HETRA NIAKATRA
1. naritsimba
(
04/06/2009 09:55)
Hoy hery atsy @ ilay hoe Fampandrosoana ny eny ambanivohitra:
Somary variana aho @ ilay hevitra nosoratan'ny TEGEVE ao ambadika ao hoe: HETRA HO AN'NY BIZNA.
Tsy mitovy hevitra mihitsy ange ianareo mpanohana ny ara-dalàna izany eh!
i hery manoratra tatsy ambadika tatsy fa:
I TEGEVE indray manakiana ny fampiakarana ny Taxes d'Importation, eo dia misy tsy fitovian-kevitra, ary hahatsapako fa mitovy hevitra amiko ihany izany i hery, fa saingy ilay tsy fitiavana an'ilay zandry kely vao 35 taona mihitsy no tsy zakan'ny vavonin'ny sasany sy masaka ao an-tsaina. Dikan'izany dia tsy voataiza ara-poto-kevitra mihitsy ny mpanohana ny tsy ara-dalàna izay terena fotsiny ho ara-dalàna eo imolotra.
Ny tena tsara dia mila mianatra mahay mihaino sy mijery ianareo fa tsy vitan'ny beloha fotsiny io, izay no efa nahavoa an'i dada dia mbola tohizana ihany, io fanaovana be marenina sy solomaso mainty io.
Aoka @ izay ianareo miandry an'i dada mba hifanaraka tsara aloha @ izay tena hevitra mazava tsara tokony ho lazaina sy arahana.
Hita izany ohatra @ kabary eny Ankorondrano, ao ny milaza fa tsy hifampidinika raha tsy tonga dada, ao indray ny sasany mandeha mifampidinika fa mody misitaka manararaotra ny tenin'ny ingahy Ratsiraka, saingy indrisy fa dia tsy hivakian'ny olona loha, fa aleo hisitaka dia ny olona manapa-kevitra, izay tsy fitovian-kevitra izay no tena olana, ao koa anefa ireo izay hita hoe manan-tsaina dia manohy ny asa soa any @ faritra misy azy satria efa mitsinjo ny fifidianana hoavy dia ny solombavambahoaka, fa tsy miziriziry sy mandany andro etsy @ Magro. Ny ahiko dia hihena am-pitoerana ny kandida hirotsaka @ anaran'ny TIM @ izay fifidianana ho avy eo, efa betsaka ihany mantsy izay Maire TIM niongana izay fa nagala-bato.
Izay indray aloha eh!
[ampiakariko kely ilay dinika]
Anisan'ny zavatra himatimatesanay ka nahatonga anay tapa-kevitra ny hiroso amin'ny fifidianana manaraka io dia ny fanatsarana ny ambanivohitra indrindra indrindra. Tsy politikan'ny te hahazo vato fotsiny izany, satria na dia mbola tsy teo amin'ny fitondrana aza izahay dia efa izany no nataonay. Ohatra mivantana ny natao tamin'iny faritra atsimo andrefan'ny nosy iny, momba ny fanomezana rano, sekoly, sy fampianarana ny mponina hahay hampiasa ny herijika eo amin'ny faritra misy azy (fahafahana mamboly na dia kely rano). Toa izany koa izay efa nataonay tamin'ny faritra afovoany andrefana sy ny mbola hataonay any amin'ny faritra atsimo atsinanana.
Aoka izay ny fanaovan'ny renivohitra ampihimamba ny toekarena. Fahefana goavana ny fananan'ny tantsaha tany hamokarana sy biby fiompy kanefa matetika dia izy ireo indray no tompony mangataka hatony.
Koa mba hanatanterahana izany dia hofoananay ny fisian'ny mpanera ofisialy maro be eo anelanelan'ny mpamokatra sy ny mpanjifa ka mahatonga ny vidim-bokatra hidangana be sy mampihena ny vokatra lafo.
Hohamafisina sy homena lanja kokoa ny koperativa mba hampihena na hanafoanana ireo mpanera ireo.
Hampiakarina ny haba momba ny sakafo voavoatra izay nafarana avy any ivelany.
Mbola hiaraka aminay hatrany ianareo? Hoporofoinay fa mahavita tsara lavitra noho izay nifanesy teo izahay ho fanandratana ny tanindrazana.
Efa miparitaka eny ambanivohitra eny izahay amin'izao fotoana izao. Miainga avy any ifototra, ary asa fa tsy kabary.
Somary variana aho @ ilay hevitra nosoratan'ny TEGEVE ao ambadika ao hoe: HETRA HO AN'NY BIZNA.
Tsy mitovy hevitra mihitsy ange ianareo mpanohana ny ara-dalàna izany eh!
i hery manoratra tatsy ambadika tatsy fa:
Hampiakarina ny haba momba ny sakafo voavoatra izay nafarana avy any ivelany.
