mampalahelo le tim e!!

1. bazylou ( 04/06/2009 22:30)

Mitady raharaha, izany no tena hoe mitady raharaha manaratsy an'i lafrantsa reny malala. Tsy hahazo carte de sejour intsony.Tsy hekena ho dokotera intsony Ho esorina daholo ny licence isan-karazany: Ho an'izay mbola tsy vazaha taratasy. Izany no hiafaran'ireo Tim kely ao Marseille. Ataon'ny olona saribakoly fotsiny.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par andrywui le 05/06/2009 09:53
2. rakaroka ( 04/06/2009 23:00)
Ny ahy ry Bazy ny mbô tsa azoko :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O D'accord aho raha ireo gasy mpamboly sy mpiompy any tanàna izay vitany soaman-tsara tsy miankina @ vazaha ny fiainany, fa ireto gasy eto Frantsa manenjika sy "MANKAHALA" fatratra ny Frantsay anefa mijanona misitrika eto ihany no tsy voako, raha manak'ambo 'zareo , tokony mody! Tena tsapa hoe mpitari-bato vilam-bava , hafa ny lazaina ary hafa ny atao, dia manala-bara-tena ftsn!
3. tafondro ( 04/06/2009 23:12)
bazylou:


Mitady raharaha, izany no tena hoe mitady raharaha manaratsy an'i lafrantsa reny malala. Tsy hahazo carte de sejour intsony.Tsy hekena ho dokotera intsony Ho esorina daholo ny licence isan-karazany: Ho an'izay mbola tsy vazaha taratasy. Izany no hiafaran'ireo Tim kely ao Marseille. Ataon'ny olona saribakoly fotsiny.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D


Mahandrasa kely fotsiny Bazylou fa efa andalam- pivoarana ilay fisehoan-javatra.

:idea:
4. essera ( 05/06/2009 04:37)
Tsy hoe mitady raha2 fotsiny ry bazylou fa efa hatram nandroahana ny ambasadera frantsay teto ange d efa aretina tadiavina ireny. Tsy tia mitodika am Frantsa le8. Tsy fantany na hodiany tsy fantatra hoe :
- Firy ny gasy mivelona any Frantsa ?
- Firy ny frantsay mivelona eto Mcar ?
5. andrywui ( 05/06/2009 09:53)
zavatra tsy saina tsony ny azy no misaina fa ny V.....

--reo TIM ireo mihitsy no tena tsisy lohany e Vodiny daholo !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1306