TSY AFAKA MILATSAKA INTSONY RAVALOMANANA !! VITA IZY !

21. xxx ( 05/06/2009 22:30)
akaymena ndaty andrywui reo é,samy marary saina
:-D :-D
22. patrick2002 ( 05/06/2009 22:52)
zah kosa aloha tsy d`accord aminy hoe tsy tokony hilatsaka intsony Ravalo ,avelao hilatsaka dia ho hita eo ,iny koa ve moa ho lany eo ,ary raha lany dia izay izany no safidiny vahoaka ,io olona tsy avela hilatsaka io vao maika ny vahoaka manembona azy ,jereo ohatra Pierrot Rajaonarivelo ,nefa aiza i Herizo razafimahaleo ,nahazo alalana hilatsaka foana fa eh eh eh 3% sisa niafarany.
23. bazylou ( 06/06/2009 22:45)
dia hilatsaka izy dia hanohy le rovakely eny imerikainina ve ?? loooool :-D :-D :-D :-D aza mandrevy e!!
24. ragonza ( 07/06/2009 18:47)
tsy mahazo milatsaka ahoana e! tsy mbola misy fanjakana any dago raha tsy ra8 no miverina .rediredy daholo ny fitsarana sy resaka ataon-dry TGV sy ny firongony.tsisy lanjany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2363