I TEGEVE indray manakiana ny fampiakarana ny Taxes d'Importation, eo dia misy tsy fitovian-kevitra, ary hahatsapako fa mitovy hevitra amiko ihany izany i hery, fa saingy ilay tsy fitiavana an'ilay zandry kely vao 35 taona mihitsy no tsy zakan'ny vavonin'ny sasany sy masaka ao an-tsaina. Dikan'izany dia tsy voataiza ara-poto-kevitra mihitsy ny mpanohana ny tsy ara-dalàna izay terena fotsiny ho ara-dalàna eo imolotra.
Ny tena tsara dia mila mianatra mahay mihaino sy mijery ianareo fa tsy vitan'ny beloha fotsiny io, izay no efa nahavoa an'i dada dia mbola tohizana ihany, io fanaovana be marenina sy solomaso mainty io.
Aoka @ izay ianareo miandry an'i dada mba hifanaraka tsara aloha @ izay tena hevitra mazava tsara tokony ho lazaina sy arahana.
Hita izany ohatra @ kabary eny Ankorondrano, ao ny milaza fa tsy hifampidinika raha tsy tonga dada, ao indray ny sasany mandeha mifampidinika fa mody misitaka manararaotra ny tenin'ny ingahy Ratsiraka, saingy indrisy fa dia tsy hivakian'ny olona loha, fa aleo hisitaka dia ny olona manapa-kevitra, izay tsy fitovian-kevitra izay no tena olana, ao koa anefa ireo izay hita hoe manan-tsaina dia manohy ny asa soa any @ faritra misy azy satria efa mitsinjo ny fifidianana hoavy dia ny solombavambahoaka, fa tsy miziriziry sy mandany andro etsy @ Magro. Ny ahiko dia hihena am-pitoerana ny kandida hirotsaka @ anaran'ny TIM @ izay fifidianana ho avy eo, efa betsaka ihany mantsy izay Maire TIM niongana izay fa nagala-bato.
Izay indray aloha eh!
répondu par milamm le 04/06/2009 23:07
2. ifiona
(
04/06/2009 10:31)
tsotra anie zany ry naritsimba e, efa nolazaina efa ela fa io hoe "mpanohana ny ara-dalàna" io misy ny mpanara-dia an'i Ra8, misy koa anefa ny tsy tia an'Ra8 saingy hitany fa tsy misy ilàna azy zay TGV e! ary zay no mahafinaritra amin'io hetsika io hoe mampikambana olona tsy voatery mitovy hevitra, kanefa ny hevitra hikambanany kosa dia ity: tsy mila TGV! tsy dia mahagaga noho izany, ny fisian'ny "tendances" samihafa mikambana ao anatin'io hetsika io ( ny sasany mangataka ny fiverenan'i Dada, ny sasany mangataka ny hisian'ny fifidianana aingana dia aingana fotsiny), mety misy zavatra mifanipaka indraindray!saingy mahay mifanaraka foana ireo rehefa mitovy foana ny tanjona e! ohatra io lazainao io hoe ny sasany mandeha manao négociations. Tsy manakana n'inona n'inona anefa zany fa ny foto-kevitra iraisana tsy miova e! tsy mila an'io tgv io
3. naritsimba
(
04/06/2009 10:45)
ifiona> ohatran'izany koa ange i hery sy fijo eh, ny iray tsy mpino ny iray frera niala, ary ilay tohanana moa iza tsy ra8, dia ahoana moa no hitovian'ny hevitra @ zany. Hoy ny fitenin-ny sasany izay hoe: Inona moa no idiran'ny vitsika @ Petrole?
Aleo fa miha miseho ihany ange ny tena ao an-tsain'ny tsirairay eh, ary miavaka tsara ny nofony sy ny taolana, ny vary sy tsiparifary, aleo iaraha-mahita eo e!
Ny tena hita sy tsapa ange dia hoe: mody hoe ara-dalàna no lazaina nefa ny tombotsoa very @ maha tsy eto an'i dada no mampalahelo an'ireo olona ireo, angamba lasan'ny dada daholo ny vola, dia tao koa ny nomena an'i Manandafy nefa nanaovan'ny Manandafy cinema dia efa nampiriminy tsara, rehefa mivoaka izy izao dia hilaza fa aleo @ izay aho hijanona tsy hanao politika, dia samy miala zanako hoy mopera. Tsy mahalala an'i Manandafy marina mantsy ko! Efa nisary zoro tany @ TGV mantsy saingy tsy nisy vola tany dia io lasa any Mantasoa io no niafarany.
Izao Ra8 tsy ho tafaverina mihitsy fa notodin'ny nataony, Haute Cour de Justice tsy nisy nefa notsaraina Ratsiraka sy ny forongony, izao ianao ihany no nifoterany, tsy maintsy ho tanteraka ihany ilay soso-kevitro fa tsy ilaina ny Haute Cour de Justice izany fa aleo azo toriana foana na iza na iza rehefa manao ny tsy mety.

