Hangala-pihinana aho an'ny Reny rehetra

1. RATOVOARY
(
05/06/2009 06:13)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music
Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-*
Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-*
répondu par rakaroka le 07/06/2009 12:04

2. fahamarinana
(
05/06/2009 06:23)
:arrow: Mamerina ny fisaorana Zandry na dia efa vitako tao am com tao aza e!Mankasitraka be !.... :-* :-* (l)

3. ari.malala
(
05/06/2009 12:31)
Merci bcp nahatsiaro d miarahaba ny reny rht ao @ fianakavianao iany koa :) d miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera iany koa :-* mahavità b daolo @ adidy tsy maintsy iantsorohana @ fitaizana sy ny fanabeazana :-* :-*