.
5. cyril ( 05/06/2009 19:59)
Ka i R8 anie efa nolazain'i andrywui teto nanendy ny mamany é
6. sakaymena ( 05/06/2009 20:05)
rehefa fitondrana no voatohin ny fanonganana amiko dia tsy azo ianteherana zany amiko manokana aloh iny esatri aleo halan andriana toy zay halambahoaka ka vahoaka no maro anisa nanaongana azy fa tsy ABDRY rery akory d efa vandana zay amiko
7. Noue ( 05/06/2009 20:13)
sakaymena:
ABDRY



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. sakaymena ( 05/06/2009 20:17)
hehe dre hainao ngeh ny tiko ho soratana teo e
ANDRY RE
9. xxx ( 05/06/2009 20:20)
Sady tsy mahazo dinika ty no miboredika ,ndàna miporna any fa efa tsy avotra :-D :-D :-D de asio sakay
10. xxx ( 05/06/2009 20:38)
ty andrywui ty koa no tena mahagaga ahy lehilaly lehibe efa fotsivolo-javatra ny fahitako azy @ sary nefa mbola tsisy saina ihany fa manao fisainana foza orana dia nipoitra avy aiza koa ty sakaymena ty fa ohatra ny manao lohana mapmé be zany
11. sakaymena ( 05/06/2009 21:21)
ary ianao nipoitra taiza ny anao tsy hainao fa ny hafa tsingolohana ;mahamenatra ny toetsainao tongava naisa
12. xxx ( 05/06/2009 21:29)
sakaymena =andrywui
tambawak dondrona mitovy ihany :-D :-D :-D
13. xxx ( 05/06/2009 21:34)
volazanao ry xxx fa i sakaimena nge ka mitsaingoka fontsiny fa tsy azon' ny sainy izay eo e! te hoe izy izany, i sakaymena kandra hafa mihintsy no hainy efa kopy ianao
14. sakaymena ( 05/06/2009 21:36)
aza afindra aty amnay ny pesta sy ny areti tsainao ry xxx fa be loatra ngah ny math vitanao ko mitady hipitsoka razoky zany
refa tsy manakambara de akombono ny vava
15. xxx ( 05/06/2009 21:44)
tsy razoky aho ry sakaymena ianao no tantine mitomany ho tanora e! miandry ny kilonga any tanana fa modia @zay
16. sakaymena ( 05/06/2009 21:56)
hitako manao sain janza mandrapak ta yn ako
17. fijo ( 05/06/2009 22:09)
matahotra ny hilatsahany indray ny tgv an
18. xxx ( 05/06/2009 22:11)
MODIA @ ZAY FA AZA VARIANA ETO
19. sakaymena ( 05/06/2009 22:13)
za io any ro ka andragnoko e ambaranao hody aia koa
20. xxx ( 05/06/2009 22:29)
mody amin' ny valinao amanjanakao any saroh, fa enao izany variana mikil aty ivelany fontsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3814