4. hery
(
04/06/2009 10:54)
Tena tsy mitovy hevitra amin'ny eny @Magro mihitsy aho ka... raha tsy izany aho dia efa nidradradradra hoe avereno ho Prezidà foana i dada.
Izaho dia miantso ny hamerenana an-dRavalo, fa tsy ho prezidà tahaka ny naha-prezidà azy teo aloha, fa prezidà miaro ny fiandrianam-pirenena tahaka an-dRatsiraka t@ 1991 fotsiny. (Jereo fa izay no soso-kevitra efa narosoko hatry ny ela be teto amin'ny serasera). Amin'izay fotoana izay tsinona dia afaka miroso amin'ny tetezamita ara-dalàna isika, teteza-mita eken'ny rehetra, hatramin'ny communauté internationale.
Dia izay dia mahafaoka ny fanontanian'i naritsimba rehetra. Tsy mitovy hevitra momba izay fijery ny hitantanana ny firenena izahay sy i TEGEVE, satria izaho manana kandidà hotohanana hafa.

5. andrywui
(
04/06/2009 14:57)
Tena tsy mitovy hevitra amin'ny eny @Magro mihitsy aho ka... raha tsy izany aho dia efa nidradradradra hoe avereno ho Prezidà foana i dada.
de voaporofo amin'io zany fa hoe tena neutre be mihitsy i ramosé ?? ha ha ha ! garabola otran'i Penguin ve ny bandy ka omena gouter de mipirina e !
Dia izay dia mahafaoka ny fanontanian'i naritsimba rehetra. Tsy mitovy hevitra momba izay fijery ny hitantanana ny firenena izahay sy i TEGEVE, satria izaho manana kandidà hotohanana hafa.
maranitra mihitsy ramosé ty kah ! mahita ho tenenina ngah e! miaiky aho ry ngah TIM mpiaro ny ara-dalana a!
fa ny Faminaniana nataonao iny ihany no tsy zakanao !!
--hirodana ve ny HAT amin'ny alatsinainy ?? ha ha ha !!
--HOY I HERY TAMINZAY FOTOANA IZAY :
--SAHY MIFANAMBY AMIN'I ANDRYWUI AHO!! TY AHO ETO FA AFAKA TELO VOLANA KATROKA DE HIRODANA IO HAT IO !!
TSY MIHOATRA AN'IO ARY TSY HANDRAY KARAMA NY MEMBRES NY HAT NY ANTONY HIRODANANY !!
--SAHY MIFANAMBY AHO ARY MI PARI FA EFA HITAKO MIHITSY IZANY ZAO (zay no nahatonga le hoe Faminanian'i hery !!))
de ahoana zao ????
Tsisy tsiky !!
6. fijo
(
04/06/2009 20:05)
naritsimba,i ramaroson mandefa miaramila mandroba eny nanisana,i "cemgam"fosika tonga teny antoeranaary sosotra fa tsy nahalala akory ny fandefasana miaramila teny.
mitovy fisainana ve ny ao amin'ny mpanongam panjakana ao??????
ary moa ve mba mahalala izany hoe mihaino ny vahoaka izany ireo HAT ireo?????sa efa miadana be ny vahoaka izao aminy????lafarinina lafo,mofo zara raha misy;ny menaka efa tsy hovoavidy.milamina tsara ny fiainan ô.10 000€ kosa ny kaly indray homana ve tsy hilamina e.mandrezatra ny vahoaka avy eo

7. milamm
(
04/06/2009 23:07)
ilay resaka cemgam de tsy nisy hafa ny niseho teny Ambotsirohitra ny 07/02/09 io ry fijo a,ka na i Ravalomanana aza tsy tonga saina hoe voasolo na efa voavidy nge ireo EMMONAT teny e,fa ny tsy mbola voavalin'i tgv ireo sy andry dia nahoana no tsy nisy nanao lohaharana teny ry zareo nitarika t@ io andro io ????
ny hany azoko ambara fotsiny araky ny lalana fototra ekonomika na finansy erantany dia tsy fanao izany mampiakatra hetra mampihena ny fahafaha mamokatra ao anaty krizy izany nefa ireo kely ananany vahoaka no alainy tgv aminy rehefa tsy nahazo famatsiana vola tany ivelany,dikany tsy hanampy fa handroba ny any anaty paosiny vahoaka avy hatrany ireto babakoto tgv ireto fa mila aseho masoandro ary entina any @ fitsarana ny zon'olombelona ao anatiny firenena mikambana erantany maha mpdray anjara an'i M.kara hatrizay
aleo hiharihary ny marina sy ny ara-drariny